tovolahy manambady anti-bavy
1. RATOVOARY
(
26/04/2008 06:42)
Tsy ohatry ny manisa mihemotra ve ireny côfiboay mbola tanora manambady ny efa ramama ireny e!
Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy?
:lol: :-D :^) :roll:
Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy?
:lol: :-D :^) :roll:
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:04
2. Jeankely
(
26/04/2008 07:48)
Rehefa safidy tsisy maty antoka. Sahala izay koa ny tovovavy manambady antidahy. Samy manana ny tanjony. Ao ny hoe antitra mety tsisy mikitika firy intsony satria ny tanora mbola jefijefy ary mety hindramin-dry zalahy tampoka vao mody any aminao. Ny sasany moa nolalovan'ny lolo marobe ary mbola mitadidy ny efa lasa fa ianao sendra mba sahy naka vady dia nekeny. Dia hoy ilay "côfiboay" aleo mamely ny efa vizana. Na efa tsy mety miteraka ka tsisy hatahorana. Fitsoahana andraikitra indray iny. Betsaka io ary na manampahaizana aza misy no nanaraka io fika io. Vaviantitra no nanampy nahatafita dia vadiana.
3. mmmhh
(
26/04/2008 08:21)
Tsy maty antoka izy matoa mitia e, mety misy intérêt-ny ao Mety ho mama sôsy le ramama, na koa mety tena tia izy, donk tsisy mahafaty antoka azy mintsy.
4. rangorivao69
(
26/04/2008 09:48)
Ao anaty vielle kôkôty rangah ty no misy ny saositsara !!!!tsy mila vanonony @elà tsy mila vanony @tsisy dikany izy matotra ,mikompra anlà kou izy tsy hoatrany tony pisseuses tony ,handramo fa tsara mamabe na dadabe fa ho hitanao tsy ny fahasambarana aranofy fotsiny
5. fasaly
(
26/04/2008 10:29)
RATOVOARY:
Tsy ohatry ny manisa mihemotra ve ireny côfiboay mbola tanora manambady ny efa ramama ireny e!
Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy?
:lol: :-D :^) :roll:
asio ohatra kely hoe am lay taona ry tovo!!!!!
satria raha otran'ny demi moore sy lay bandy kely vadiny tsy hita hoe misy elanelany an! ny taona no misy fa zareo tsary hita, ohatra koa i madona sy lay vadiny....
:-P betsaka ny ohatra azo raisina raha ny elanelantaona no jerena mantsy..... :-P
6. ni81
(
26/04/2008 11:39)
Ny fantatro dia vehivavy gasy ao dago ao, manambady antidahy. Rangahy 85 taona, ary izy 37 taona. Malaza be tokoa izy ireo, satria tompon'orinasa maro be ingahirainy, ary dia tafita daholo ny fianakavian-dramatoa. Toy ny mandeha miantsena eo Analakely ry zareo mandeha mankaty Europe sy ny manodidina azy.
7. tess
(
26/04/2008 11:46)
donk interêt :-P refa maty amzay i anti-dahy avy teo dia mety haka tanora lahy ndray izy izany....tsy ratsy lay fika :-P ny fianakams tafita dool ny tena mandova beuh! :-D
8. ikaretsaka
(
26/04/2008 14:49)
amiko manokana raha mbola misy choix dia tsy any aho..
fa raha miditra aho... tena aleo tsoriko sy hanao honette fa resaka interet izay!
fa raha miditra aho... tena aleo tsoriko sy hanao honette fa resaka interet izay!
10. simplex
(
26/04/2008 14:56)
ratovo:sao d mba coup double kosa zany eee.
Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy?
Refa jokotra izy d manambady hafa ndray...
... ny fiodinana @ zany mety tsy ferana tsony :roll:
:arrow: ze tiany ihany io, le ramatoa koa aza mba nanambady azy koa. Tsy samy mahazo ny tanjona iriany ve izany :lol::lol:
11. patrick2002
(
26/04/2008 15:06)
ny ahy aloha reviko reny antibavy ireny eh! petit dejeuner au lit :miam: ,@ alina ianao tsy ilaina mamadika azy fa izy no mamadika anao =D> .andramo anie Ratovo fa tena milay eh! toy izay haka anitony 18 ans itony
:-@ ,
tena jackpot mihintsy no manambady anti-bavy rangahy ah!
:-@ ,
tena jackpot mihintsy no manambady anti-bavy rangahy ah!
12. Papoose
(
26/04/2008 22:46)
za zao efa ho 18 ans ry patrick dia manin?????????????????????
rehefa dor ny entana jakipoty foana! :*
rehefa dor ny entana jakipoty foana! :*
13. patrick2002
(
27/04/2008 15:39)
dia izao indray izany no manolotra papoose dejeuner a la chandelle :miam: :miam:
14. tess
(
27/04/2008 20:17)
fangah patrick efa nanateran'i antibavy p'tit déj. teo ampandrina :wink: :-w
enjana izany ah! :-P
enjana izany ah! :-P
15. Papoose
(
27/04/2008 21:14)
dezener v de hifanjanana lesy, mbola izy ihany atao vao mifoha e! :-D
19. RATOVOARY
(
28/04/2008 07:13)
sakaizakely:
manao resaka be morale tsy alehany kou ty ratovo ty shhh
Tsy môraly io r'ise a!Fa zava-misy. Eo @ fanahy anie no misy elenelana e! (ny iray mbola manao saina tanora ary ny iray efa anti-panahy) mazava ho azy fa mety hiteraka disadisa satria mifanipaka ny fomba fijery ( mety ho tra-panenenana rangahikely satria "tanoralahy nanjary dady")
:twisted: :-D :-@
20. sakaizakely
(
28/04/2008 08:35)
zavamisy kou ny ahy no teneniko
ary mitsikera vhv miasa de eto mitsikera lhl manambady antitra
sahirana am fiainan'ny hafa eo fa ny anao no ataovy tsara de teboka :lol:
ary mitsikera vhv miasa de eto mitsikera lhl manambady antitra
sahirana am fiainan'ny hafa eo fa ny anao no ataovy tsara de teboka :lol: