soloy teo le io fa tsary mamely ee

1. bazylou ( 12/04/2008 19:45)
mbola pira noho i deba ilay io..
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 00:01
2. Zina ( 12/04/2008 23:50)
ho soloina an'i bazil zany :-D :-D :-D
3. Jeankely ( 13/04/2008 00:49)
Tsy miala io na pira na pooree
4. ainaheri ( 13/04/2008 06:42)
Mitovy doli zay mahazo toerana eo klé,d ho solona an'iza ary???
5. Jeankely ( 13/04/2008 06:50)
Efa hoe ny vorona andanitra asio sira fa hena matavy.
6. xxx ( 14/04/2008 12:42)
mampalahelo ahy ny mahita gasy mitovy amiko mitsindroka zôridira mba hohanina,
mampalahelo ahy ny mahita marary any @ hôpitaly maty tsy fidiny noho ny tsy fananana vola hamidy fanafody,
mampalahelo ahy ny mahita ny Ray aman-dreniko manafina ny volakely pension-ny nilaharany hatramin' ny 03ora maraina sao lasan' ny mpangaro-paosy,
mampalahelo ahy ny mahita @ gazety fa i Madagasikara dia firenena faha-3 alohan'ny farany mahantra indrindra

... [ mampalahelo ahy dia ny ilay hira hoe : ombakomleôô, ombakomleôôô (pub orange)] (mba asiana pub kely kosa eh!!!)

... tohiny
fa ny tena mampalehelo r' izy mianakavy dia tsy afaka ny hiteny izany intsony eny amin' izay toerana tiako hitenenana an' izany aho, satria hono mamoaka "secret d' etat" ka tsimaintsy samborina.


7. todisoa2 ( 14/04/2008 14:21)
zay eo d pira avokoa. Antsoy i Mailhol!!!!!
8. ronaldo09 ( 15/04/2008 07:52)
xxx :Mijoroa ho lehilahy fa aza matahotra ,miala avy ao mbadik'io xxx io fa aza miafina ,ary zao koa e! Iza moa no nahatonga ny mpitsindroka ny filoha Ravalomanana ve? Valiny tsia fa efa ireo mpitondra mpamotika firenena teo alohany no efa nisy io ,ary tsy mora ny hanala izany ao naty 5 na 6 taona .....Ary na ireo firenena matanjaka toa ani USA nga moa ry bandy akama tsy misy mpitsindroka any ???Mba jerevo ihany ny teny avoaka indraindray zokibe a!
O ry bazy a! Nga moa izy ity vitan'ny hoe :soloy aho soloy .....Natao leity ny fifidianana ,niantso ny rehetra hirotsaka ny fitondrana 13 no nanohina ny antso ary nihintsana daholo ireo rehetra ireo fa ny filoha amperin'asa no nibata ny amboara volamenan'Iavoloha ,koa iza ndray no hasolonao azy eo ,amiko dia ilaina mihitsy ny filoha hentitra sy tsy manaiky lembenana amin'ny fanakorontanana toa azy fa raha tsy izany ny teo ihany no teo !!!Fehiny :Tsy miala teo io fa aleo izy ho eo fa izy no laninin'ny besinimaro !!!!
9. Jeankely ( 16/04/2008 13:53)
Tsy miala io na hitronga zoridira koa aza ny xxx. Hano rehefa fihinana sy mahavoky. Na hisy vaky loha aza tsy miala io
10. dziana ( 25/04/2008 11:36)
Calme fotsiny zalahy a! Dia hifidy sahady ndray ve, le tieee! nareo ve tsy reraka e!Andraso alo sao misy mana tonga avy any an-danitra !!! Sady na iza eo na iza dia tsy maintsy hoe ataony mlay be alo ny fiainany vao mijery anao izy! :-w :cry: :@
11. Jeankely ( 29/04/2008 00:01)
Aiza koa fa amin'izao andro izao ve no hiresaka "mana tonga avy andanitra" ? Ny orin'asa efa niroborobo nanany izany ve tokony hitsipozipozy sa hivelatra rehefa mahazo toerana ? Mivelatra ny fifandraisana, miodina ean'izao tontolo izao ve tsy ihamafy koa inona no tsy ara-dalana amin'izany fitarana izany ? Fa raha tsy nanana inoninona ianao lasa manangana trano etsy sy eroa nefa tsy manana orin'asa dia izay ilay maka volampanjakana ary tokony atao haza lambo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3772