biby
41. kelly13
(
19/04/2008 11:04)
fihazinao mintsy hatramin'ny taola-pifika v? soa aho fa tambawax tsisy tôlana
42. kiadi
(
19/04/2008 11:12)
mafy tôlana klé!! olona zatra miakatra any andohalo lava io lasa mafy tôlana io! :-D :-D :-D
44. kiadi
(
19/04/2008 11:18)
iny indray efa ny gasy ny tana no hotrizay doly ka! :-D :-D :-D
jereo ange i melky eh =)) =)) =)) =))
jereo ange i melky eh =)) =)) =)) =))
45. ainaheri
(
19/04/2008 21:28)
yonikafopl:
fa rehefa taitra tsy mahita tory am all iny tokotrany de mande be le saina, mamorona zavatra bedabe eo mandritra ny adin'ny 1 na 2 vaomanomboka rendremana ndray.
Mamaky boky d malaky miverina le torimaso
46. kelly13
(
20/04/2008 10:56)
b ranjo nga i melky? hahahaha
vieforce>mahatorovana maso b zany hamaky boky zany kle, sady le oul eo akaikinao kou manjary lasa gené kle
vieforce>mahatorovana maso b zany hamaky boky zany kle, sady le oul eo akaikinao kou manjary lasa gené kle
50. kelly13
(
20/04/2008 11:27)
tsy mande io smiley io ato amiko, tsy mivoaka mou zany le oe "sary fanampiny" e :{
53. kiadi
(
20/04/2008 11:45)
anga misy rariny zany eto antany eh!! jere zao ba wkd ny andro nefa ratsy velona tsisy ilaina azy!
54. kelly13
(
20/04/2008 11:56)
nefa mba mizesita ery oe ny andro aty @ sud milay b fôna, et vlan, orana, rivotra, etc... mdrrr
55. kiadi
(
20/04/2008 11:57)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ! nanondrana ny andro t@ ty tôna ty :-D :-D
56. kelly13
(
20/04/2008 12:03)
tadidiko mintsy ry mamie reny niteny oe "ny andro aty @ sud sahala @ andro any tanà mintsy" lollll! ié, sauf refa misy rivotra b, sy orana sy kotroka
57. kiadi
(
20/04/2008 12:08)
ntssss! mangatsika ihany ny aty refa tena tratran'ny rivotra avy any siberie iny klé!! raha tratran'ireny ve tana tsy maty ny atsasaky ny gasy any! :-D :-D :-D
ny mahasamihafa ny aty fotsiny de tsy maharitra ela ny hatsika
ny mahasamihafa ny aty fotsiny de tsy maharitra ela ny hatsika
58. kelly13
(
20/04/2008 12:21)
bah, rapitso nge d efa mihatsara io andro io e! aza kivy, mdrrrrrrrrrr