Bold text :oops: Manao ahoana Tompoko ô Rahery à mba te hanana ny tononkiran' i Lola ho izaho ilay manao hoe :
Mifona @ nao aho rô ô
Tsa agnako aho rô ô
Fomba gne lelahy e misakeza indraindraiky
Anao vady andragno mahareta ka taitaitre
de zay ihany eeeeeeeeeeeeeeeeee misotra
:*
Fa nga oa tsy hoe k'atao an'zany e ;tena milay be kosa lo iny hira iny e! dia mahità; sa hijery fete de la biere any Bira dia mahita Lola nareo.Kay za sy afaka tampoka :-D :-D :-$