vacances namana serasera dago any mahajanga

1. ravatorano ( 18/04/2008 05:26)
Raikitra indray izany fa dia hatao any Mahajanga ihany ny vacances izay karakarain'ny namana serasera Dago amin' ity taona ity kany daty hanaovana izany dia ny 18 ka hatramin 'ny 23 Aogositra izao ! =D> =D> =D>
Ny fandraisan'anjaran'ny tsirairay moa izany araky ny tapaky ny mpikarakara dia eo amin'ny 100.000,00 Ariary eo isan'olona.
Ny trano handraisana defa misy any satria ilay trano nipetrahana tamin' ny taona lasa iny ihany izany.
Afaka manome sosokevitra eto ny namana rehatra fa ny daty dia efa tapaka aloha fa dia amin' io izany.
Misaotra antsika
:D
2. Papoose ( 18/04/2008 06:08)
kiii taraiky loatra le!!! :x raha mba aloha dia saika mba nandeha ny tenako
3. ravatorano ( 18/04/2008 06:19)
kà papoose ah
mijanona maharitra d mande re ah
zay zany avy koa :-D :-D :-D
4. ANARIM ( 18/04/2008 07:31)
hummmmmm itako avy eto ouz, eka ouzzzzzzzzzz!!!
5. bobone ( 18/04/2008 08:00)
Ravatorano: de tafaray indray zany ny tia sy ny manina e! izay tsy tonga teo mba makaty indray ! sady ilazana ny namana eto ! mirary soa hatrany e! samy hahita izay tadiavina ka ho avy aty e!
Biiizzzzzz
6. thiel ( 18/04/2008 08:56)
Mba ampatsihivo kely ary rehefa akaikikaiky ny daty fa sao tsy tadidy mora hiomanana sao dia mba lasa ihany.Ok ê!
7. lo ( 18/04/2008 09:13)
kay leazaa, nga tsy mba aty aminay e...asa rah tafa amzany na tsia fa hita eo, tena 1200kms mahery ne zany eee
8. ravatorano ( 18/04/2008 10:33)
lo_< raha miala any amianareo marina tela alavitra be kle hahahaha
mety lany eny andalana ny vacance kle

thiel < mbola hamafisina io fa zao aloha mbola fampilazana sy fanairana fotsiny ihany e
9. pskl ( 18/04/2008 11:00)
...mouaiss.
:roll:
10. glou ( 18/04/2008 13:48)
dia io ndray zany no tapaka fa ho reketina eh fa miandry izay soson kevitrareo fa hatreto aloha dia efa folo mahery eo no vonona handeha ka raha azo atao dia milaza mialoha ihany fa voafetra ny toerana @ trano sy ny fiara mbola ho lazaina manaraka eto ny andindiny fa izay liana dia miomana dieny zao!
papoose> taraiky loatra ahoana? arosoy eehhhh :lol: ny programanao io fa tsy io daty io an! dia mandehana moa ehhhh :wink:
thiel> mbola misy hiresahana anao ary avant io araky ilay resatsika tany ampambolena hazo ry koa
mankalaza eh
11. volana1 ( 18/04/2008 14:52)
Mahafinaritra r'ireto zany fa misy ho eritreretina, na dia saika tsy hianavaratra aza, hita eo ihany.

12. ravatorano ( 18/04/2008 14:56)
ketreho mafy raprezy ah
za manohana anao hatramin'ny farany
^:^ ^:^ ^:^
=D> =D> =D>
13. donnyah ( 18/04/2008 15:05)
mba te hande f mbola tsy nahazo namana mihintsy d sao etranger b any
mandray tsara daoly nareo na là na vavy an za mants ra sairka nareo d za kou 100 fois plus
zay ary alou e!
mety mitsy lé sosokevitra fa tohanana
:wink:
14. sipagasy ( 18/04/2008 15:39)
eeehn à manaraka izany e!
15. angotiko ( 18/04/2008 16:48)
ntsooo ndrisssssss le 18 alou dia tena tsy afaka eh, saika hanenjika week end ihany ka ianareo efa lalan'ny mody kou, d mazotoa daholo zany fa dia amin'ny manaraka indray manao misymisy, zay mba saika handeha zoma alina kou nefa ianareo lahady defa andeha, tsy misy olana akory fa dia mirary iza afaka mba handeha, fa izahay miandry ny manaraka indray kou

donnyah: mandehana fa tsy misy atahorana ny amin'io; mafinaritra daholo ny ankizy, tsy maty antoka enao eh

lo: mbola ho avy sao d ianao ndray no leo hihihihi, alefaso wa le mail fa inona ary ity eh, tsy maintsy manaoratra izy eh hihihihi
16. Papoose ( 19/04/2008 02:16)
lavato, sady za mbola tsy tany jangil
17. ratavao ( 19/04/2008 08:42)
mety be fa any zany no manala azy e!
18. endrika01 ( 19/04/2008 10:29)
tsy ratsy mintsy tonga de any zany ny annif-nay no ankalazaina kou!
de hitako sahady ery ny namana miara-mihira we:Jouaeza annivesera,jouaeza annivesereeee,mmmmhhhh,tena tsara kah,zay kou lou anisan'ny manohana e!
de mba mzah tany,hotran'ny yhitako ihany i Clo Mahajanga,mihira!
snif,snif,tafaray 'zany ny tia sy ny manina kou! :roll: :roll: :roll: :roll:
19. Tonya ( 20/04/2008 15:23)
andray reto nareo! za tena tsy afaka nefa te ande mafy. asio fiarahana mafana be aloha avant départ nareo de amzay zay mjan sy tsy afaka tsy manen e! io mou eeeeee :cry: :cry: :cry:
20. lldd ( 20/04/2008 15:35)
ravatorano; za mety ts ande raha vao mandé taomobil fa farafaharatsiny mba
oe sous marin coin-coin @zay mba maita rekain hain-hain :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2698