mahagaga ihany izao ah!!

1. rajoelina ( 16/04/2008 23:13)
Misy rangahy vaza zay, manana rahalahy manana orin'asa ledala.

ity rangahy ity tsy nahazaka ramatoa teto atoerana:-D:-D, de lasa ny eritreritra hanao vakanse ho any Amerika latine, ny tetika anefa de hitady joba zay misy fa tsy hanao vakanse, satry any no moramora kokoa.

Nahazaka ledala noho niverina avy nanao vakanse, ary noentiny ledala taty atoerana lay jobabe... zavatra mahagaga fotsiny de manana ravavy lay joba, de mba tsarafanahy ingahy nacional fa hampiakatra any zaobavy avy any Amerika latine hikandra ao @ ralahiny ledala.

de ozy lay bandy akamako zay vao nahita an'ilay sipa anakiroa: - rajou! avy ange elah aty eh!! tsy marina ve lety zah fa ny iray aminiretsy sipa roa iretsy natao hasina fotsiny ny anakiray, de ny iray natao mpiasa???



novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:49
2. vale ( 17/04/2008 03:35)
bah... ^^ :-D :-D :-D :-D :-D
3. mmmhh ( 17/04/2008 05:49)
tsy ôtran'i jou e??? nefa jou mahazaka be de be ??? bôgosy !!!
Entre pa , i jou ve tsy mahita resaka rah tsy resaka sipa gasy , sipa vazah, , mahazaka sipa, .... sipa ary, sipa atsy :-D :-D :-D :-D
4. simplex ( 17/04/2008 12:56)

rajou,
"ze atao mety doly" :°):lol::lol:8)

aza tenenina doly izay any antsain'la any fa krizy be eto ny feminista an :):-P

;-)
5. dziana ( 02/05/2008 11:49)
sady fiainany ko ange zany e sa misy blem @ toi. . De fa maninona oa le sipa raha tsy atao resaka foana e! nefa ianao ko nge mba mitilitily sipa iany refa eny an-dalana e! de mitsiriritra saingy tsy miteny !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5174