Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salopard
(
21/04/2008 16:07)
sarkozy, ravalomanana, jeux olimpiques
[b]sarkozy:[/b] et le boycott des jeux olimpiques, qu'est ce que vous en pensez?
[b]ravalo:[/b] d'abord ny olimpiko n'est pas un jus, mais un rano, comme l'eau vive , evian, vittel, jirama, edf, e...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2008 02:22
badboy
(
21/04/2008 15:47)
Maninona Rova no mbola tsy mitsangana??
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:33
ari.malala
(
21/04/2008 12:17)
tapage
Inona kay ny atao hoe tapage? de amin'ny alina iany ve sa amin'ny atoandro kou azo lazaina tapage?...
tohiny
novalian'i ds ny 24/04/2008 16:25
rabaradaka
(
21/04/2008 11:42)
Ravalomanana sy ny 5V
Ilay V mikasika ny vakana (ody gasy) no resahiko. Efa ny 80%-n’ny mpitondra fivavahana no mahafantatra fa diso mahatoky ny odiny sy milona be ao anatin’ny acte de satanisme loatra Ravalo. Jereo ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/04/2008 12:28
rabaradaka
(
21/04/2008 11:36)
Tsy nampiasa éphéméride ny Ntaolo
Diso ary tena diso ilay hoe ny 06 aprrily lasa teo ny alahamady be, tena diso. Nolazain’ireo mpanomana fa mampiasa éphéméride sy logiciel hikajiana ny andro izy ireo ary nanome an’io daty io. T...
tohiny
novalian'i rush ny 21/04/2008 11:45
rajoelina
(
21/04/2008 11:25)
tsy mitsiry ny volombavako...
Mila makany @ dokotera ve?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/05/2008 10:00
ari.malala
(
21/04/2008 11:06)
nahazo eveka mpanampy ny diosezin'i Mahajanga
Arahabaina ny diosezin'i Mahajanga fa nahazo Eveka mpanampy. Notendren'ny papa Benoit 16 ho eveka mpanampy any i Monseigneur Roger Victor Rakotondrajao. http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/04/2008 05:05
rajoelina
(
21/04/2008 10:23)
tsy maintsy we hanakiana ndray zao ny sasany fa tezitra.
xxxxxx xxxxxxxxxxxxx
xxxxxxx xxxxxxxxxxxx
xxxxx xxxxxxxxxxxxxx
xxxxxxx x xxxxx xxxxxx
misokatra ny ady hevitra....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/04/2008 08:49
xxx
(
21/04/2008 09:47)
ps maoafady
tsy mba ahitana sivana ve ny fidiran'ireo ps "fahafaha" ao amin'ny karajia? oh: Gay, homme cherche homme, andriamanitra, tiaminono, na teny ratsy mivatana zao (oh: clitoris) sns....
toa manimba endr...
tohiny
novalian'i tlay ny 05/05/2008 16:43
xxx
(
21/04/2008 08:37)
Mba tandremo ihany zalahy e !
http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080421/tod-il-quitte-sa-femme-qui-est-en-realit-17baed7.html
Ny aza voany ihany fa maharikoriko :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Belami ny 08/05/2008 23:55
RATOVOARY
(
21/04/2008 07:21)
Miova fenitra ny vehivavy raha vao miasa
Tsapako fa tena mitondra fiovam-pihetsika be dia be ho an'ny vhvvy ny fananana asa. Mattika anefa fiovana toa zary mibirioka izy ireny ( oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny v...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/04/2008 15:01
sakaizakely
(
21/04/2008 07:06)
tapany olona, tapany hazo
mafy ihany le tsy mba voatsabo dieny vao manomboka ny aretina
http://www.zigonet.com/video/l-039-homme-arbre-en-video_art273.html...
tohiny
novalian'i toovs ny 30/05/2008 14:39
Jeankely
(
21/04/2008 06:41)
Manomboka izao izany dia Bogosy ihany no atao Prezida Gasy
Tamin'izahay mbola kely raha lazain'ny olona hoe manao tarehy ministra dia tezitra satria tsy tian'ny ankizy ny endrik'ireo nolazaina Ngetroka tamin'izany. Sady marikivikivy, no mangarika, no be hatok...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:08
mireille
(
21/04/2008 04:46)
sarak'olontiana
manao ahoana isika o !
mba mitady ny tonon'ilay hira "raha sarak'olontiana", azafady mba andefaso zay manana, ny mpihira aloha dia tsy fantatro, fa vehivavy roa no mihira azy.
Dia misaotra mialoha o...
tohiny
novalian'i ni81 ny 21/04/2008 18:52
kiadi
(
20/04/2008 21:05)
rvg
ba misy hevitra iray ty ba tiko jerena kely raha mety na tsia! tsy zany fa zah ba tena mihaino matetika ty rvg ty indrindra refa alahady harivary iny, fa ba tiko lazaina wa de zao eh!! raha azo atao m...
tohiny
novalian'i kiadi ny 22/04/2008 17:49
rush
(
20/04/2008 18:55)
zany hono
miala tsiny fa @ tena vazaha ry namana tyDans beaucoup d'états des USA les patrouilles ferroviaires chargent 14 litres de Coca Cola dans leur porte-bagages pour nettoyer le sang sur la route après u...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 14:57
ursullas6
(
20/04/2008 17:11)
mananjary
mba afaka mahafantatra namana avy any mananjary eto @ takeleka ve zah ?...
tohiny
novalian'i sondriana ny 23/07/2008 14:14
raplou
(
20/04/2008 15:17)
te hampihena vatana
Inona no tena mandaitra amin'ny régimes fa tena te hampihena vatana aho ,farafaharatsiny 5KG no miala.Mba toroy hevitra ry reto fa tena efa manakaiky ity ny fanaovana tee shirt sy ny jupe nefa ny kib...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 21/04/2008 19:18
Xp
(
20/04/2008 15:16)
ranomainty
Ahoana no fanamboarana ny ranomainty e? Raha mba misy mahay re dia mba teneno na tsy mitovy amin'ny an'ny vazaha aza. Fa rehefa anoratana fotsiny, mba atorotoro ny olona rehefa misy manontany....
tohiny
novalian'i Xp ny 24/04/2008 05:18
badboy
(
20/04/2008 10:35)
Ny lafiratsin'ny fihomehezana
Afaka ihomehezana avokoa ve ny zavadrehetra??
Malaza aty ivelany fa ny gasy dia mihomehy na mitsiky lalandava!!
Na ambaniana, na aratsiana, na analana azy, na ompaina aza indraindray dia mitsiky...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 09:10
