Maninona Rova no mbola tsy mitsangana??
1. badboy
(
21/04/2008 15:47)
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^)
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 00:33
3. lemenakely
(
21/04/2008 17:20)
badboy:
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^)
anontanio an i RAZANAMASY ,aiza hoe dadabe ny vola nangonina t@ DNOR
4. fasaly
(
21/04/2008 17:34)
badboy:
Nankaiza ilay vola bedebe voahangona??? :^) :^) :^)
natao famonoana lolo fotsiny
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. ainaheri
(
21/04/2008 19:11)
za kou mba gaga ny @ iny fandehan'ireny vola reny an,tô eno iany ny lazany nanome fanampina ny firenena zatsy sy zaroa nefa tô tours 4 io no vita hatr@ zay ,tsy itanao ze zvtr misongadina vita,asa mba nisy ampamoka t@ io resaka io tago sa d lasa hantateny fotsiny le izy ataon'ny lerony eny @ taxibe "omeo kely ananganana an'i Rova" !!
7. Jeankely
(
22/04/2008 00:35)
Raha raisina ny tantara dia nifandrimbinana ny fananganana Rova taloha. Samy mandray anjara ary mahita faisana raha miala bala. Efa tsisy ny fanjakan'Andriana ary lasa eo ambany fahefan'ny Fanjakana ny Rova noho izany resaka Fanjakana sy Fitantanana no tsy ahavitana zavatra. Olona anisany taranak'Andriana no tompon'andraikitra koa mba tokony resahina koa ny momba azy satria mampiasa ny fiaraban'Andriana ilay olona na tamin'izy Ministra aza.
Zavatra mifangaro daholo ary mandreraka ny mitranga. Saingy mampalahelo kosa fa lazaina iraka avy amin'ny Filoha daholo ny rehetra. Na izaho aza tsy manao ny asako tsara dia lazaina fa ny Filoha ny tsy mahavoa. Maro no tompon'andraikitra amin'io.
Zavatra mifangaro daholo ary mandreraka ny mitranga. Saingy mampalahelo kosa fa lazaina iraka avy amin'ny Filoha daholo ny rehetra. Na izaho aza tsy manao ny asako tsara dia lazaina fa ny Filoha ny tsy mahavoa. Maro no tompon'andraikitra amin'io.
8. lolabe
(
22/04/2008 09:40)
Jeankely: eny re ry ngahy mpanohana mahafatra-po an-dravalo a, na efa minan'ny tadiny eo ary ela de tohano tsara eo ihany ny filohan'iala, mba misaina, alefaso lavitra ny eritreritra f'aza manaiky ho dominé-ny eo, ra mba nianatra ihany
9. Jeankely
(
22/04/2008 10:53)
Tsisy tombony ho azy kosa angamba raha izaho no "ho dominé-ny" araka ny teninao.Ianao no mety "dominé-ny" satria tsisy hifandraisany amin'ny fivelomako na eo izy na lasa. Rehefa tsy manao ny asany tsara ohatra izay mpiasampanjakana nozarina @'ny hoe IZA NO HANDOVA FANJAKANA? dia lazao fa ny Filoha no nampianatra azy izany lova avy aminanreo izany ? Rehefa lazaina hoe miasa mafy dia mila an'i lolabe hanome fotsiny ka ahoana no hisahirana.
Izaho tsy nianatra sahala anao. Zara aho raha mahay mamaky teny :-P :-P :-P
Izaho tsy nianatra sahala anao. Zara aho raha mahay mamaky teny :-P :-P :-P
11. stephane197
(
22/04/2008 11:46)
nareo no tsy mijery tsara fa efa betsaka tokoa no vita ê! aiza ary izany masonareo izany ?
12. stephane197
(
22/04/2008 11:56)
nareo no tsy mijery tsara fa efa betsaka tokoa no vita ê! aiza ary izany masonareo izany ?
13. stephane197
(
22/04/2008 12:01)
nareo no tsy mijery tsara fa efa betsaka tokoa no vita ê! aiza ary izany masonareo izany ?
14. ronaldo09
(
22/04/2008 12:50)
Raha ohatra ka nisy ny vola voaangona dia ireo zay niandraikitra ny fanangonam-bola zany no mila hadihadiana ,i stephane eto milaza fa betsaka ny dia inona izany fa eo an-dalampanamboarana !!!Fa za aloha gaga ihany hoe 12 ans aty aoriana mbola tsy mitsangana foana ,ny olana koa moa fitondrana telo no nifandimby ka tsy ifanomezan-tsiny satria ireo fitondrana roa voalohany no tena nanakepoka ny vola raha zohina ny tantara
15. Jeankely
(
22/04/2008 14:21)
Miakatra in-telo mihintsy ny an-dry stephane 197. Ny zava-misy kosa dia taraiky io na misy vita aza. Mba ahoana ny ananganana zavatra ao "Dubai" sy ny "High way" hita amin'ny tany "Asie" lazaina mbola tsy mankaiza ireo. Miverina enimbola eo amin'ny faritra iray ianao dia efa zavatra betsaka no tsy hainao ary tena miova tanteraka. Lazao koa fa miova be koa ny ao antanana hoe.
16. tess
(
23/04/2008 22:17)
14. Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 22-04-2008 16:21:35:-D :-D
Lohateny : Re : Maninona Rova no mbola tsy mitsangana??
Miakatra in-telo mihintsy ny an-dry stephane 197.
17. Jeankely
(
24/04/2008 00:33)
Ka lainga ary ve fa tsisy miova ary Position iray ihany no averin'i stephane 197 in-telo asa natsiro angamba
