vacances namana serasera dago any mahajanga

21. lldd ( 20/04/2008 15:38)
ravatorano; za mety ts ande raha vao mandé taomobil fa farafaharatsiny mba
oe sous marin coin-coin @zay mba maita rekain hain-hain :lol:
22. AOSTN ( 20/04/2008 16:09)
De mba ampatsiahivo in-3 farafahakeliny fa mbola volana 04 anie zao e! mbola ho ela ny JEUX OLYMPIQUEN @ volana vacances
23. lo ( 21/04/2008 04:09)
angotiko : mba vakio tsara wa le hafatra fa io misoratra mangamanga io le adiresy ee, première ligne. leo amin'ny aona mitriny e
24. ravatorano ( 21/04/2008 05:48)
Ialako tsiny indrindra fa diso io daty napetrako ery ambony io !
miala tsiny miala fondro re ry namana isany an ny tena marina dia ny 21 aogositra ka hatramin'ny 28 aogositra 2008 izay ilay izy

angotiko< zafady fa efa antitra ny tena ka lalondalovana fa io no daty tena raikitra kah ! :wink:

lldd < tongava fa itadiavana sous marin nareo !

tonya < hisy izay fa efa eo ampiketrehana azy ry zareo !

endrika01 < mlay marna izany hoe hiaraka hankalaza ny anniverseranao izany amin' io ah ! za zao defa hiomana mafy amizay !

aostn < mbola asiana fampatsiahivana tokoa io kah ary mbola hisy mailaka halefa ho fanamafisana an'izay !
25. tianalove ( 21/04/2008 07:33)
fa manin wa no any Majunga fôna e??
26. Ralay ( 21/04/2008 07:37)
Vao indray mandeha ve ry tianalove de hoe any foana,mahafinaritra anie any e sady tsy mora ny manao zavatra fa any no efa mba misy trano azo hamantanana :lol: zah aza zao mieritreritra ny handeha mihintsy raha ohatra ka :P
27. thiel ( 21/04/2008 08:29)
Antsoy ary aho ry Glou satria toa efa manana ny contact-ko ihany ianareo any.Eo @ Ala-ramaka misy elobe ao Tsiadana izany ny fotoana ê! :-D .Antenaiko izany ianao ry Angotiko fa handeha ihany â! Tena nisy fahadisoana indray hono ilay daty ê :Ravato io. :wink:
28. ravatorano ( 21/04/2008 08:33)
tianalove < mba omeo sosokevitra avy any aminao zandrikely an
zay no andrasana io ange e !
^:^ ^:^ ^:^
29. jaya ( 21/04/2008 09:03)
salam nareo
JAYA mba mangataka mba hanaovana fiarahana manokana i Madame DIAMS (Diamondra27) alohan'ny andehanany, tahaka ireo zay nandalo teto dago, na jus sy ranomangatsika kely fotsiny aza de mety, lol
surrrr
30. ari.malala ( 21/04/2008 09:04)
za mou zany d mirary anareo hanao vacances milay be fa ts anisan'ilaymandeh izahay telo mianaka! efa misy zavatra karakaraina de ts lasa e! fa d bonnes vacances dieny izao ianareo :) miandry tatitra sy sary fts sisa
31. bimanoa ( 21/04/2008 10:47)
sao d tsara ilazàna programa ihany , izahay milasy any d mba mitsoriaka kely any @ serasera rehefa mba misy prog milay, :wink:
32. booboo ( 21/04/2008 10:51)
Bimanoa > houn ngaha misy quartier libre ny filoha @ lasy ? hihihihihihi :-P
33. glou ( 21/04/2008 13:57)
lo> fa elah ve tsy hamaky carapace fa any njay hono izy @ io ehhh, miakara rangah de ohatry lay farany iny ihany ah!
angotiko> efa novaina le daty fa d'efa manantena anao any eh na week end fotsiny ary, tsy manaiky izahay raha tsy misy iangotiko moi ca any :lol:
tianalove> mba mandehana @ ty ehhhhh
tonya> fa tsy afaka ahoana koa????
bimanoa >milay raha tafaraka any eh
donnyah>mandehana fa mafinaritra daholo ny ankizy any ehhh
jaya> izy toa mbola ho elaela vao handeha koa contacteo izy de ilazao zah de ho hita eo fa azo atao tsara zany kah
34. volatsara ( 21/04/2008 14:27)
mifanojo, zay no azoko ilazana ny daty sy ny toerana alehan'ny namana serasera sy ny programa volatsara sy ny fianakaviany, de ahoana? de lasa namanareo daholo ve izahay mianakavy sa za ande irery hamonjy anareo? :lol:
35. razandry72 ( 21/04/2008 17:36)
eka


36. angotiko ( 21/04/2008 17:38)
ravatorano sy glou: dia misaotra amin'le daty soa ihany fa diso fa d tonga any zany angotiko ny zoma alina na atoandro na maraina arakarany ny depart eo fa mbola tsy hay eh,
tianalove: andao aky ah, iza izany no hiara iteny betise any, angotiko moi ça
ari.malala: fa ahoana aky te tsy haita ny zanaka serasera zanyy ve
glou: efa tsy moi ça ntsony fa efa hiova ndray ka
37. watafon ( 21/04/2008 19:43)
glou: tena efa sur v fa tsy hiova intsony io daty io ???? =)) =)) =)) =)) =))
ravato: gaga ihany aho mantsy hoe :-D :-D :-D
d inona mou zany fa any ndrya zany mihaona kou !
38. lezozyabe ( 21/04/2008 22:27)
ouwaou!!!!!!!!!!!! Milay izany fa aleo alou hitad namana haingana hahaha
39. lo ( 22/04/2008 04:16)
glou : hita eo less a, lavitra trop kle, mande taxibrousse 2 ne za vo tonga any e, 24h de suite...gijaka
angotiko waaa
watafon : mampamangy ao amle namana iny rah any doly nareo e
40. ravatorano ( 22/04/2008 09:19)
averiko eto indray ilay daty e :

21 ka hatramin'ny 28 aogositra 2008

tsary miova tsony io fa "efa nanahirana ny nitady azy houzy raprezy zay

bim < tongava raha afaka mivoaka fa inn no olana e zaranay aza

volatsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.351