Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
nahazo eveka mpanampy ny diosezin'i Mahajanga
1. ari.malala
( 21/04/2008 11:06)
Arahabaina ny diosezin'i Mahajanga fa nahazo Eveka mpanampy. Notendren'ny papa Benoit 16 ho eveka mpanampy any i Monseigneur Roger Victor Rakotondrajao. http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=3574
Hamaly
novalian'i
ari.malala
ny
23/04/2008 05:05
2. pissoa
( 21/04/2008 12:10)
Arahabaina ny diosezin'i Mahajanga
Dia misaotra an'i ari.malala mampita vaovao :-*
Hamaly
3. ikaretsaka
( 21/04/2008 14:13)
miarahaba ny diosezin'i Mahajanga
dia mirary sy mivavaka ho an'i Mgr Roger Victor
(grrrr lasa nifindra any mahajanga izany ny mpitondra ny mpanao pelerinage tany ambiatine taloha...laingako izany fa taloha iznay e)
Hamaly
4. fijo
( 22/04/2008 20:28)
sao dia gasynamana io?hihii
Hamaly
5. ari.malala
( 23/04/2008 05:05)
ika de any Mahajanga ndray manao poelerinage e hihihi
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418