vacances namana serasera dago any mahajanga

41. dziana ( 22/04/2008 09:29)
salut nareo! tsy haiko aloha fa ny tenanay mbola vahina @zany tanàna e; nefa ho hia eo ihany,milay aloha zany e! :roll: :lol: :wink:
42. bimanoa ( 22/04/2008 10:59)
booboo : coucou c, tsy maintsy mba misy quartier libre kosa e,
ravatorano : ok, le week-end iny angamba
43. naritsimba ( 22/04/2008 11:50)
izaho indray dia afaka raha tsy hoe mifanindry amin'io ny fandehanan'ny zanaky ny mpiasa ato aminay manao colonie de vacance!!!!!
hatramin'izao aloha dia mbola tsy afaka miteny hoe afaka eh!
na izany aza dia manentana antsika rehetra izay afaka fa dia tena vakansy milay tokoa ange izany eh!

naritsimba
44. glou ( 22/04/2008 14:00)
naritsimba > fa ahoana mihintsy?????????
lo> mba ataovy congé less @ io de @ ilay fotoana hiakaran' lah iny de mandeha ah
watafon> tssssssssssssss :twisted: tsy admin ato ianao ramose fa aza mitapitapy ato an :^)
45. ari.malala ( 22/04/2008 14:17)
angotiko, ndraso bitsihiko andry am hafatra fa tena ts teneniko eto le antony ;)
46. lo ( 22/04/2008 15:24)
glou : na congés aza le fré mbola tedavina klee
47. Lejao ( 22/04/2008 15:26)
tianalove:

fa manin wa no any Majunga fôna e??



hihihi, ena tsy hita tsony dia zay hono no nanaovana azy tany majunga
48. angotiko ( 22/04/2008 17:15)
salut dôly

watafon ahoana le we ataovy le hira

lo: tongava d entiko izy
49. epsedo ( 22/04/2008 17:50)
m" lay zany ka d ny vokatra avy any moa afaka 9 volana vao otazana :lol:
50. kala ( 23/04/2008 04:24)
slt daolo,

tena mba handeha zahay amin'io klé.
Aleo aloha ahena ny dépenses majinijinika dé las'izao.
:-* :-* :-* hoan'ny rehetra dia any Mahajanga zany knou! (l)
51. dadabe ( 23/04/2008 05:04)
hiaraka aminao zao ry kala raha toa ka tsy mijery zeolympika :roll:
52. ravatorano ( 23/04/2008 06:06)
dadabe < le bedada tokotrany v ty e
:-P :-P :-P :-P

epsedo < mba lalitsaina nareo zany an :-D :-D :-D :-D
53. Naniie ( 23/04/2008 08:54)

ndrisy mantsy, te hande mafy fa tena tsy tafa am zany :cry: :cry: :cry:
54. orange ( 23/04/2008 11:43)
Tsara laysosokevitra fa tena tsy tratranay ny fotoana.Mazotoa daholo ee dia mirary anareo hanao vacances tsara, ahazo fafinaretana.
55. hery601 ( 23/04/2008 13:58)
eny tokotrany hoa fa maninona raha atao any toliary na fort-dauphin.
sady ny sarany koa otrany lafo be. :roll: :roll: :roll:
56. ravatorano ( 23/04/2008 15:38)
hery601< ilay toliary sy fort dauphin dia lafo lavitra ny frais sy ny ambiny ka izay no tsy ahafahana mandeha any

ny tena olana ange ry zareo dia eo amin' ny fiantranoana e ! satria vacance miaraka d tokony hiaraka izany fa tsy hoe samby hande amin'ny havany ka ny lalana aller rtour ihany no iraisana :-D :-D :-D

tsara toliary tsara ihany koa fort dauphina fa tsy tafa e indrindra moa fa izany fort dauphin zany lany eny andalana ny tokony hijerena ranomasina ary mety tonga d miverina indray satria mety ho telo andro eny andalana foana na dia maina aza ny andro amin' io vanim potoana io !
raha hande voromby indray ! oka re ! tsy tafa kah ! njinja fa za manokana !

:wink:
57. lo ( 23/04/2008 15:43)
iezaka mafy d mafy... :D
58. radotax ( 23/04/2008 16:59)
Ok tongava daholo ry reto an!!!!
59. ari.malala ( 24/04/2008 05:51)
bonivoiazy sy bonikourazy enareo a... de bonivoiazy sy bonivokansy enareo a
60. Mimifali ( 24/04/2008 10:43)
Papoose:

kiii taraiky loatra le!!! :x raha mba aloha dia saika mba nandeha ny tenako
fa taraiky loatra aoana aky lé pro io
:?: :?: :?: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2224