te hampihena vatana

1. raplou ( 20/04/2008 15:17)
Inona no tena mandaitra amin'ny régimes fa tena te hampihena vatana aho ,farafaharatsiny 5KG no miala.Mba toroy hevitra ry reto fa tena efa manakaiky ity ny fanaovana tee shirt sy ny jupe nefa ny kibo mbola tsy miala hatramin'izao.Mila vonjy rey olona
novalian'i kalasnou ny 21/04/2008 19:18
2. kalasnou ( 20/04/2008 15:35)
misotroa rano betsaka @ maraina vao mifoha eo @ 1.5l à 3l fa aza afangaro zavatra hafa fa rano fotsiny no sotroina mbara mi-eliminer haingana.
mila mihinana légumes à l'eau surtout "les haricots verts" à l'eau.
raha manao sakafo dia @ "huile d'olives".esory @ régime alimentaire ny sakafo matavy toy: viandes gras, crèmes fraîches, beurre gras...........
manaova sport
3. kiadi ( 20/04/2008 18:49)
aza manao regime zany fa zao aza efa miakatra be ny vidin'ny kaly!! tsisy io atsy ho atsy :-D :-D :-D
4. karinah ( 20/04/2008 20:16)
:-D :-D :-D :-D kiadi! ...tandremo ihany koa ny tsy fahampian-torimaso fa sady maha ratsy endrika be ,o mampatavy ! fadina ny manao quantité be rehefa misakafo fa manaova sakafo complet (légumes+plat résistance+salades+fruits) fa atao kelikely aby ny quantité-ny! mazotoa!
5. kiadi ( 20/04/2008 20:26)
hohaniko hatramin'ny enao aza ry karinah refa nona zah an!
tsy hainao angah zany oe tsimobeuu :-D :-D :-D :-D :-D
6. karinah ( 21/04/2008 08:27)
tsy halany firy eo akoriny! :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
7. kiadi ( 21/04/2008 11:13)
karinah>zany an!! tanjemo aza tsatsako :-P :-P :-P :-P
8. kalasnou ( 21/04/2008 19:18)
karinah, mitandrema sao de hanin'i kiadi raha noana izy an satria efa nampitandrina izy etsy ambony etsy hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1968