biby

1. kelly13 ( 18/04/2008 09:54)
tsy nahita tory oa za t@ alina fa nivadibadika tao fotsiny, d inn hozy nareo no eritreritra nandalo tao antsaiko? oe, zao mou misy bibilava b, le mavomavo b na fotsifotsy b na le maramara marikoriko reny, na varan misitrika ato anaty fandrinako ato? d inn no nde ataoko? ny finday adino tao @ salon, ny phone antrano tsisy ao @ efitrano, tsy afaka hiantso vonjy akory za, tsy afaka hikikika! d avelako ho faty zany za! sady maty ny tahotra no sempotra fa noteren'ilay bibilava! brrrrrrrr, biby faran'izay atahorako ny bibilava, tanalahy, androngo (lézards), ny scorpions. brrrr vonjeo

ary inn no mba biby mampitahotra anareo?
novalian'i kiadi ny 20/04/2008 13:52
2. kiadi ( 18/04/2008 10:13)
bibilava ko atahorana!!! zaranao aza iz miditra fandrinanao ba manomé fahafapo anao ko! :-D :-D :-D :-D
nenah tsisy biby atahorako zany!in re eh??ny bibilava tadidio fa tsy manafinafika @ tsy antony zany!! ary tsy ho lasa sakafony mintsy enao donc miala iz refa hitany oe misy dangé!1/1000000 ny chance hanafian'ny bibilava anao zany!aleony aza mandositra toy izay hiady @ olona!
film fotsiny reny @ télé reny fa tsy marina!
3. zoky ( 18/04/2008 11:03)
kiady: tandremo ian ra kiady fa misy bibilava tia ronono hono fa, tany atsimo tany nisy vehivavy avy teraka nampinono (ny zanany an!), mipetraka2 eo antokotany, de resin-tory teo, fa niala tany hono le bibilava, nahiliny fotsiny le zaza minono de nitrohany tao ny nonondreniny fa maty tery le ramatoa an!
Famatarana ihany koa reny hono rhefa misy olona ho teraka eo an-tanana fa feno biby lava ny eo antokotany.
ka mailo iany ra kiady fa so mifanodona ao ny samy bibilava ka ratsy...
4. ainaheri ( 18/04/2008 11:15)
Efa enoko kou io kozin'i zoky io

keliterezy>> hummm aona kou zany mataotra bibilava zany? lol



5. ari.malala ( 18/04/2008 11:21)
mitovy amindry ky za ry kelly, za faran'izay matahotra bibilava fadiran'ovana mintsy! sady tsy haiko na finonoampoana nenà fa ra za no maita bobolava d hisy loza ho reko na hiatra amnà zay! satria tam za mbola mpianatr'Ankatso, de hande hisakafo le ao ambanin'ny DEGS io mis coin fisakafoanan'ny mpianatra, d amle goudron b io no mis bibilava mandende avany afara any brrrrrrrrr naika safotra teo za! nony tonga tany antrano za mamanay efa safotry ny tomany no tratrako fa maty le rahavaviny anankiray! za ts mba tia bibilava fa sady atahorako ireny no fambara loza hoana!
6. kiadi ( 18/04/2008 11:26)
hono hono zany ry zalah an!!ny bibilava tsy mikitika olona zany! matoa iz manaikitra ol de satrai mahita iz fa "en dangé" fa sinon tsy manafika olona @ tsy antony zany iz!!
7. Samoana ( 18/04/2008 13:40)
kelly13/ fanampin'izay voalazan'i kiay,ny bibilava tsy sahy mikitika olona... tsy mahita tory fa andrasany renoka tsara aloha vao misitrika moramora anaty fandriana izy :-D
8. kiadi ( 18/04/2008 13:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
9. kiadi ( 18/04/2008 14:18)
kizitina wa ty aribota ty =)) =)) =))
10. ari.malala ( 18/04/2008 14:32)
oudry, manin an'i kiadi mitsn aza za ty:roll: tara amk mints ngamb enao io k:-D:-D:-D:-D:-D
11. kiadi ( 18/04/2008 14:41)
odoyyyyéééééé
12. milaibe ( 18/04/2008 15:35)
Biby à sang froid reny mitady mafana fotsiny izy kelly ô sady any amintsika tsisy bibilava misy poizina mety kaikitrakely fotsiny raha voatsindronao tsinahy izy io lazain'i kiady io. Razoky teo @ le nisy ronono ngambany nafana kokoa
13. kiadi ( 18/04/2008 17:17)
ary nakaiza ilay keliterezy donzatra fa tsy hita @ dinika noforoniny iz! :-D :-D :-D
14. ikaretsaka ( 18/04/2008 17:22)
bibilava?? hano fa sakafo le!

ny ahy le biby misy poizina ireny ihany no atahorako.. sy le ngooozabe manaikitra ireny fa ny ankoatran'izay tsy de mampaninona ahy loatra...
indrindra mao raha hoe atao sakafo izay...hmmmmmm
15. ainaheri ( 18/04/2008 18:07)
ika>mlay tkotrany reny refa tsara nahandro a,ndrindra fa ny do(amandotra)
16. kiki33 ( 18/04/2008 20:55)
aza de hatao manenjika heritreritra lotra izany ry kelly13an!!! ny zavatra na ino na ino hataonao manjaka ao antsaina !???na de tokony ts misy aza ,de lasa misy tampoka!!! satria hoentin'ny tahotra ilay olona!!!!.....
17. kiki33 ( 18/04/2008 20:56)
aza de hatao manenjika heritreritra lotra izany ry kelly13an!!! ny zavatra na ino na ino hataonao manjaka ao antsaina !???na de tokony ts misy aza ,de lasa misy tampoka!!! satria hoentin'ny tahotra ilay olona!!!!.....
18. yonikafopl ( 18/04/2008 21:13)
kelly hiihihih io ary fa misy bibilava io ambany fanjinanjy io an :-D :-D :-D
fa rehefa taitra tsy mahita tory am all iny tokotrany de mande be le saina, mamorona zavatra bedabe eo mandritra ny adin'ny 1 na 2 vaomanomboka rendremana ndray.
19. kiadi ( 18/04/2008 21:23)
yonika>zah eritreretina de milamina ny saina! :lol:
20. yonikafopl ( 18/04/2008 21:38)
kiadi tsssssss ngamba de sempotra tsy avy miaina vo mieritreritra ny angodanao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3653