vacances namana serasera dago any mahajanga

121. Miarinonja ( 19/05/2008 05:03)
Za klou mbola tsy mahafantatra anareo retsaretsa nefa za vao ande ho any de ahoana? za sady tsis namana no tsy mahafantatra iray aminareo akory. itomany any za. :-D
122. AOSTN ( 20/05/2008 17:09)
Rah mba misy namana F 16 a 19 ans celiba handeha d mba contacteo zah fa tsy mb manana hitafan rhf tonga any...sad n namako saiky tsy handeha daholo...hi hhihib ka sao hitan-jiro any ny akama hohohpio :lol:
123. bemalita ( 27/05/2008 10:56)
Slt doly ny namana!
momba lay vakans Majunga dia manohana ilay hevitra oe asina fiaonana kely alohan'ny andehanana mba hi s'adapter-nay izay mbola tsy nande mihitsy noho ny tsy fahafahana teo aloha, satria raha ny resakareo efa mpandeha (fambolena hazo,vakans,...) dia milay ny ambiance ka mba te hahazo zany izahay :lol: ,sa aona ozy nareo?
za manokana alo voyage d'étude any mitsy amin'io daty io ka d'efa any zany miaona e, lazao anay fotsiny ny trano ivantanana sy ny mety programme any d'efa manatona anareo fotsy za refa any.
ho tonga soa anie lay daty malaza e
:D :D :D :D :D
124. lobelo35 ( 28/05/2008 07:42)
Slt daholo eh!
momba ny vacances à janga! dia ahoana ny condition ho anay efa mipetraka eto eh? ny vola aloha, mba lazao aloha ny détail programme na atoandro na alina mba hahafahanay manamboatra fotoana hihaonana eh! ny anay mantsy rey olona rehefa maka congé dia manao vacances any tana (hi hi hi!) nefa dia hanao izay mety mba hihaonana @ akama serasera rehetra!
mba mangataka fanazavana hoe inona avy no atao @ zany sns fa tena vao jojopile be ato @ serasera ny tenanay!
dia misaotra mialoha!
PS : efa tsy misy delestage lava be intsony kah, juste 1h ou 2 h maximum, dia enga anie ka hitohy sinon nareo dia hitsoaka matanjaka hiverina daholo raha toy ny teo aloha!
125. glou ( 28/05/2008 13:35)
ireto zany misy numero azonareo antsoina raha mila fanam_pimpanazavana ianareo:
GLOU: 032.04.168.86
VOAHIRANA :033.12.609.87
RAVATORANO :032.04.591.18
ho an' ireo izay manontany ny programme any antoerana dia en generale zany ny maraina mandrapaha tonga ny @ 4 hariva eo PLAGE ,ny hariva @ 7 alina any na @ 6 ora any BORD dia mety hisy koa ny fandehanana any @ izay toerana azo hitsangatsanganana toy ny tany ANKARAFANTSIKA t@ herin- taona ,ny programme ankoatry izay dia any tsika mahita izy , ohatra cabaret , boite, resto, glace etc..;,@ farany volana juin dia tokony ho fantatra daholo ny olona tena andeha mba handaminana sy hikarakarana ny transport , trano etc; aorian' izay dia ho hitantsika eo ny asiana fihaoanana kely ho an' ireo izay tena andeha
ho anareo any an-toerana any MAHAJANGA dia manorata na mandefasa hafatra any @ RAVINALA fa izy no efa contact anay any , izy no efa mahita ny toerana hiantranoanay any.
Mbola betsaka ny pitsopitsony tokony ho fantatra fa hambara aminareo eto ihany , dia ny mba hiangaviana izay olona hitondra namana dia mba olona tsy hanahirana no entina fa vacances no aleha any fa tsy hitady lagy na fasahiranana,
glou_
126. Natya ( 28/05/2008 14:02)
raha mba ahena kely le saram-pandehanana de mety ande iany za!mba valio e!
127. sasa ( 03/06/2008 11:21)
hihi hihihi io sarandalana io aza efa tam 2007 tsy mbola novaina nefa ny zavatra rehetra zao efa niakatra daholo koa, efa tena mora be io raha majunga izany kan!
128. naritsimba ( 03/06/2008 13:44)
sasa>> hay ve ndry mbola any ihany e, hihihi, zà zao nihevitra fa efa ôtraôtran'izay ????
129. thiel ( 09/06/2008 13:58)
Dia efa ampidiro ao @ handeha jangil ny bandy sao tara eo.Mbola ok aloha hatramin'izao.Determiner-o ny fotoana hihaonana ra-prezy alohan'ny handehanana fa mandeha eo ihany ny fotoana nefa betsaka ny zavatra ho dinihina.OK ê !
130. petitfano ( 11/06/2008 06:16)
Slt doly nareo!
Vonona handeha fa miankina @ congé any ampesana é ! Fa misy revy ho any club-nay ve aloha any é (nahazo taona sy ...) Hiezaka hamonjy lé fiv @ laad !!!
Bizo doly dé mandra-pihaona
131. naritsimba ( 12/06/2008 05:13)
petitfano>>> tena misy revy ho an'ny clubn-tsika any fa aza matahotra eh!
132. zahy ( 19/06/2008 05:31)
Ary raha any no mfankahita ohatra satri zahay zao miaraka @chorale @io ftoana io.sa aôn no azo atao? :oops: :? d raha mety de lazaina fotsiny ny toerana f zahai mbola zao vô mba andé.Merci!
133. rafa12 ( 19/06/2008 08:11)
Bjr, mbola vaovao aho ary tsy mbola nande niaraka taminareo. Azoko atao ve ny mande amin'ny fiarako manokana fa ny zavatra hafa dia hiarahako amin'ny rehetra ihany.
134. holysan ( 19/06/2008 10:53)
Salut daolo e za mo zany vo zo miditra ka atovy masaka tsara ary le vakansy de oavy zay e valio
135. foosa ( 22/06/2008 14:56)
mahafinaritra be izany sady ny tenanay any mihintsy amin'izany ok fa atavy tsara ny ketrika rehetra e, ny tenanay vo2 de mba te ahita ny namana maro
136. bonbon ( 23/06/2008 12:30)
manakory!
za zany te andeha....Mafinaritra ve io e?
Aiza zao no afaka mahita sary t@ vakansy namana serasera talou?
D mba andefaso pitsopitsony ra azo atao e!
Mazotoa....
:-)

137. pouceen ( 25/06/2008 13:02)
Manao ahaona daholo e!
izaho vao tsy tany ka mba misy afaka milaza ny antsipirianay ve? Toerana , fandaharam-potoana...
Misaotra mialoha.
138. glou ( 25/06/2008 13:03)
zahy> raiso fa misy num na telefone reo ambony reo dia rehefa any dia antsoy dia afaka manao fotoana kah, ok ve?
rafa12> tsy maninona mihintsy raha mandeha fiara manokana kah, fa rehefa tonga any ve nefa dia hiaraka hipetraka aminay sa ahoana fa samy hafa mihintsy zany mora hilazana anao ny tokony ho alohanao
holysan> efa masaka io fa ianao sisa andrasana eh :roll:
foosa> dia ny fanapahan_kevitra ahoana? :?: :?:
bonbon> efa ao daholo ny pitsopitsony fa rehefa tena tapa kevitra ny andeha ianao dia ho lazaina daholo ny ambangovangony
thiel> mba antsoy urgent aho fa miala anao kle
139. glou ( 25/06/2008 13:06)
hoy pouceen>izaho vao tsy tany ka mba misy afaka milaza ny antsipirianay ve? Toerana , fandaharam-potoana
valiny: an' ireo izay manontany ny programme any antoerana dia en generale zany ny maraina mandrapaha tonga ny @ 4 hariva eo PLAGE ,ny hariva @ 7 alina any na @ 6 ora any BORD dia mety hisy koa ny fandehanana any @ izay toerana azo hitsangatsanganana toy ny tany ANKARAFANTSIKA t@ herin- taona ,ny programme ankoatry izay dia any tsika mahita izy , ohatra cabaret , boite, resto, glace etc..;,@ farany volana juin dia tokony ho fantatra daholo ny olona tena andeha mba handaminana sy hikarakarana ny transport , trano etc; aorian' izay dia ho hitantsika eo ny asiana fihaoanana kely ho an' ireo izay tena andeha
ho anareo any an-toerana any MAHAJANGA dia manorata na mandefasa hafatra any @ RAVINALA fa izy no efa contact anay any , izy no efa mahita ny toerana hiantranoanay any.
Mbola betsaka ny pitsopitsony tokony ho fantatra fa hambara aminareo eto ihany , dia ny mba hiangaviana izay olona hitondra namana dia mba olona tsy hanahirana no entina fa vacances no aleha any fa tsy hitady lagy na fasahiranana
140. jeso ( 07/07/2008 16:30)
Misaotra amin'ny fampandrenesana zany fa anay d'efa eto Boeny ka tongava e,fa vonona ny handray sy hiaraka hiala voly isika retra fa ny fandraisana anjara de aona raha zahay efa eto antoerana?

jeso (l) =((
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5729