Rossy tonga ao @ RVG

1. hery ( 17/04/2008 15:59)
Ie, tonga ao amin'ny Radiovazogasy.com koa ny album Ino Vaovao farany nataon'i Rossy.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=ino+vaovao dia angataho sy alaharo...

novalian'i milaibe ny 18/04/2008 05:35
2. kiadi ( 17/04/2008 16:26)
ry sefo ko moa efa manao vakansy bola mahita zay miasa eto ihany ko! tsssss :-D :-D :-D
3. hery ( 17/04/2008 17:06)
kiady> efa vita ny vakansy kah :-)
4. ainaheri ( 17/04/2008 19:04)
sotra nizara ee

vita sahady v ny vokansinareo klé,nefa zay tsy nahavita adalana akory klé :-D :-D :-D
5. kiadi ( 17/04/2008 20:11)
ko oe 3semaines?
6. milaibe ( 18/04/2008 05:35)
Naika mbola hanapatra ny kidala2 ra-hery kay haingana be zany 3herinandro hahahah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1794