mba ampio azafady e
1. ari.malala
(
18/04/2008 11:29)
Za ry zareo mba mila torohevitra kely fa misy manahirana ny saiko a! Ao am centre fandehananay misy dokotera izay, mahakamo ana fa efa hatram volou zay vo tao aminazy no efa hafahafa tamiko izy, fa tsy noraharahiako satria hitsabo tena no haleha ao, io dokotera io no hitako mahay mitsabo indrinrda aloha hatreto, efa elaela iany izay no tao izahay, ary efa maromaro iany koa ny dokotera nandray anay telo mianaka, fa io dokotera io no tena hitako nanampy anay bedabe. Ny problemako de izy nefa mi drague ana :evil:izy eo sady efa manam-bady, ny taonany marina mafy iny tsy efa mitovy taona am dadanay na mihoatra aza! mahakamo ana mintsy! inona no hatao? hiova dokotera, ireo hafa tsy mahafa-po ana, hijanona ao aminy nefa izany foana ve no ho hita! vao omaly izao no nanao ny fataony ilay ranga tena krizy kely mintsy ah nivoaka tao! mba mangataka torohevitra e, dia misaotra mialoha e!
répondu par ikaretsaka le 28/04/2008 22:30
2. ratonga
(
18/04/2008 12:19)
mba tantarao alou zé ataony fa tsy fantatra akory klé sô dé i ari no manao interprétasiô hafa :lol: mety wé mba mano sympà fotsiny izy fa efa fantany tsara nareo :°) :-P
3. ari.malala
(
18/04/2008 12:57)
ratonga, tena ts manao interpretation za ka! tam volou alou zany de hoe aza atao tompoko zany za fa antsoy @ anarako sady micharme b nefa oul vo zay vo tonga tao amnazy zay telo mianaka, de tsy nasiako sira klou fa d we mba sympa kosa izany dokotera izany! de refa mankany d mi tomber ao amnazy fona (ts fanahiniana fa ts libre ny dokotera hafa d iz no mandray d farany nifankazatra d lasa izy no mpanaraka ny dossier anay) d nande teny iany ny fotoana, de nivantana amzay lery tonga je suis fou de toi :roll: :roll: d omaly tena tonga d namonjy hanoroka ana am molotra grrrrrrrrrrrrr soa fa voasakako tam tanana ny vavany. za nefa tena franchement tsy manao fihetsika mi provok anazy, efa miteny fona ah hoe ts mety zany!! tam vo niteny ana volou iz de efa noteneniko we za ts miaraka am vadin'oul sady sarotra be zany situation izany! pfffff fa ny lelà v ts mahay mionona am vadiny fa ts maiintsy mitady any an-kafa e! sa efa toetra any anaty le manandrakandrana ka raha mahavoa arahaba soa arhaaba tsara fa raha tsy mahavoa d mitohy hatrany mandrapahazo izay tadiavina? tena tssss mahakamo ana mintsy!
4. kiadi
(
18/04/2008 13:04)
ka njy botabota kely sexy io zao no manaitra azy eh! omeo ny anjartany iz de aza avela raha tsy mandadinlady @ tany mandeh mody de fay!! tsy sahy tsony fa sendra ny mahay azy!! :-D :-D :-D :-D :wink: :wink: :wink:
5. ratonga
(
18/04/2008 13:12)
ary mba mitady ho lérapida ko radoko zany a! :-D so ihany ari zany fa kinga noho izy :-P ngàtsy mety ra miova mpitsabo, ra tsy zany aleo tsaboiko é! :°)
6. kiadi
(
18/04/2008 13:13)
sinon aleo tonga de tontonanay sy ratonga ao lery de faizinay mitsam kely ao :-D :-D :-D
8. Samoana
(
18/04/2008 13:34)
Rehefa mi-charme tsy voatery hoe mikaoty fa mety ho fanehoam-pankasitrahana koa.Na efa manambady aman-janaka aza Araky ny tenin'i Ratonga dia misy tokoa olona rehefa tena maneho ny sympathie-ny aminao dia tia mampiresadresaka, misakambikambina, milalao tanana, manafosafo tarehy na mikitikitika saoka ary mangataka bizo...fa tsy @ vava toy ny dokoteran'i ari. kosa aloha e :-D .Rehefa tena tsapanao fa mihoa-pefy izy dia teneno am-pahatsorana fotsiny hoe:" Tena sympa ary tena deraiko ny fahaizanao dokotera saingy aleo mba hijanona resaka fitsaboana ny fifandraisantsika fa ianao anie ka hajaiko toy ny fanajako ny Papako e!!" (dia aza adino @ izay ny mitondra sarin'i Papanareo anaty paoketra aseho azy :wink: )
9. ari.malala
(
18/04/2008 13:35)
nareo rolah kosa e :-( mba serieuse v ranga za manontany d anianianareo ftsn! ratonga, zay le teneniko ary ambony ary we ny hafa ts mahafapo fa sad ts mijery tsara no tsy maharaka ilay chronologie an'ilay aretina! efa nisy hafa nijery nge fa ts mitovy am le mitapitapy io e! izy mahay fa zay no tsininy!
10. yvanot
(
18/04/2008 13:40)
Mba manontany hevitra eto aminareo aho hoe fa maninona kay ny sipa any @ côte te-hanambady vazaha toy izay gasy. Na sipakely io de toy izany daholo.
14. yvanot
(
18/04/2008 13:54)
Aza masiaka enao ry ari.malala fa tafiditra tany tsy nahy le hevitra e.
15. kiadi
(
18/04/2008 14:05)
ari> :-D :-D :-D :-D :-D
yvanot>elah kosa nanimba ny bizin'i ari ko! :-D :-D
yvanot>elah kosa nanimba ny bizin'i ari ko! :-D :-D
16. ari.malala
(
18/04/2008 14:21)
Samoana:
Rehefa mi-charme tsy voatery hoe mikaoty fa mety ho fanehoam-pankasitrahana koa.Na efa manambady aman-janaka aza Araky ny tenin'i Ratonga dia misy tokoa olona rehefa tena maneho ny sympathie-ny aminao dia tia mampiresadresaka, misakambikambina, milalao tanana, manafosafo tarehy na mikitikitika saoka ary mangataka bizo...fa tsy @ vava toy ny dokoteran'i ari. kosa aloha e :-D .Rehefa tena tsapanao fa mihoa-pefy izy dia teneno am-pahatsorana fotsiny hoe:" Tena sympa ary tena deraiko ny fahaizanao dokotera saingy aleo mba hijanona resaka fitsaboana ny fifandraisantsika fa ianao anie ka hajaiko toy ny fanajako ny Papako e!!" (dia aza adino @ izay ny mitondra sarin'i Papanareo anaty paoketra aseho azy :wink: )
eh oui, io torohevitrao io mints ngamba ry samoana no hataoko am manaraka! misaotra! za ts ynandray ilay charme ho zavatra inona raha tsy nisy ilay fitenenana sy fangalarana oroka k!
kiadi, za ts mibizina eto fa tena mangataka torohevitra, satria manahirana ahy ilay izy!
18. tess
(
18/04/2008 14:38)
io voalazan'i samoana io atao e! resaho ampahatsorana atao resaka matotra, olon-dehibe dia izay.....raha miseho endrika hafahafa dia mialà ao fa sao tsindrona mahafaty no hataony aminareo telo mianaka au lieu de tsindrona manafaka aretina :wink:
19. ari.malala
(
18/04/2008 14:44)
eny aky ry tess a! refa mankany am manaraka ndray d zay no hataoko k!
20. ari.malala
(
18/04/2008 14:49)
za v ranga efa nanome ny hafatra hoe fanimpiriny @ patiente nao nataonao anzany zao za mbola ts tonga saina iany tena matsravina mints! fa hapetrako am toerany iz k! ny blem ftsn d dokoteran'ny fiasana d ts maints any no mande
