tapage

1. ari.malala ( 21/04/2008 12:17)
Inona kay ny atao hoe tapage? de amin'ny alina iany ve sa amin'ny atoandro kou azo lazaina tapage?
novalian'i ds ny 24/04/2008 16:25
2. ainaheri ( 21/04/2008 14:11)
ra adika @ gasy tsotra zany d \"feo avy @ zvtr anankiray,(olona,machine,biby....sns),zay zvtr mamoaka feo reetra ka manelingelina ny manodidina!!

Ny tapage angamba mety ho nocturne (alina)ihany satria mazava ho azy samy matory ny oulmbel reetra,ny ora ilazana azy d arakaraka zany we tokony eo @ 21h à6h ny itsarana ny tapage nocturne,(mody masoandro sy ny fiposahany)
Betsaka ny tranga mety hiseo @ zany :
Eo @ lafiny olombelona oh:mihirahira,mifamaly,mandefa zavamaneno mafy,sns

Ny eo @ lafiny biby ndray;oh ny biby zay mitabataba tsy mitsahatra mamoaka feo tsisy atoriana

Ny ara materialy;mampiasa masinina mamoaka feo zay manelingelina ny torimason\'ny oul manodidina anao

Reo ny takatry ny saiko kely fa ny tapage journaliere ndray angamba tranga hafa manokana iny,mety ho hisy lay izy raha oh ka tsy mitsahatra maraina mandrapariva ny andro ilay feo manelingelina(oh misy oul miompy ampondra eo akaikinao ,maneno fona izy isaky ny adiny 1 tsisy ifandrenesana ny ao antrano,taitra fona ny zazakely matory ) ..

Zay no azon\'ny saiko kely lol fa ny tapage journaliere sady fandikana lalàna d ny fanaovana bruit mihoatra ny tsy tokony ho izy eny akaikin\'ny hopitaly
3. ari.malala ( 21/04/2008 14:28)
ainaheri, misaotra, fa le am atoandro, tena ny hopitaly iany ve no voakasika?
4. tess ( 21/04/2008 14:32)
misy koa ny antsoina hoe tapage diurne, am atonandro, rehefa bruit mety hanelingelina ka mety drindrangilo, isan'andro bruit foana dia afaka hanaovana fitarainana, ohatra ny feondakolosy maneno lava am tsy antony kou 8-)
5. kelly13 ( 21/04/2008 15:25)
ié, satria aty le misy heure fanaovana sieste, de 14hà16h ngamba izy zay, attention tsy mahazo mampiasa akory na aspirateur aza, hihihihi
6. tess ( 21/04/2008 17:08)
ié! misy ilay bandy tsy miasa ireny de tekno manomboka am valo maraina ka hatram hariva....de refa tenenina de may vava! toriana any am police ihany no fanafodiny! ireny no manafay azy....misy koa lay manana zaza mena vava tsy matory ny alina fa ny atoandro no matory na ny maraina dia mba mila fahanginana kely.....
7. ari.malala ( 22/04/2008 09:26)
k zay le cas mis ao amnay ao! mba matory le zanak od njao fa kdo kdo kdo am matos b mivazavaza le oul ao ambanya o, sinon miady ry zareo d am 11:30 mande mafy b ny tele na am 11:30 mifampivazavaza miaraka am teny ratsy ry zareo ko! nefa police ny 1 amle oul ao ambany ao tena mandreraka b mints tena tssss! mba miteny enao d enao ndray no mahazo vava be!:evil: (hisy hoavy ndray zao eo hanakiana hoe b problema ndray i ari.malala kle :-D:-D:-D)
8. ikaretsaka ( 23/04/2008 15:15)
aty ainay bandy pelaka izany bandy mirevy techno izany
9. xxx ( 24/04/2008 09:24)
Raha izy police ndray no tsy mahay mitandrina ny lalàna tsotsotra momba ny savoir vivre dia iza no tokony hahay azy bebe kokoa? mbola be ny ezaka tokony atao raha izany !!!
10. ds ( 24/04/2008 16:25)
Ery Ambohibao misy soratra sahalahala amin'izao "tsy azo itabatabana eo anelanelan'ny 7 ora marina sy 6 ora hariva" eo amin'ny fijanonan'ny taxibe alohan'ny ahatongavana amin'ny sampanana. tsy tadidiko tsara fa sahala amin'izay. Izany hoe aorian'ireo ora ireo, dia mahazo mitabataba :-) :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342