Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/04/2008 14:44)
Antsirabe : the best
http://mg.wikipedia.org/wiki/Antsirabe Io ry zareo mba fenofenoy ao a! Na dia sary fotsiny aza tsy maninona 8) 8) ... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2008 08:32
rrnatacha ( 26/04/2008 14:07)
Antitra letsy Dadazily
Mba omeo ny tonon'ilay hiran'i Ny Ainga hoe Antitra leitsy Dadazily , ry reto ze manana fa misy namana tena mirevy be an'izy io mihintsy a!. Misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2008 19:05
rabaradaka ( 26/04/2008 14:05)
Hiala aho
Hitako fa tsy mahatanty ady hevitra ny mpiserasera, tsy mahagaga izany satria ny demokrasiantsika malagasy dia demokrasian'ny mpanan-karena ka izay be vola no mahazo laka. Izahay tantsaha moa ho aiza ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:49
badboy ( 26/04/2008 11:56)
hihihi!!!
[img]http://www.lexpressmada.com/caricatures/2008/3991/exp2604.jpg[/img] [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 03:58
miara ( 26/04/2008 10:12)
mitady hira sy tonon-kira JENERALY
Mba asio hira sy tonon-kira an'i JENERALY EE ... tohiny
natiora ( 26/04/2008 08:48)
karajia
za dia maniry ny hiditra karajia fa tsy dia haiko loatra no mampiasa azy ka mila toro hevitra avy @nareo... tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2008 18:22
enc1tea17an ( 26/04/2008 08:29)
avortement:aidé moi
jai 17 an é je s8 enc1te js8 a 8 semaine daménohré mila sosokevitra avy @nareo je pa le gardé :cry: ... tohiny
RATOVOARY ( 26/04/2008 06:42)
tovolahy manambady anti-bavy
Tsy ohatry ny manisa mihemotra ve ireny côfiboay mbola tanora manambady ny efa ramama ireny e! Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy? :lol: :-D :^) :roll: ... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:04
dadabe ( 26/04/2008 03:02)
mitady olo tiana
raha mila fanazavana fanampiny d midira atsy ambadika :roll: ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2008 02:27
dadabe ( 26/04/2008 02:57)
Mariazy Miara-mizotra
kou klouu :roll: zay mananihany rehetra d ipitsihoo :roll: zah zao efa sriue a rah mila fanazavana fanampiny d antsoy :0044278456 (Tess ) na ity 0045698712344 (vale) :cry: :cry: :cry: ... tohiny
Fody ( 26/04/2008 00:15)
Katolika sandoka
Isany toetra mahamenatra eo imason'Andriamanitra ny Lainga sy ny Fisandohana, nefa indrisy fa tsy mba mahamenatra ny sasany milaza ho mpino an'i Kristy. Misy mantsy ny misandoka hoe: efa katolika ah... tohiny
novalian'i pissoa ny 15/05/2008 17:43
ratonga ( 25/04/2008 22:55)
sareraka rap gasy mlay :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sareraka%2Bdera%2Bsy%2Blaza%2B/video/x14a5s_sareraka-dera-sy-laza_music... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/04/2008 10:15
niryna ( 25/04/2008 20:04)
Manomboka @ vola Mai dia valizy iray sisa,marina ve izany?
Nisy olona nilaza fa manomboka ny volana Mai izao hono dia valizy iray sisa no zo azo hoentina rehefa mivoaka?Izany hoe lasa izy nitondra valizy roa fa miverina izy iray sisa, ilay iray kely hono dia... tohiny
novalian'i niryna ny 09/05/2008 18:44
rajoelina ( 25/04/2008 19:19)
politika gasy sy ny serasera
ra mieritreritra ndray koa ny politika gasy hoe: fohanana ity serasera ity fa tsy tsara ho any malagasy manerantany, tahakany tarika Rossy, ny FIFA sns... de ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/04/2008 21:41
Aino ( 25/04/2008 18:18)
mba tiako ho fatatra maika dia maika aza fady!!
raha sendra nisy naniraka ahy ny andinikia ity dinikia ity dia izao somary :evil: aho satsia voalohany aloha dia le olona manao xxx, faharoa dia aiza no ahalalako anao na iza ianao na iza, ary ny fah... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2008 12:47
Belami ( 25/04/2008 18:01)
Ravi-taboara
Masaisay rehefa hohanina fa ahoana ny tena fikarakarana azy ? :?: :?: ... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 28/04/2008 13:10
rajoelina ( 25/04/2008 17:13)
eritreritra mandalo
Tandremo, tandremo!! Ra vao hitako voalohany elah hery de homeko ny daka tsy hita maso misidina be. Mandrampihaona e! ;-) ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 17:40
boots ( 25/04/2008 15:45)
Hangataka tononkira
Manao ahoana Saika hangataka ny hiran'i Shyn : Mahatsiaro zaho! Merci... tohiny
Samoana ( 25/04/2008 13:25)
Vaovao mahafaly telephonie Orange
Nanomboka omaly dia afaka manao recharge telephone prépayé "orange" ho an'ny fianakaviana na ny namana any Dago ny olona mipetraka lafrantsa. Ao @ www.ticket-transfert.com ny andinindininy ho an'iz... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 06:21
Belami ( 25/04/2008 12:11)
Fahazarana
Asa ianareo raha mba mandinika fa misy olona sasany, vao misokatra ny vavany dia izao no teny avoakany " EST CE QUE TU COMPRENDS ?" na dia tsy mbola misy resaka manomboka akory aza Manorisory ny mih... tohiny
novalian'i Belami ny 01/05/2008 18:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4578