Miova fenitra ny vehivavy raha vao miasa

1. RATOVOARY ( 21/04/2008 07:21)
Tsapako fa tena mitondra fiovam-pihetsika be dia be ho an'ny vhvvy ny fananana asa. Mattika anefa fiovana toa zary mibirioka izy ireny ( oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny vady ho tsinontsinona , ao koa oh ny fanambaniana ny vady tsotra izao indrindra moa fa raha tsy an'asa ilay lehilahy vadiny ). Toa mampalahelo ihany ny misaina azy; tokony ho tsapany hatrany anefa fa isan'ny fahendrena ananan'ny malagasy ny Fanajàna ny vady. Ary tokony hajainy koa ny fitsipiky ny soratra masina de le hoe: NY LAHY NO LOHAN'NY VAVY
novalian'i Veloo ny 29/04/2008 15:01
2. sakaizakely ( 21/04/2008 08:27)
NY LAHY NO LOHAN'NY VAVY

tsy efa lomorina be ve izany ?

tsy avy aminareo lhl ve ny olana ? tsy mahatanty ny fananan'ny vhv fahaleovantena rehefa afaka mamelona ny tenany izy, tsy azonareo itsakitsahina sy atao boto mpahandro sakafo ao antrano fotsiny ? izay no tena olana, de lazaina fa mibirioka le vhv rehefa tsy manaiky lembenana :roll: :roll: :roll:

oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny vady ho tsinontsinona , ao koa oh ny fanambaniana ny vady tsotra izao indrindra moa fa raha tsy an'asa ilay lehilahy vadiny


mety ny nataon'ilay lhl azy no avaliny azy fotsiny kou
3. yonikafopl ( 21/04/2008 08:55)
petitesakaiza =D> =D> =D>
Ny lahy tsy lohan'ny vavy ary ny vavy tsy lohan'ny lahy, marimaritra iraisana ny fanambadiana.
Tsy misy asa natokana ho an'ny lhl ,tsy misy koa ny asa natokana ho an'ny vhv, fa ifandrombonana ny rehetra hatao ao antokantrano,ifandrombonana ny fitadiavana vola hanatsarana ny fiainantokantrano.rehefa atao amin'ny fitiavana ny zavatra rehetra, tsy hisy ny olana sy ny fisainana hoe fanambaniana ee sns.
Fa nena kosa kalou tsy voako le lhl tsy miasa fa mitokona ao antrano fotsiny ee, raha vonona ny hiasa izy dia tsy mifidy fa izay asa hita aloha dia atao daholo, avy eo manatsara. Fa misy nge sasany de ny hakamoana tsotra izao ee, reny indrindra ilay misaina hoe manambany azy ny vadiny nefa izy no kamolahy.
4. sakaizakely ( 21/04/2008 09:02)
yonika>

miombonkevitra :-*

manao resaka tsy ahazahoana namana kou lery :-D :-D :-D :-D :-D
5. ni81 ( 21/04/2008 10:57)

Ny lahy tsy lohan'ny vavy ary ny vavy tsy lohan'ny lahy, marimaritra iraisana ny fanambadiana.
Tsy misy asa natokana ho an'ny lhl ,tsy misy koa ny asa natokana ho an'ny vhv, fa ifandrombonana ny rehetra hatao ao antokantrano,ifandrombonana ny fitadiavana vola hanatsarana ny fiainantokantrano.rehefa atao amin'ny fitiavana ny zavatra rehetra, tsy hisy ny olana sy ny fisainana hoe fanambaniana ee sns.
Fa nena kosa kalou tsy voako le lhl tsy miasa fa mitokona ao antrano fotsiny ee, raha vonona ny hiasa izy dia tsy mifidy fa izay asa hita aloha dia atao daholo, avy eo manatsara. Fa misy nge sasany de ny hakamoana tsotra izao ee, reny indrindra ilay misaina hoe manambany azy ny vadiny nefa izy no kamolahy.

Marina mihitsy ireo lazainareo ireo. Tokony hifanampiana ny rehetra ao an-tokantrano.
6. tess ( 21/04/2008 11:50)
ny vehivavy izao tsy manaiky lembenana izany tsotry e!
indrindra fa ianao lahy tsy miasa izy no mandeha mitady vola...
izaho aloha vehivavy miasa fa tsy manalika ny lahy izany e!
fa kosa tsy manikay lembenana , mitovy ny zo ho an'i lahy syny vavy ao
anotkatrano ao sinon tsy mamely..... :^)
na de kely karama noho ny lahy aza ny vavy tokony hitovy ny zon'ny tsirairay :-P
7. ari.malala ( 22/04/2008 07:32)
sady misy lelà ts manjary, sady tsy miasa fa manao parasy homana ftsn tena tsss! sinon miombon-kevitra @ namana rehetra eo ambony
8. Rafahafahana ( 23/04/2008 09:29)
[quote=sakaizakely]
NY LAHY NO LOHAN'NY VAVY

tsy efa lomorina be ve izany ?
Tsy hoe lomorina zany fa tsara raha mba misy lohany fa tsy fantatrao ve fa ny biby tsy manadoha tsy mandeha.
Raha gasy ianao dia mahalala an'zany, ekeko @ ampahany hoe mitovy zo ny lahy sy vavy fa iza moa no lohan'ny fianakaviana? Tsy tsara loatra ny akoho vavy maneno fa tena sampona.



9. Jeankely ( 24/04/2008 01:02)
Raha lehilahy tsy an'asa izany aloha tsy mendrika ny voahaja. na ny zanany mbola kely aza tsy hanaja azy mihintsy raha mahita ny reniny lasa mifofotra miasa ary mahita ny dadany miodikodina dia mody fotsiny. Avy eo sady tsy miasa no faly mihinana roa.
Aza adino fa misy lehilahy lazainy fa vidiana indray ny mahalehilahy azy raha mahazo fanajana izy tsy an'asa.
Ankoatr'izay indray misy ny zavatra talentan'ny vehivavy ary hainy ka na hifandrimbona aza tsy dia hain'ny lehilahy loatra. Misy koa sahala izay vitan'ny lehilahy. Samy manana ny hasiny na lahy na vavy.
Hafa koa ny lehilahy niasa ary niasa hatrany saingy nohon'ny antony tsy azo anoharana angamba dia lasa tsy an'asa dia tsy tokony hisy olana. Fa raha faly mitsetsitra vehivavy kosa aleo ataon'ny vehivavy taingimbozona eo koa.
10. Veloo ( 25/04/2008 17:01)
NY LAHY NO LOHAN'NY VAVY


tsisy iadian-kevitra io. Fa ny olana dia rehefa oe ny la no lohany dia mi-profite a 100% manao esclavage ny vadiny no tsy tsara (Macho man) . Mahay mifanampy, mifompitohana, etc... dia sur aho fa ny vavy tsy hi-sous-estime ny vadiny n'ovina n'ovina.
eo ilah "Hic" kely mantsy
Betsaka ankehitriny ny vavy tena independente be an, aty dia betsaka mihitsy...any Dago angamaba mety mbola misy olana tsy fantatro
11. mirana5 ( 25/04/2008 21:07)
RATOVOARY:

Tsapako fa tena mitondra fiovam-pihetsika be dia be ho an'ny vhvvy ny fananana asa. Mattika anefa fiovana toa zary mibirioka izy ireny ( oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny vady ho tsinontsinona , ao koa oh ny fanambaniana ny vady tsotra izao indrindra moa fa raha tsy an'asa ilay lehilahy vadiny ). Toa mampalahelo ihany ny misaina azy; tokony ho tsapany hatrany anefa fa isan'ny fahendrena ananan'ny malagasy ny Fanajàna ny vady. Ary tokony hajainy koa ny fitsipiky ny soratra masina de le hoe: NY LAHY NO LOHAN'NY VAVY



Hetsy kely aloha ty resakao, f'angaha raha lahy no lohan'ny vavy dia ny dikany aminao dia hoé manao amen @ zay tenenin'ny lehilahy dia tapenam-bava oatran'ny tongo-bolo, vao mba manana ny maha izy azy zany lay vehivavy dia hoé miova fenitra,. Tsssss mba mirefarefa @tany koa lay hevitra alefanao, mahonena!!! Mba ampivoary kely re ny saina é!!! :cry:
12. RATOVOARY ( 29/04/2008 14:07)
M'SÔTRA ANAREO REHETRA NANDRAY ANJARA
13. Veloo ( 29/04/2008 15:01)
Mahay mifanampy, mifompitohana, etc... dia sur aho fa ny vavy tsy hi-sous-estime ny vadiny n'ovina n'ovina.


ity no tena olana lesy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5979