hihihi!!!

1. badboy ( 26/04/2008 11:56)


Nahitsin'i lanto
répondu par Jeankely le 27/04/2008 03:58
2. Jeankely ( 26/04/2008 12:14)
sary manja io ry VONGATSIRA A.
3. tess ( 26/04/2008 13:16)
ôôôôhh! badboy tsy mivoak ny sary..... 8O :-P
4. Jeankely ( 26/04/2008 13:23)
Efa navoakan'ny mpanohana ny an'i VONGATSIRA
5. jennifer2 ( 26/04/2008 13:37)
hay ve sary le tokony ho ao e???
tsy mipoitra akory le izy. sa efa lasa vongatsira marina fa nitodika?
6. Jeankely ( 26/04/2008 14:46)
I badboy sy baradaka no VONGANTSIRA :-D :-D :-D
7. xxx ( 27/04/2008 01:22)
Nifamadika hono ny i sy ny a tamin'ny TIM eh
8. Veloo ( 27/04/2008 01:29)
i=?
a=?
8O
9. Jeankely ( 27/04/2008 03:58)
Angaha moa misy mahafantatra izay ao antsain'ny xxx fa anjaranao raha mila mitady izay dikan'ny i sy a any ianao. sahala ny xxx tsy hay hoe iza io :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436