vacances namana serasera dago any mahajanga
62. Mimifali
(
24/04/2008 10:48)
donnyah:tongava fa tsis oé manana namana na tsia zan fa lasa mpinamana daolo refa any ngé e! dé manantena zany za an! :-D :-D :-D :-D
mba te hande f mbola tsy nahazo namana mihintsy d sao etranger b any
mandray tsara daoly nareo na là na vavy an za mants ra sairka nareo d za kou 100 fois plus
zay ary alou e!
mety mitsy lé sosokevitra fa tohanana
:wink:
63. Mimifali
(
24/04/2008 10:57)
N tenako mou hanao...récupération an t@ herintaona ts nandé fa tsy in akory ka! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: zan oé anisan lé andé ra tsis n sampona dernier moment e! fa lé hanao maillot de bain eo imasonareo zao no olana kely! 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
64. ninad
(
24/04/2008 13:06)
Tsara alou lay hevitra fa za ane mbola tsy dia nahazo namana sady vao haingana no niditra membre dia mety tsy hahazo ambiance akory tonga any e, za rateo anie efa un peu madame dia sao tsisy mitovy @ko fa za alou très cool na zany aza e, ho hita eo e, hiezaka ny handeha ry zareo a, :lol: (l)
65. glou
(
24/04/2008 13:54)
mimifalie> zah pres hijery anao hidefile @ ilay maillot de bain 8O
ninad> tsy maninona mihintsy fa rehefa cool mahay miaraka amin' ny retraretra dia efa ca va eh, refa any namana serasera daholo fa tsy misy ankanavaka izany
hery601> io ihany ary ny participation t@ herintaona fa tsy nampakarina koa, saika tsy ampy fa mbola hitady sponsoring ary hanampiana an' io koa
naniie> fa ahoana no tsy tafa eh? afaka miantso raha misy problem :wink:
kala> mitondra anie le zavatra ray ry raha tsyyyyyyyyyyy 8)

66. ari.malala
(
24/04/2008 14:22)
tsy anisan'ireo mandeha nytenako amty, fa manentana ireo namana hafa mba handeha, na vao androany aza enao vao nisoratra anarana tongava raha afaka fatsy hanenenanao! mafinaritra foana ny fiarahana am namana serasera. Ireny entina teto am dinika antsary sy ampian'ny namana nandeha fihaonana tatitra ireny ny santionany. Bonivoaizy sy bonivakansy ianareo a
67. ds
(
24/04/2008 16:12)
Enga anie ka efa tafaverina amin'ny laoniny ny jiro amin'izany fotoana izany.
Tamin'ny nandalovako tany (15 - 18/04 teo), dia tapaka manomboka amin'ny 8 ora maraina ny jiro, dia amin'ny 6 ora hariva indray vao miverina. Niovaova foana anefa ka tsy fantatra mialoha ny fahatapahana. Tao Tsararano io niainako io fa misy toerana vitsivitsy (Mangarivotra misy MBS, Banque centrale, Androva,..) toa tsy tapaka mihitsy...

69. hariliva
(
25/04/2008 06:14)
Mmm!mahafinaritra izany ka d tongava daholo ry reto a!Misaotra ny mpikarakara!
70. Mimifali
(
25/04/2008 10:14)
ninad:
Tsara alou lay hevitra fa za ane mbola tsy dia nahazo namana sady vao haingana no niditra membre dia mety tsy hahazo ambiance akory tonga any e, za rateo anie efa un peu madame dia sao tsisy mitovy @ko fa za alou très cool na zany aza e, ho hita eo e, hiezaka ny handeha ry zareo a, :lol: (l)
ts olana mits na efa madame na efa monsieur :-D :-D :-D :-D :-D fa tena raisina antanandroa daolo ka! lé namana vaovao mits aza no tena amporisihina ho avy anampy ny efa mpandeha. Sad ianao ar efa mahatsapa tena oé cool ka in ndray no olana fa dé tongava fa assurer ko fa ts maints mahazo ambiance any an! dé any kou mahazo namana bé dé bé! :} :} :} :}
71. RATOVOARY
(
25/04/2008 12:26)
ninad:
Tsara alou lay hevitra fa za ane mbola tsy dia nahazo namana sady vao haingana no niditra membre dia mety tsy hahazo ambiance akory tonga any e, za rateo anie efa un peu madame dia sao tsisy mitovy @ko fa za alou très cool na zany aza e, ho hita eo e, hiezaka ny handeha ry zareo a, :lol: (l)
Hoy ianao!
Zah koa nge mba vaovao sahala anao ihany eh!
Mino aho fa namana mahafatra-po daholo ireo efa talohantsika ireo
72. RATOVOARY
(
25/04/2008 12:28)

8-) :-D :idea: :twisted: (l) :evil: :-*
73. soritra
(
25/04/2008 12:32)
raikitra zany le ani MAHAJANGA fa zao za mbola tsy tany ka tandremo sao arinareo za refa ani a,mahazo mitondra copin ve ?
74. RATOVOARY
(
25/04/2008 12:46)
Miandry anareo aty zah @io ftôna io ary
Tongava soa dôly ry namako isany
(l) :roll: :D :lol: :* :-* :-D ^:^ =D>
Tongava soa dôly ry namako isany
(l) :roll: :D :lol: :* :-* :-D ^:^ =D>
75. Papoose
(
26/04/2008 22:40)
Mimifali:
fa taraiky loatra aoana aky lé pro io
:?: :?: :?: :?:
tsary mety @miko de domazy pour mwa! efa tsy afaka intsony aho @ zany!! :?
76. razafy4
(
27/04/2008 05:50)
Salama daholy aloha isika namana . Izaho moa dia mipetraka aty Mjg ka ny zavatra tiako anontaniana dia izao . Ohatrinona izany ny anjaranay avy aty @ io sandam - pandraisana ' anjara io ? ny tenako moa dia naniry ny mba anatrika t@ iny taon - dasa iny fa saingy tsy salama tampoka ka tsy afa nanaotra satria manko tena tao Mjg zah t@ io daty iny satria congé izahay , izaho manko miasa aty @ Aqualma Groupe Unima , izany hoe somary ùmiala 100 km ao Mjg ville no misy an'io toeram - piasanay io aty Mahajamba , nefa tena zanatany ao Mjg ny tenako fa nohon ' ny asa no nandehanako aty à Mahajamba io , teraka tao Mjg sns ... ka mba mila valiny azafady io fanontaniako io , veloma vety ² .
77. tslem
(
27/04/2008 14:18)
mipetraka aty Mjg ka ny zavatra tiako anontaniana dia izao . Ohatrinona izany ny anjaranay avy aty @ io sandam - pandraisana ' anjara io ?
eny tokoa ho aho ?
78. naritsimba
(
28/04/2008 04:50)
razafy4 [ Valio ] 27-04-2008 07:50:30
Lohateny : Re : vacances namana serasera dago any mahajanga
Salama daholy aloha isika namana . Izaho moa dia mipetraka aty Mjg ka ny zavatra tiako anontaniana dia izao . Ohatrinona izany ny anjaranay avy aty @ io sandam - pandraisana ' anjara io ? ny tenako moa dia naniry ny mba anatrika t@ iny taon - dasa iny fa saingy tsy salama tampoka ka tsy afa nanaotra satria manko tena tao Mjg zah t@ io daty iny satria congé izahay , izaho manko miasa aty @ Aqualma Groupe Unima , izany hoe somary ùmiala 100 km ao Mjg ville no misy an'io toeram - piasanay io aty Mahajamba , nefa tena zanatany ao Mjg ny tenako fa nohon ' ny asa no nandehanako aty à Mahajamba io , teraka tao Mjg sns ... ka mba mila valiny azafady io fanontaniako io , veloma vety ² .
Miarahba antsika namana e!
Raha ny tamin'ny taona lasa no jerena teo @ fandaniana dia tsotra:
1- RAha toa ianao ka miara-mipetraka amin'ny namana rehetra mandritra ny fotoana hijanonana any dia miala ny frais aller-retour ho an'izay avy ao MAhajanga.
2- RAha ny atoandro ihany moa ianao no miaraka @ namana serasera, fa ny alina mody satria mipetraka ao MAhajanga dia fandraisana anjara @ sakafo no aloanao.
3- Raha sendra ka mandalo fotsiny ianao ka tratran'ny fotoana fisakafoanana dia izay masaka eo no iaraha-komana. TSy sarotra an-kanina akory ny namana serasera.
4- RAha toa ka misy ny fahasahiranana ho antsika rehetra nefa te andeha dia miresaha mialoha amin'ny tompon'andraikitra mpikarakara fa tsy misy olana natao tsy ho voavaha.
Izay aloha no azo lazaina fa dia mirary soa ho antsika rehetra izay vonona andeha sahady.
Misaotra e!
79. todisoa2
(
28/04/2008 07:04)
ravatorano:
Raikitra indray izany fa dia hatao any Mahajanga ihany ny vacances izay karakarain'ny namana serasera Dago amin' ity taona ity kany daty hanaovana izany dia ny 18 ka hatramin 'ny 23 Aogositra izao ! =D> =D> =D>
Ny fandraisan'anjaran'ny tsirairay moa izany araky ny tapaky ny mpikarakara dia eo amin'ny 100.000,00 Ariary eo isan'olona.
Ny trano handraisana defa misy any satria ilay trano nipetrahana tamin' ny taona lasa iny ihany izany.
Afaka manome sosokevitra eto ny namana rehatra fa ny daty dia efa tapaka aloha fa dia amin' io izany.
Misaotra antsika
:D
D aona n plan. Za lou tafa e
80. andya
(
28/04/2008 07:17)
bjr daolo!tsara be sy mafinaritra le misy fiarahana saingy raha za manokana alo tena tsy afa miala @ asako mihitsy fa de mazoto daolo ze afaka e! mba tantarao ze tany fotsiny e de aza adino ny voandalana ho an'ze tsy afaka.