Fisiana!

21. rakaroka ( 15/04/2008 16:03)
Cutie,
'zaho io a, olona faran'ireny tsotra be ireny. Heu...matetika aho no manao vankasy tany ambanivohitra taloha dia mihanina izay misy iainan'ny olona. Nisy fotoan'andro efa niara-nivarotra anana tamin'olona aza aho (anefa tsy fanaoko izany) fa noho ny souplesse fiarahana amin'ny olona. Fa indrisy. raha mbô azo notsorina moa 'ty fiainana?...Ny fitadiavana izay tena "vraie orientation anie" tahaka ny mila maximum d'initiations aloha vao maha-detérmine izay vraie "choix" ary raha atao aza hoe fantatra ny choix:"afaka mihanina amin'izany ve ankehitriny manoloana ny mondialisation? Ny "blem" anie ohatra izao ny ozinina maro nikatona anefa ireo mpiasa bala tokana, dia ahoana? Namana maro aza efa manao asa roa hafa noho tsy "fiabilité"n'asa amin'ny délocalisation. L'avenir ça se prépare, fa io moa dia samy mandeha samy mitady izay mahasoa ny tsi1/1.
22. cutie ( 15/04/2008 17:34)
rakaroka
haiko zany ka. Fa ny tiako ahatongavana we hazakazaka ny fiainana, ary tiana henjehina sy harahina daholo ze mipoitra rehetra eo, hany ka lasa tsy misy meaningful tsony ny fiainan'ny oul fa efa lasa ohtran'ny machine sisa. Ka io moa tsy azo hifanomezan-tsiny fa fitadiavana koa ny fiainana e :)
23. rakaroka ( 15/04/2008 17:56)
Ilay izy koa anie ny tena "punch" amin'izy ity dia ny fahaizana mametraka ny maha-izy "anao" ao anaty ziogan'ny rafi-piaraha-monina.
Tsssssss!!!!!!!!!!! maaaaaaaro be mihitsy no voatery manarak'efa ny tsy talentany na ny tsy tiany satria tsy maintsy mivelona.
Ny ny "hafa" noho izay indray ilay mandreraka BBBBe koa dia ireo mitozo ny "passion-ny tsy am-piheverana ny hafa intsony : ka 'zay koa no vao niha nahabetsaka ny zavatra atrehiko, satria ny hafa tokony hiatrika izany,
tsy nahaefa donk il fallait qu'on assume irery ny tokony hisy, sinon lasa
"néant" lé fisiana, dia mandringa avy eo, et tant qu'on est encore en vie dia manararaotra izay possible. Fa na izany aza il fallait vraiment "trier" hoe inn ny prioritaire? inn no supprimer-na tsy hary ho araka daholo, !ndrindra misqy foana ny mise à jour.
SSSSSssssss té hiaina eo knou :-D :-D :-D . J'aimerais bien hoe misy film hijereko ny fiainako :-D :-D :-D :-D
24. cutie ( 15/04/2008 18:05)
you got it right rakaroka :)
zay le we ny maha "enao anao" alou fantarina vo afaka mi-s'adapte @ fiaraha-monina. Tokony we inona no azo atolotro sy azoko atao , sy zakako fa tsy ny mahamaika ny handray ze rehetra atolotra anao eo :-D de lasa misavoritaka refa veo, mitady lalan-kaleha efa trop tard :-D
25. rakaroka ( 15/04/2008 18:55)
Ka ny "manahirana" amin'izy ity mantsy dia ao anatin'ny "tontolo anie no hanefenao ilay maha-izy anao e. Donk raha ny marina tu ne peux pas hoe hiolonolona!
faharoa tsy hain'i toi ny fanapepoana crâne mianjady tahaka ny hoe : "ny fisainana toa izany" tsy mihoatran'Itsilasalavitra, rahateo iharan'ny tsindrihazolena ny fihaninana fotsiny amin'ny horizon kely. Tahaka ny hoe tsy mahatsinjo lavitra, dia voatery mikaroka izay mety sy mahasoa sy izay mba "assise" ohatra na dia fantatra mazava aza fa mandalo ny fiainana
26. cutie ( 15/04/2008 19:06)
ekeko zany ka, tsy maintsy miaina ao anatin'ny fiaraha-monina, fa ilaina koa anefa ny fahaizana mi-s'adapte @ fiaraha-monina. De eo @ zay no ahalalana ny fahaizana mifidy sy mandanjalanja ze tokony ho metimety @ fiainana e :)
keep life simple, consume less, mety ho possible ihany :)
27. fijo ( 15/04/2008 21:58)
taratra le feeling "SDF" ,ary le tonony milay.
28. naughtyboy ( 17/04/2008 16:28)
tsara le vazo fa ny akafiziko koko de "zany vavakay" mafinaritra ny fijerinareo 2 reto rakaroka sy cutie ,tsy lavitra anzany ko ny fihevitro fa ampiko fotsiny le fahendrena malagasy oe ny eritreritra ihany no mamosavy zany oe ny tsy misy ihany no tadiavindraolombelona na omena azy daoly aza zao tontolo zao :°) efa tandra vadinkoditra
29. fijo ( 17/04/2008 21:12)
izay dia tena marina mihintsy
30. rakaroka ( 18/04/2008 16:17)
Ny tena "dange" anie hionona amin'ny masontsokina ve?...."Izay tsara vatsy hoy ny 'ntaolo no lasa lavitra. Ary ilay tsy fahampiana "bagages na savoir na "connaissance" hoenti-miatrika ny fiainana anefa mahakely vintana izany.
Raha mba tera-tany Anglisy ohatra, na hionona amin'io teny io aza mba be ny mampiasa izany eran-tany, fa raha ny fahaizana teny gasy ohatra no hiononana: tsy mitovy . Koa ny any Dago ihany no mahalala izany. Dia mi-limite ny seha-pifandraisana sahjady.
Et ny fitozoan'ireo vazaha amin'ity aretina tandra vadik'hoditry ny fikarohana:
isan'andro manao mise à jour amin'ny Hi-tech :-D :-D :-D mandreraka ihan ny manaraka ireny anefa dia mahalasa lavitra izay tany mizotra ho amin'izany.
Dia nisy namana nivolana hoe raha reporté-na eo amin'ny repère matematika hono ny "fandrosoan'ny vazaha": raha atao hoe mitovy ny andro iaingana (origine de repère) dia eo @ X=1 jour Y=1mm ny fandrosoan'ny gasy ; 1km ny an'ny vazaha: trôp lé estimation :roll: :wink:
31. cutie ( 21/04/2008 15:48)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 18-04-2008 18:17:09
Lohateny : Re : Fisiana!
Ny tena "dange" anie hionona amin'ny masontsokina ve?...."Izay tsara vatsy hoy ny 'ntaolo no lasa lavitra. Ary ilay tsy fahampiana "bagages na savoir na "connaissance" hoenti-miatrika ny fiainana anefa mahakely vintana izany.

ny fahaizana mitantana ny eo am-pelantanana ka sy ny fahaizana mampirindra azy @ zava-misy fa raha enjehina daholo ve zao rehetra zao, tsy ho very eo :-D
32. naughtyboy ( 21/04/2008 17:20)
misy fahamarinany bedabe zany koziny cutie zany ny tsy mety manko le teknikany ao ambilia tsy lany ny any ambilany takarina .. :-D fa mitombina be ko ny voalazany rakaroka mapatsiaro le fiteniny A.Einstein " knowledge is a power "manampy bedabe @ fiainana
33. cutie ( 21/04/2008 18:38)
hihihihihiihi
ie. Ka zay le lazaiko we atao mirindra @ zava-misy le zavatra takarina :-D
Raha resaka fahalalana ilaina @ fiainana ve moa mampanin ny hanakatra azy :-D
34. cutie ( 21/04/2008 18:44)
ny tsy mety nge ry naughtyboy we te ho "somebody" ny oul iray, de takarina daholo ze zavatra mety ho "somebody" azy nefa ny pble avy eo lasa tsy voafaritra tsony we in daholo no tratrariko hahafeno an'le maha "somebody" ahy:-D
35. rakaroka ( 21/04/2008 19:37)
Ny tena "blem" anie dia efa lavitra BBBbbbbe ny homme de caverne sy ny préhistoire ny fianantsika ankehitriny. Tamin'izany toa vitavita ho azy na hioty sy hihaza fa ankehitriny 'ngaha possible loatra intsony! Tssss raha tsy manana "baoritra fotsiny" dia efa tsy considérén'ny structure maaaaaro koa.
manginy fotsiny ny sehatra hitafana sy hi-testé-na ny culture général-nao.
Zavatra maro ireo sehatr'asa mitaky ny "connaissance maximum" mba ahazoana maka "bonne décision en connaissance de cause" fotsiny ohatra!
Matetika anie tsy mifatra amin'ny fahalalana ny sehatr'asa, fa takiana mihoatra ny fahalalana ahafahana mampizotra tsara ny asa. Misy exagération izeany anefa dia hananana "sureté" :?
36. cutie ( 21/04/2008 19:42)
hihhihihihihi
sarotra ny miaina :-D
37. cutie ( 21/04/2008 20:34)
ndraso alou hindramina kely ny hiran'i melky :-D
http://es.youtube.com/watch?v=MbymwmAMQnM
38. naughtyboy ( 22/04/2008 16:18)
cutie>efa voalazanao etsy aloha ny valiny oe ny firindrany ny mahaizy anao @ manodidina sy ny zv ilainao ho takarina de mamaritra sahady ny atao oe"somebody "
ny feno tsy hisy akory fa ny ampy ihany takarina defa manja :wink:
39. cutie ( 22/04/2008 17:25)
ka le tsy mahalala onona ny pble koa :-D
40. niryna ( 22/04/2008 17:34)
rakaroka:

Mba mahaliana ity "clip":
http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531
Ahoana ny hevitrao?....

misaotra nizara e


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444