rvg

1. kiadi ( 20/04/2008 21:05)
ba misy hevitra iray ty ba tiko jerena kely raha mety na tsia! tsy zany fa zah ba tena mihaino matetika ty rvg ty indrindra refa alahady harivary iny, fa ba tiko lazaina wa de zao eh!! raha azo atao moa zany fa raha tsy azo moa de tsy manina fa ba hevitra hatsipy nenah!
tsy mety ve raha ohatra ka ba alana le misy miteny tampoka eny antenatenan'ny hira reny manao oe " radiooo vazo gasyyy" ???
tsy izany mantsy fa tena manakapa feeling be le iz surtout refa sendra ny hira tena ankafizinao tsara iny no misy tampoka an'io miteny io !!
refa alahady ariva hotrizao de mandefa rvg de mipetrapetraka miaraka @ vera misy dzama na vitsiky misy glaçon de miaraka @ maina :-D :-D :-D ! tapaka kely mintsy le feeling maheno le misy miteny tampoka! manina raha atao eo anelanelan'ny hira roa le iz?

eritreritra mandalo!!
( ) malahelo ny sarin'i cazal misy fil menamena zah! efa vita ve ny tdm lery zay? :-D :-D :-D
novalian'i kiadi ny 22/04/2008 17:49
2. hery ( 20/04/2008 21:50)
:-)

Mbola tsy zatra fotsiny fa rehefa zatra mihaino hira misy an'iny dia tsy mampaninona ny feeling intsony e :-)

Zah kou t@ tany Dago farany teo dia nahita hoe misy otran'iny daholo ny hira @ radio rehetra. Eny antenantenany eny misy tampoka hoe "Radio Mada" sns.

3. milaibe ( 20/04/2008 22:13)
Misy mpanao piratazy mienrezitre @ k7 dia amidin-dry zalahy eny an-tsena fa raha mandinika tokoa @ lay hira milay ireny no ampidirany an'io pub io
4. kiadi ( 20/04/2008 22:21)
hery> marina ny an'i milaibe fa hialana @ piratage ny nanaovana an'ireny hatramiay! misy le mangalatra mi-enregistré de asina an'ireny ba tsy afahana mi_enregistré!!fa @ rvg ve misy afaka mi enregistré ko? tsy aiko aloha ! mety oe possible ko angamba!! de efa ela ela ihany no hiainoko rvg fa tsy mety zatra ko! :lol:
5. tslem ( 21/04/2008 04:36)
kiadi:
tsy mety ve raha ohatra ka ba alana le misy miteny tampoka eny antenatenan'ny hira reny manao oe " radiooo vazo gasyyy" ???


mety fa tsy maintsy asiana an'iny kah :°)
6. ainaheri ( 21/04/2008 04:57)
Zay ndrika le misy manao piratage,ary io tsy hira rery iany fa zay zvtr azo adika retra² d asindreo pub anelan'elany!!

kiadi>ataon'elà inn ndray cazal,lery mbola namonjy cyclone zao kou,non tsy cyclone fa keré ny any dago zao d lasa any lery sy ny fanampiany (vao² tselatra) :-D :-D :-D
7. rapala ( 21/04/2008 07:24)
ainaheri: vaovao tsealtra, tsy ratsy indray iny :-D :-D

hoy kiadi
fa @ rvg ve misy afaka mi enregistré ko?

tsy ohatrany radio programa rehetra ihany io, afaka manao enreziztréman rehefa manana k7 afaka manao an'io. Tsy tadidinareo ve taloha fa io no fanao? mi- enreziztré mozika ao @ radio fôna......tsy midika hoe piratage izany raha hampiasainao personely
8. kiadi ( 21/04/2008 09:01)
fa ahona no tsy maintsy asina ry tselm an? manimba felling wa le maheno le feo iny na de oe feo mafinaritra aza indraindray! tokony oe eo anelanelan'ny hira roa no asina an'iny!
:lol: :lol:
9. kiadi ( 21/04/2008 11:42)
tsy aiko oko raha zah no ratsy fandinika fa refa hira somary nôfanôfa na tsy de malaza reny de tsy misy le iz fa raha vô hira milay de iny fa mipoitra! sa ve zah no diso fiaino?
10. ari.malala ( 21/04/2008 12:00)
na hira in na hira in ry kiadi mis jingel dool a tsy ao am rvg iany fa na radio in na radio in, ny antony d ireo efa voalaza ao ambony ao ireo hoe iadiana am piratage, fa ny ts azoko, nga mou zao mbola mis manao k7 iany? sa azo tonga d gravena ny hira mande am radio na am tv?
11. tslem ( 21/04/2008 13:28)
fita fa tsy maintsy asiana an'ireny pub manelingelina reny fa zany ngamba ny lalàna :lol:
fa marina tokoa fa refa hira vinaninany ange d toa tsisy e
12. kiadi ( 21/04/2008 15:09)
hay ikala tslem ba mahtsikaritra an'izany ko!
13. tslem ( 22/04/2008 17:38)
misy hira tena ankafiziko be zay ao,fa refa zay hira zay no mandeha!!!!avy am zay lé oe radiovazogassyyyy........ :( miova hatram feeling mintsiny
14. kiadi ( 22/04/2008 17:49)
hita wa ko!! zah le refa alahady harivariva ratsy andro de tsy mivoka ny trano in de mihaina rvg de refa misy le hira milay be in fa tonga de oe " radiooo vazo gasyyyyy" tapaka mintsy le feelçing nefa ba manofy manao pazzapa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3526