Ravalomanana sy ny 5V

1. rabaradaka ( 21/04/2008 11:42)
Ilay V mikasika ny vakana (ody gasy) no resahiko. Efa ny 80%-n’ny mpitondra fivavahana no mahafantatra fa diso mahatoky ny odiny sy milona be ao anatin’ny acte de satanisme loatra Ravalo. Jereo ny zavatra ataon-dRavalo fa : il fait preuve d'immoralisme, répandre le sang (symbole de vie) et le sperme (symbole de vie non encore créée). Il tient, dans ce cas, Satan pour un frère, ou un père, parce qu'il est le premier des réprouvés. Il Ravalo ne prononce jamais de Jésus dans son discours « évangélique ».
Misy olobe iray izay aza nilaza fa ny andro alakamisin’ny asorontany no hialan-dRavalo ary ny volana febroary 2009 no faratampon’ny odiny dia manomboka amin’izay ny décroissance eo amin’ny lafiny rehetra : hitotongana ny fahefany, ho resy izy eo amin’ny ady hevitra, tsy hisy mpihaino intsony izy any amin’ny bailleurs de fonds, sns.

Mba manaraha ihany ary mba henoy rabaradaka !
novalian'i Jeankely ny 28/04/2008 12:28
2. saranga ( 21/04/2008 11:47)
Bonjour jiaby nama, mahita raha volagniny koa ange nama ity rabaradaka ity e, sa karakory ? Laolo io doko mpomasy sa ino ?
3. rush ( 21/04/2008 12:10)
mahita volana alohany biby ve :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow:
4. tenagasy ( 21/04/2008 12:25)
Mankamamy ô!

Marina ny anao Saranga!
Tahaka ahy aloha dia tsy mahalala be tsy mahalala kely mikasika an'io hany ka tsy afaka miteny.
Amiko, ireo izay mahalala: efa nikitika sy nihosona, indrindra ireo izay tao na ao anatiny ihany no afaka miresaka izany.

Samy manao ny anjara-asa manandrify azy tokoa ny tsirairay:
- ny mpanohana dia manohana mafy sy mikafiry eny hatrany;
- ny mpanaraka dia manaraka moramora eny foana misedra ny onjam-piainana sy ny ataon'ny hafa;
- ny mpitazana dia valalanina ambony ihany, mivanàka sy mitanatana vava;
- ny mpanozongozona dia manezakezaka sy manovokovoka ery, mahita sy mamorona izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao, voatsikera h@ izay bitika indrindra;
- ny mpanohitra dia vakitratra - mihidy vazana - miridiridy hoza-tenda, vakifo mila ho tapaka lalan-drà @ haromotana, tsy mahatsiaro menatra intsony manisy fingana - mifofo aina aza - entanin'ny fankahalàna sy ny fitiavan- ...!

Dia samia mahereza eh!

Mirary soa!
5. tohy ( 21/04/2008 12:47)
tsy ravalomanana izany le nivavaka t@ alakamisy masina tao @ FJKM faravohitra iny raha izany ?nasain'le pasitera nivavaka mantsy izy tao (namarana toy ny mahazatra "@ alalan'ny jk no angatahinay izany )afaka mandiso na manamafy izany daholo izay niangona tao
6. Bigma ( 21/04/2008 12:53)
Tsy dia hoe pour an-dR8 aho fa saingy ilay tsaho kosa tsy dia fiadiana mamely 'kty :wink: :wink: :wink:
7. rush ( 21/04/2008 13:27)
aleo tsy tia toy zay mankahala,manao politikany resy ry rabaradaka ve????kalma fotsiny fa ny tantara no hilaza azy.
8. Jeankely ( 21/04/2008 13:40)
I RABARADAKA IZANY NO NANDAIRAN'NY ASAN'NY SATANA VOALOHANY KOA TANDREMO TSARA. IZY NO NILONA SY NAHITA AKAIKY NY SATANA.
9. kiadi ( 21/04/2008 15:33)
monsieur rabaradaka!
mijery ny profil nao zah de mahita fa nianatra oniversité ny tenanao! midika zany fa tokony olana manana fahalalana enao!
milaza enao fa milalao hody ny filohanao!
nisy olobe araka filazanao niteny fa hitotongana ny filoha!
raha naheno an'io enao de midika amiko fa nandeh nitady ody tany @ olobenao io enao zany!ka samy mpialalao ody zany enao sy ny filohanao!
ny zavatra mahavariana anah de izao :misy ny mpilalao hody(ohatra: ny filoha araka ny filazanao) ,de misy ny manome hody holalaovina (olobe ,pisikidy,dadarabé sns.......)
de manina no ireo mpialalao hody no lasa filoha sy manakarena fa ireo panome hody tsy lasa miliaridera be?? raha zah aloha no mpimasy sy olobe sns zany de ny ahitako sosy be sy afera be no hivakiko loha fa tsy hanomé ody hapanakarena ny hafa zany eh!
10. Jeankely ( 22/04/2008 00:26)
Mazava ny soratraoRa-Kiady ary hisaorana na izany aza mety lehibe andafy Europe ianao ka tsy mahay manoratra ODY.
Raha manaraka akaiky ny filoha erak'i Asie aho dia saika mbola miasa avokoa ny resaka mpimasy fa tsy asiandreo resabe. Mazava hoazy koa fa manaraka ilay izy ny olona. Ny tsy mankasitraka mitady lalana hialana ilay toerana. Ny resaka fombafomba amin'ny fitodian'ny trano ohatra, na fipetraka dia maro no avy @'ny mpimasy ary mampiasa azy daholo. Raha mandray ny resaka tarak'Andriana aho ohatra dia mijery ny Razana ireo, manaraka ny fomba isakarazany izay atoron'ny Mpimasy fa tsy ny lazain'ny Pastora na Mopera. Izany tsy midika fa mifanohitra ilay izy. Ilay 5 v dia saika mitady io daholo ny lehilahy fa mandainga. Tia Voninahitra ny rehetra. Mitady hevitra ny hilalao Vody miafina ny maro fa mpiantsara ivelan-tsihy Rabaradaka. Mandeha eran'izao tontolo izao ianareo rehetra mitady Vola. Ny V roa farany tsy haiko fa Rabaradaka no miaina aminy. Zava-misy ataon'ny maro ireo fa tsy hoe tahaka sy filamatra
11. kiadi ( 23/04/2008 19:12)
anga refa tsy mahay manoratra "ody" de lehibe taty andafy? :-D :-D
12. Jeankely ( 23/04/2008 21:58)
Tombony ho anao izany fa tsy fahavoazana akory ka aza malahelo Ra-kiady. Aza asiana "V" fotsiny eo alohany rehefa hainao ny manoratra azy.
Ny TIM hiringiriny sahala an-drabaradaka dia tsy misy antony hilana azy raha toa ka mila fiovana ny olona. Zavatra vaovao sy fiainana vaovao no handraindraina sy handrasana ary filofosana fa tsy ny TIM niala mihintsy no Andrianina.
Niditra TIM ianao tsy niera tamin'ny vahoaka koa leo avany ve dia mila resaka @'ny vahoaka. Tsy tany ny vahaoka na tsy mitokona aza.
13. rabaradaka ( 26/04/2008 14:02)
Zao ry dadatoa kiady a, tsy nianatra zaho fa olona tsotra fotsiny, toa anao koa e ! zany hoe tsy tantinareo zany ny zavamisy sy ny fiainan'ny filohantsika ? Aleo aho hiala e
14. Jeankely ( 26/04/2008 14:44)
Iza no mitana :-D :-D :-D . Ntsika ngaha rehefa avy nilelaka mangidy tany :-D :-D :-D . izahay tsy tany indray no lazaina fa nilelaka sahala anao.
15. kiadi ( 27/04/2008 22:02)
rabaradaka>fanaratsina sy fanalabarakana olona no ataonao!! mety aminao mintsy no miala!zay no fahendrena ! aleo mangina toy izay miteniteny fona! :wink: :cry:
16. Jeankely ( 28/04/2008 12:28)
Mety nitetika ho Senatora koa ry rabaradaka angamba. Halahelonkanina. Tsy menatra akory milaza fa TIM avy eo mamalakira.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973