vacances namana serasera dago any mahajanga

101. ikaretsaka ( 05/05/2008 15:13)
glou:
karetsaka> fa ho avy ngah ingahy @ io? aty ve??????

possible fa ho hita eo e
102. dadabe ( 06/05/2008 08:22)
pounk kely jiaby aza klou e :roll: :roll: :wink: :wink: :°) :°)
103. naritsimba ( 06/05/2008 08:39)
glou>> zà mbola hitady namana ho entina ra prezy ah!
104. Aintso ( 06/05/2008 09:44)
Tena ao anatin'ny fotoanan'ny exécution na asa be mihitsy @ io koa :cry:
105. angotiko ( 06/05/2008 09:59)
naritsimba: za mahita namana ho anao saingy mety efa....
106. glou ( 06/05/2008 14:05)
angotiko> ahahahaha tohizo ehhhhhh
narts> efa misy mahita ho anareo zany @ io koa inona ndray no isalasalana :lol:
manitra efa misy an' izay ao fa mba jereo kely eh
107. glou ( 06/05/2008 14:10)
angotiko> ahahahaha tohizo ehhhhhh
narts> efa misy mahita ho anareo zany @ io koa inona ndray no isalasalana :lol:
manitra efa misy an' izay ao fa mba jereo kely eh
108. glou ( 06/05/2008 14:15)
angotiko> ahahahaha tohizo ehhhhhh
narts> efa misy mahita ho anareo zany @ io koa inona ndray no isalasalana :lol:
manitra efa misy an' izay ao fa mba jereo kely eh
109. ikaretsaka ( 06/05/2008 15:35)
glou> za de ela de Ravato anie lety mbola misy deal be tsy mbola vitantsika e.... tsy adinoko ange le resaka tany Ampefitety sy Amahitsy iny @ le resaka THB sy loksa e
110. ravinalah ( 07/05/2008 17:15)
Salut Daholo!
Raikitra indray angaha ny vac any Mahajanga?
Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 06-05-2008 10:39:14
Lohateny : Re : vacances namana serasera dago any mahajanga
glou>> zà mbola hitady namana ho entina ra prezy ah!
hahaha . Fa angaha?
111. naritsimba ( 08/05/2008 08:31)
ravinalah> raha tianao n ny ho namako????

Mbola ho hita eo fa hatramin'izao aloha mbola tsy afaka miteny, miankina @ zava-misy io eh!
112. evev ( 09/05/2008 06:25)
Zay aloha efa aty ihany, mahafinaritra le proposition fa zao, nga ny amin'ny alina tsy misy fiarahana mihitsy fa ny atoandro ihany? Ny aty anie ny ambiance amin'ny alina no tena milay e!
De ahoana indray no fandraisanay anjara amin'io alina io raha misy?
113. endrika01 ( 11/05/2008 11:35)
hono ho'aho e,azo hitondrana namana hafa ve?ohatra hoe izy tsy
mpikambana ato @namana serasera nefa izy mbo te handeha?
dia manakory ny amin'izay dia hikambanana ve ny fandriana
raha mpivady na mpifankatia sa samy manana ny chambre ny ve?


mcei aaaaaa!
114. soleed ( 13/05/2008 08:52)
za zao saiky iteny oe ra mba mis excurtion keli v d mba posible satri mis n ol ts hahatakatr an zan 500000 zan ka mba sosokevitr ian no atolotro!d mba atao lé faran volana iny ra mety satri mba manam bola ny tenanay am iny
115. tahirihery ( 13/05/2008 12:37)
ahoana sy ahoan no tena fandehany fa izaho mantsy namana vaovao
ny fisoratana anarana sy ny mombamoba anizany
mba hazavaho azafady fa mba te hande mantsy aho
116. RATOVOARY ( 13/05/2008 13:33)
RATOVOARY:

Miandry anareo aty zah @io ftôna io ary
Tongava soa dôly ry namako isany
(l) :roll: :D :lol: :* :-* :-D ^:^ =D>



Toa tsy afaka ndray ny tenanay fa kay misy prog-n'ny Famille @io mois d'août io. En plus zahay koa manana fikasana tsara de mety hatambatra @io date io. Donc zany mifanena an-dalana ntsika ( zahay miakatra , nareo midina )


117. thiel ( 14/05/2008 08:00)
Ahoana moa ra-prezy raha mba mandeha cabaret kely ny mpikambana ato @ sera2 alohan'ny handehanana any janga dia mba mihaona ao na ny handeha na ny tsy handeha .Toa milay â! Sady mirevy2 no mitafa2 ê!Mba @ izay tonga ao koa ireo mpikambana vao2 misalasala mahita ny ambiance sy ny patte-ny.Ok ê!.
118. makamisa ( 14/05/2008 13:01)
hotran'ny miombokevitra amin'ialahy amin'izany aho ry thiel,ahoana hoy ianareo ry namana hafa
119. putsiputsy ( 15/05/2008 17:10)
:P Bold text okay zany fa any daolo no miaona é !!! :* mety any koa anie no aitana ny taola-tehezana kooohhh :-* :-* :-@
120. Koditra ( 17/05/2008 06:31)
Na dé vao tsy ela aza no nahatato ana d mavitrika be ny amonjy an'io, ho fantatra sy hoita vatana ao daholo zany reo olona virtoaly sy mpananiany bobaka be ireo , ry xxx, putsiputsy, ... :lol: :lol: :lol:

Mahazo mitondra saka v za? Sûr mantsy fa tsy maintsy ho betsaka ny ambina kaly @zany, d mba tsy diso anjara ko lé caramel-ko (lé saka io). :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1948