vacances namana serasera dago any mahajanga

81. sasa ( 28/04/2008 10:47)
mivavaka mafy aho mba ho afaka amzany, hi hi hih i hih h hi enjana be le asako vaovao amzao mantsy mitady hitazona an'ahy tsy ho afaka am izay rehetra atao mintsy :-D :-*
82. tywa68 ( 28/04/2008 11:53)
fa asa inona loatra zao ry sasa a :-D :-D courage e :-*
83. glou ( 28/04/2008 14:02)
soritra >afaka mitondra fa tsara raha ohatra olona mba cool no entina fa sao samy sahirana any tsika dia raha azo atao dia manaova confirmation alohaloha mba hahalana ny isan' ny olona tena andeha,
ho anareo izay efa any an_toerana dia mba confirmeo koa ny programmenareo ohatra we hiaraka hipetraka aminay sa refa inona no hihaona @ namana avy aty tana
glou_
84. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:52)
entre pas: mbola mandoha ilay iray hetsy tokoa ve ireo izay efa "any an-toerana" amin'io
85. Tonya ( 28/04/2008 16:32)
glou:

lo> fa elah ve tsy hamaky carapace fa any njay hono izy @ io ehhh, miakara rangah de ohatry lay farany iny ihany ah!
angotiko> efa novaina le daty fa d'efa manantena anao any eh na week end fotsiny ary, tsy manaiky izahay raha tsy misy iangotiko moi ca any :lol:
tianalove> mba mandehana @ ty ehhhhh
tonya> fa tsy afaka ahoana koa????
bimanoa >milay raha tafaraka any eh
donnyah>mandehana fa mafinaritra daholo ny ankizy any ehhh
jaya> izy toa mbola ho elaela vao handeha koa contacteo izy de ilazao zah de ho hita eo fa azo atao tsara zany kah


tena tsy afaka a r'ise fa ikarakara raharaha goavana be an. le raharaha iakinan'ny tohin'ny fiainana ireny e! mba tsofy rano re razoky ô. sady mifanakaiky be le fotoana de zay! tsy afaka mihintsy. zay no antony angatahako fotoana mafana tsara avant départ nareo iarahana tsara. na dia indray mandeha monja aza e
86. glou ( 29/04/2008 13:45)
tonya> tsara tso drano ianao de bonne chance raha ho any france ehhhhhhhhhhhhhhhh :-P , de mirary soia dia ho tonga aingana ny andro malaza dia aza adino izahay ehhhh, ho hita eo raha misy occasion hanaovana fety alohan' io ehhh, na rah misy dia miantso ehhh
O ry zareo ah 22 sahady ny isan' ny olona efa miconfirmé fa andeha ka dia vonjivonjeo le place fa ho limitena sao tsy zakan' ny trano sy ny fiara an!
87. ikaretsaka ( 29/04/2008 14:25)
ny fanontanian'ny olona tsary valian'i glou akory..
raha ohatra hoe efa any an toerana sy efa manana trace handriana any dia ahoana ny participany?
88. ari.malala ( 29/04/2008 14:33)
ikaretsaka >
glou atsy ambadika:
1. Mpandefa : glou [ Valio ] 29-04-2008 15:55:24
Lohateny : Re : Fanontaniana
raha ohatra ianao ka hiara hipetraka amin' ny ankizy avy aty tana dia miala frais fotsiny izany no alohanao izany we ny frais aller dia 125.000fmg ny retour koa ohatry izay , total 250.000 fmg donc 500.000fmg -250.000fmg dia io ambiny io no alohanao fa confirmeo tsara eto ihany ;
antenaiko fa nahafa po anao ny valin-teny
89. ikaretsaka ( 29/04/2008 14:35)
ary raha tsy hiara hipetraka fa hiaraka hirevy fotsiny?
90. naritsimba ( 30/04/2008 05:02)
ikaretsaka [ Valio ] 29-04-2008 16:35:56
Lohateny : Re : vacances namana serasera dago any mahajanga
ary raha tsy hiara hipetraka fa hiaraka hirevy fotsiny?


Efa novaliana tetsy ambony fa dia aleo averina tsy ho an'Ikaretsaka ihany fa ho an'ny rehetra mba ho dinihana.

Miarahba antsika namana e!

Raha ny tamin'ny taona lasa no jerena teo @ fandaniana dia tsotra:
1- RAha toa ianao ka miara-mipetraka amin'ny namana rehetra mandritra ny fotoana hijanonana any dia miala ny frais aller-retour ho an'izay avy ao MAhajanga.
2- RAha ny atoandro ihany moa ianao no miaraka @ namana serasera, fa ny alina mody satria mipetraka ao MAhajanga dia fandraisana anjara @ sakafo no aloanao.
3- Raha sendra ka mandalo fotsiny ianao ka tratran'ny fotoana fisakafoanana dia izay masaka eo no iaraha-komana. TSy sarotra an-kanina akory ny namana serasera nefa na izany aza tsy hoe isan'andro dia hanao vahinin'ny namana serasera foana an! hihihihihihihihi!
4- RAha toa ka misy ny fahasahiranana ho antsika rehetra nefa te andeha dia miresaha mialoha amin'ny tompon'andraikitra mpikarakara fa tsy misy olana natao tsy ho voavaha.
Izay aloha no azo lazaina fa dia mirary soa ho antsika rehetra izay vonona andeha sahady.

Misaotra e!
91. nofy74 ( 30/04/2008 14:24)
ikaretsaka:

ary raha tsy hiara hipetraka fa hiaraka hirevy fotsiny?



:arrow: Inn le fiaraha-mirevy? Farito tsara sao revy hafa ka hibaby kitra eo
:^) :lol: :roll: :-D
92. mamzelkely ( 01/05/2008 16:55)
za ve hande?? :/ rah afaka de mande :°) :°) :°)
93. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:54)
hande mamz??? tena serieux? :^) :^) :^) :^)
94. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:56)
2- RAha ny atoandro ihany moa ianao no miaraka @ namana serasera, fa ny alina mody satria mipetraka ao MAhajanga dia fandraisana anjara @ sakafo no aloanao.

ka io no tsary hainao hoe hotrinona!
95. mmmhh ( 02/05/2008 05:53)
tena te hande mafy ny tenanay fa ho hita eo ihany e, efa planifier dôly ny congé nay ato ampiasana de eeeeeeee, tsy nitontona t@ 18_ 23 Aout lé daty. ho hita eo ihany e!!
Mirary fahafinaretana sahady ho an'ny namana rehetra zé ande!
:)
96. lo ( 02/05/2008 10:49)
marinzany ee
97. glou ( 02/05/2008 13:57)
mamzelkely> mandehana rangahy ah, ento i .... :lol:
lo> ny inona no marina less
:lol:
manao ahoana lah any? efa mi s'adapte tsara ve? mankanesa ao @ bainina sy baofin' herylo ehhhhh :-D
karetsaka> fa ho avy ngah ingahy @ io? aty ve?????? :lol:
98. masofahatelo ( 04/05/2008 10:48)
slt daholo e


tena mety mba ho afakas ihany aloa fas aleo amboarina ny pro e!
eny e angatahana amin'ny zanahary e!
99. lo ( 05/05/2008 04:14)
Glou : revena milay fona less a, mba lazao fotsy i blackman rah sendra mankaty we mandalova ono ao amlery we
100. Manitra ( 05/05/2008 14:28)
Slt dôly;
Mba ahoana ny fandraisana anjara ho anay aty an-toerana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5705