mba ampio azafady e

21. kiadi ( 18/04/2008 14:57)
ba tara aminao kosa le kofa ve de ataonao an'izany le :-D :-D :-D
22. ni81 ( 18/04/2008 16:55)
Maro @ dokotera any dago no manana io toetra mikaoty patiente io an! Nisy Chirurgien dentiste izay fa ny ankabeazan'ny vhv mitsabo nify tao dia nosipainy avokoa. Angamba koa aloha ny sasany t@ reny tsy te-handoa vola dia raikitra e!
io voalazan'i samoana io atao e! resaho ampahatsorana atao resaka matotra, olon-dehibe dia izay.....raha miseho endrika hafahafa dia mialà ao fa sao tsindrona mahafaty no hataony aminareo telo mianaka au lieu de tsindrona manafaka aretina
mitandrema tsara tokoa!
23. Papoose ( 19/04/2008 02:23)
ari, ny hevitro dia mijereve ihany dokotera vaovao atao fiandry satria raha mitohy ilay situation ka tsy mety njy dia sao de hanaovany chantage koa toroiny na r a honany. tadidio fa dokotera izy ka sao de sanatria ratsy saina mikendry loza ho anjy sy ny zanakinjy!
24. tsikikely ( 19/04/2008 09:56)
Hevitra iray ity, mitovy amin'ny an'i Samoana. Raha amiko dia miteny aho hoe "hanao remarque kely aho tompoko, miala tsiny raha misy hevitra tsy nitoviana fa izaho tsy mieritreritra mihitsy ny hiaraka aminao fa ny maba angatahako dia fanajana ahy amin'ny mahazanakao ahy". Tsy miondrika mihitsy ianao miteny ireo teny ireo sady jerena tsara any amin'ny masony roa izy. Hitanao fa ho menatra be izy avy eo :oops: Raha tsy izany dia alaivo ny ordonnance-nao, misy numéro-n'ny ONM ordre iny dia manaova taratasy matotra misy sonia. Tsy misy milavo lefona reitsy fa samy manana ny hasiny à.
25. ainaheri ( 20/04/2008 15:49)
io alou tsy miala ee,na @ lafin'inn ahitana an'io fitrakan-javatra otr'io doli,d reo lazain'ny namana reo,ary aza misalasala enao miteny aminy ataovy otran'ny fahasahiany maneo fihetsika tsy mendrika aminao kou ,fa zany we ataovy ampanajana sy mahatonga saina
26. Belami ( 20/04/2008 19:12)
Amiko manonkana aloha dia tsy afaka hanome tsiny ilay Radoko aho satria mety tena tiany ianao, zoany ny mamboraka izany aminao na atao aza hoe efa manambady ianao, fa saingy kosa "Manana ny safidinao tanteraka ianao, na hiaraka aminy na hanaja ny any antrano".

Oviana marina ianao izay no nanomboka notsaboin'io Radoko io ? Raha toa ka efa amantaonany izy no nanao izany fihetsika izany taminao, dia hihomehezo fotsiny satria mety efa toetrany ilay izy, avadio sangisangy ny resaka hivadiany fihetsiny ho sangisangy fa tsy serieux. Asa raha azonao ny tiako hambara.

Fa raha vao haingana kosa no tena nahatsapanao fa mi-drague anao tena serieux izy dia tokony handefa eritreritra ihany ianao satria mety tena zavatra any ampony ilay izy ka mety hisy fiantraikany na eo @ diagnostic ataony aza, ny seringue hanindromany anao mety ny tena seringue ny manokana mihitsy no hampiasainy miaraka @ ranompanafodiny :-D :-D :-D

Amizay fotoana izay dia aleo manaraka ny hevitra voalazany Tess sy Samoana.
Raha mametraka olana moa izy izany dia alefatsika any i Kiadi sy Ratonga hanamboatra azy.

:wink:
27. xxx ( 20/04/2008 19:15)
hoy belami:
Fa raha vao haingana kosa no tena nahatsapanao fa mi-drague anao tena serieux izy dia tokony handefa eritreritra ihany ianao satria mety tena zavatra any ampony ilay izy ka mety hisy fiantraikany na eo @ diagnostic ataony aza, ny seringue hanindromany anao mety ny tena seringue ny manokana mihitsy no hampiasainy miaraka @ ranompanafodiny
:-D :-D :-D :-D :-D
28. ari.malala ( 21/04/2008 06:28)
miarahaba e, asa na tafita ny hafatra fa nikohaka ny ankizy d nitondra anzareo tao amnazy ah tam sabots d mba nipetraka tsara ingahy lehibe, sa ve teo ny zanako d mba hendry... asa re fa raha mbola mitohy alou ny ataony d tena tsy maintsy hiafara am fiovana dokotera e!

belami, tsy ho tonga amzany seringue special avec ranompanafodiny izany mintsy io! :evil:

kiadi, ka tsy mety amiko ilay izy na tia ana aza izy ko! fitia diso fiantefa ny azy!
29. sakaizakely ( 21/04/2008 07:20)
possible koa manao abus de faiblesse le rangah

araky ny toetsaina malagasy mifantoka antsain'ny besinimaro hoe ny lhl lhl ihany
zany hoe fantany ny situation-i ari. fa tokantena de tadiaviny araraotina

ny lalana malagasy angamba moa tsy mivakiloha loatra ny olompirenena na ahoana fa raha aty ampita zany dia efa azo torina @ fanaovana harcèlement io dokotera io. any amintsika vitan'ny hoe ny vhv indray aza no mahazo loza fa mety izy ny ni provok sns...

ra za njy miova dokotera fa miforitra eo lazainy fa mitady azy de hahazo ny hoe ka izy aza misisika mbola tongatonga eto amiko ihany.

aleo miala miaro tena retsy a, mahereza :-* :-* :-*
30. Belami ( 21/04/2008 10:24)
sakaizakely : izaho mino fa efa mitombina tsara izao ny lalàna mikasika ny harcelement sexuel, mety hataony ari.malala mamay Radoko raha tsy mitandrina @ manaraka :-D :-D :-D
31. ari.malala ( 21/04/2008 11:33)
sakaizakely, ie, tsy maintsy hiafara am fiovana dokotera iany hoa io ny iafarany! ko nga ra tokan-tena d araraotina kle! ary mety zay marina fa ts tonga saina ah kle! tssssss :evil:tena lelà lehibe tsy mahay manaja tena mints!!!:evil:
32. Belami ( 21/04/2008 16:59)
ari.malala : calmer-o calmer-o fa aza tonga fofona be ohatranio
alamino ry kiadi a!!
33. kiadi ( 21/04/2008 17:32)
aleo fa tontonako any zany radoko zany de hoanintsika :-D :-D :-D
34. ari.malala ( 22/04/2008 07:00)
Belami, :)

kiadi, rôvin enao tonga az e;)
35. sytl ( 22/04/2008 09:26)
mbola hikotrana kely kiadi alou ! :-D
36. kala ( 23/04/2008 04:34)
ari.malala > :-* aza midi-kizo ê!
na izany na tsizany, namako fôna enao ê!
37. bobone ( 23/04/2008 05:50)
ari:
de aza ovana ny fifandraisana aminy fa aza manaiky kosa miaraka izany olona efa manambady izany e! tandremo zandry an! matoky anjy zaho aty an! hmmm
38. ari.malala ( 23/04/2008 06:52)
kala, ts azoko, inona no tiandry tenenina amle aza midi-kizo?


bobone, mahazo matoky enao zokivavy fa za ndray ts manao adalana izany a! ts mandrombaka anjaran'olo zany fa ts mety zany;)
39. fahamarinana ( 24/04/2008 04:44)
:arrow: ari. : "tsy mandrombaka anjaran'olo zany fa tsy mety zany " :tena marina aky a.
Kiss be ho andry dia ho salama tsara amin'izay tsy miverimberina matetika any am radoko e!! (l)
40. ari.malala ( 24/04/2008 05:42)
fahamarinana, misaotra aky am firariana soa a:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008