nahazo eveka mpanampy ny diosezin'i Mahajanga
1. ari.malala
(
21/04/2008 11:06)
Arahabaina ny diosezin'i Mahajanga fa nahazo Eveka mpanampy. Notendren'ny papa Benoit 16 ho eveka mpanampy any i Monseigneur Roger Victor Rakotondrajao. http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=3574
novalian'i ari.malala ny 23/04/2008 05:05
3. ikaretsaka
(
21/04/2008 14:13)
miarahaba ny diosezin'i Mahajanga
dia mirary sy mivavaka ho an'i Mgr Roger Victor
(grrrr lasa nifindra any mahajanga izany ny mpitondra ny mpanao pelerinage tany ambiatine taloha...laingako izany fa taloha iznay e)
dia mirary sy mivavaka ho an'i Mgr Roger Victor
(grrrr lasa nifindra any mahajanga izany ny mpitondra ny mpanao pelerinage tany ambiatine taloha...laingako izany fa taloha iznay e)
