Fa maninona??

1. badboy ( 16/04/2008 18:52)
Fa maninona no matetika, raha tsy ho lazaina hoe ny akabeazany mihitsy, no tsy afapo @ olona miaraka aminy?? Mazana manko tsy ilay nofinofisina na ilay tena tiana no lasa vady na miaraka (na eo anivon'ny kofa io na anivon'ny sipa), fa hafa no iarahana na vadiana nohon'ny antony hafa!! :^) :^) :^) :^)
novalian'i koloina ny 08/05/2008 16:44
2. tess ( 16/04/2008 19:04)
ka zay lay fiainana! tsy misy oul tonga lafatra fa raha azo efina de manja!
refa mahay miaraka fotsiny sy mifakatia de zay no zava-dehibe :°)
misy oul tsara de tsara araka ny nofisinao fa ny toetrany tsy azo raisina ohatra kanefa misy ny antonony fa mitsingevangevana tsy norme de misy ny ratsy fa tip top :^) de anjaranao ny misafidy :-D
3. xxx ( 16/04/2008 19:27)
ny antsika dia fikasana ihany fa ilay RAY ao ambony no madahatra an'io eh!
4. Belami ( 16/04/2008 19:29)
Aminy "ankapobeny" dia tsy izay tiana no lasa vady, fa izay olona afaka hifampitondra sy afaka hifanaraka aminao @ fiainana.
5. tess ( 16/04/2008 19:38)
belami: zay mitsy! izay mifanaratsaina sy mifanaraka toetra aminao afaka hiaraka hiaina :-P
6. RAKVOL ( 16/04/2008 20:30)
tsy misy fa maninona angamba fa zany mihitsy no miseho fa matetika anefa miova iny olona iny ,ary @tsy anapoizana azy izy no mivadika .......enfin c la vie
7. booboo ( 16/04/2008 20:37)
izay lay fiainana. mandeha ny andro sy ny taona sy ny etsetra, dia miova/miha-lehibe ny tena dia miova araka zay kounkou ny raha ( ny tanjona, ny fomba fahitana ny fiainana sns ). Dia tonga @ tenin'i Tess hoe " zay mifanaratsaina sy mifanaraka toetra " no iantefan'ny safidy avy teo...tsy voatery ilay olon-tiana voalohany io fa mety ilay fanin-jatony :°) :-D :-D
8. badboy ( 17/04/2008 11:48)
xxx:

ny antsika dia fikasana ihany fa ilay RAY ao ambony no madahatra an'io eh!


Ilay hoe miankina @ Atra aloha tsy de maharesy lahatra loatra ny tenako satria ianao no nisafidy ny ho eo fa tsy noteren'izan'iza na notsindrin'ny fanahy masina hoe "eo ary tsy miala eo"!!

Ankoatr'izay raha Atra no nametraka ny tsi11 avy eo anivon'izay nofidin'Atra dia tsy misy ny divorce!! Saingy misy ilay izy ary ilay nofidinao, izay tsy nofinofisinao ,no isarahanao!!

Ao amintsika ihany zany ny valiny!! Fa ny hoe inona no antony, ankoatr'ilay hoe avy @ Atra izay tsy maharesy lahatra ny tenako, no tsy haiko!!

Izay marina ve ilay hoe fiainana sy fitiavana??
:^) :^) :^) :^) :^)
9. mangidy ( 17/04/2008 12:10)
Marina dhl izany e! :-P mais la vie nous reserve bcp de surprise!!!! :-P
Tsy izay rehetra mamirapiratra dia kintana, ary tsy izay Irian'ny (l) koa dia ho faritana !!!!
10. ari.malala ( 17/04/2008 13:12)
tsy izay rehetra antenaina de ho tanteraka avokoa e, anjaranao no misafidy:°)
11. raniry ( 17/04/2008 17:12)
"ny tiana tsy mba vady, fa ny vady tena tiana", hoy ny ohabolan-drazana
12. tess ( 17/04/2008 17:45)
raniry:

"ny tiana tsy mba vady, fa ny vady tena tiana", hoy ny ohabolan-drazana

tsy ratsy.....


13. ari.malala ( 18/04/2008 07:48)
matoa fidiana d tena tiana
14. koloina ( 08/05/2008 16:44)
10. Mpandefa : raniry [ Valio ] 17-04-2008 19:12:30
Lohateny : Re : Fa maninona??
"ny tiana tsy mba vady, fa ny vady tena tiana", hoy ny ohabolan-drazana

Marina mintsy io; zany hoe le tena mba irinao sy tinao ho vady tsy lasa vadinao satria mety tsy mifanaratsaina aminao, na koa hoe tsy mahazaka ny toetranao sns... hany ka lasa misafidy ny tia anao enao , zany hoe mifanaratsaian aminao sy vonona ny hiarahiaina aminao @ lafiny rehetra!
zay le hoe "anjara" ,de zay no matonag le hoe tsy afapo @ le anao fona enao fa mitady ankafa satria hitanao fa tsy tena le safidinao tanteraka no vadinao fa le mety @ nao sy ny fiainana,de zay no "anjara"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0596