tovolahy manambady anti-bavy

61. xxx ( 27/05/2008 13:12)
:-D :-D :-D Tapaka be ny tsinaiko mahita ty forum ty.tsy izany fa ahatsiarovako ilay kofboayko taloha izay ny resakareo ato.Ilay vehivavy moa lasa vadiny mihitsy.Izany hoe raha taona tsy dia mbola antitra ilay ramatoa fa ny elanelan-taonandry zareo no be dia be,izany hoe zokiny aman-taona be ilay vehivavy izay nampirafesany ahy tamin'izany. Ka tamin'izany aho tsy kôpy mihitsy fa hay izy ity efa misy manambitamby be any mahazo rojo volamena,téléphone,sakafo,izy rahateo moa saikanina izay.Dia lasa izy nanambady an'ilay vehivavy,io farany io koa moa nitazona mafy mihitsy satria natahotra ny rsy hisy mpitia intsony,moa na ny ray aman-dreniny aza dia nitazona mafy ity kofboay.Nefa ity kofboay tia sady tsy nandia fianarana,no tsy alehany mihitsy e,tsy dia hotanisaiko eto fa ohatran'ny manaratsy be azy aho.Ilay vehivavy nefa miasa amin'ny toeram-piasana miankina amin'ny fanjakana iray izay izay malaza ho be karama sy bizina tokoa ilay fiasana,sady tsara toeana tao,sôsy be zany izy e.Dia nivady ry zareo fa tsy nety niteraka,tsy haiko na any amin'iza ny problème.Dia ampiadanina be ty ravady.Dia ny mahalatsaka a,dia ilay lehilahy matavy be otrn kisoa,azf amle tena fa fomba fiteny fotsiny izany,msyltyle amn'ny fananana izay nisasaran-dramatoa,ilay amatoa anefa lasa antitra be,sady ratsy tarehy be.Dia mba nifosafosa izany izahay hoe inona ary no tena nitiavanle kofboay azy,ny volany ve?Dia ozy neninay tsy naka sarotra,ny pepetany. :-D :-D :-D
62. kelly13 ( 27/05/2008 13:20)
xxx>hahaha
63. RATOVOARY ( 27/05/2008 14:20)
Zah ve lesy no nanokatra ny forum de tonga de ts'hita le!
Vô omaly aho r'zalah no niseranana madama be zay, efa somary nahazo kely taona kely ,Nanao dossier tato amiko de nsarangotra be fa tena saika torana hoah zah le! De ozy aho an-tsaiko hoe: todian'ny forum nosokafako aho ty :-D :-D :-D :-D
Saika tavela lesy aho le! Izy koa aloha tsy ratsy e!Tena tsy manisa miemotra araka ny niheverako azy rah izay no mety ho fandehany.
K'ôzy eh! :lol: :lol:
64. tess ( 27/05/2008 15:51)
ka nanin raha noreketina lay izy, de hita teo ny suite -ny enao somary seduit ihany etsy andanany matoa mandoka :°)
65. RAKVOL ( 27/05/2008 22:32)
Fitiavatena daholo na antidahy na antibavy na tanora , izareo aza tsy taitra miaina par interet Samy manao zay tiany io vu que la vie est trés trés dure e
66. RATOVOARY ( 28/05/2008 05:31)
tess:

ka nanin raha noreketina lay izy, de hita teo ny suite -ny enao somary seduit ihany etsy andanany matoa mandoka :°)

:-D :-D :-D :-D :-D
Zany efa saika tafiditra zany ko inn dray. Soa ihany fa amperinasa ah farah ts'zany angamba d mety tsy haiko ze tohiny. Mahery le fakampanahy eh! Le ol koa zany rehfa misy mahamay azy d hainy ny manamboamboatra e!
Rah t@ javatra hafa zao no nahitany ahy mety tsy ho toy zay ny fihetsiny saingy noho izy te hahavita ny nampanaoviny d vôtery manao fihetsika hafa
67. tess ( 28/05/2008 10:26)
fangah tena la bômba be lay ramatoa no hoe mahery ny fakampanahy :-D :-D :-D aroroty ny fiainana fa tsy hay ny ampitso ôôôôô!
68. RATOVOARY ( 28/05/2008 13:12)
tess:

fangah tena la bômba be lay ramatoa no hoe mahery ny fakampanahy :-D :-D :-D

Hainao mo zany hoe vhvn'ny province zany. Tompony raha io no resahana. Tsy vitan'ny bômba fa sady mbola bte noire koa. Manahirana, tsy ela mifikitra ary tonga lakôly mihtsy, d atao ahoana ny fml kely, tsy mahamenatra ny toa an-dry zareo reny ny manafika ny tokantranonao. Aleo ihany mitandrina raha mbola afaka miala e!

69. tess ( 28/05/2008 15:49)
he he he he! hay moa enao ity efa mana-tokatrano! :°) aleo ihany milam raha ireny oul ireny fa aoka itsy marina :-D
70. RATOVOARY ( 29/05/2008 08:29)
.........efa mana-tokatrano..........aleo ihany milam raha ireny oul ireny fa aoka itsy marina

Marina izany! tsisy ohatry ny mitandrina
71. zoky ( 29/05/2008 10:09)
tsara laharan anie ratovoary zany e! :-D :-D :-D
72. zoky ( 29/05/2008 10:21)
Dia ozy neninay tsy naka sarotra,ny pepetany.

:-D :-D :-D pepetany .... vocabl hafa-kely
73. RATOVOARY ( 29/05/2008 12:53)
zoky :
tsara laharan anie ratovoary zany e!message

Le 69 ve? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Ra-zoky ty koa tena mahadini-jvt a! Eo de manita-kevi-dratsy eo. Farany holazain'ny ol ho zokim-bomanga eo. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
74. belakely ( 30/05/2008 02:02)
RATOVO AJOMBILO LETY ZANY A :lol: :lol: :lol: :lol:
75. RATOVOARY ( 30/05/2008 05:30)
belakely:

RATOVO AJOMBILO LETY ZANY A :lol: :lol: :lol: :lol:

Tsy azoko le ANJOMBILO lazain'lah ry belakely. Fa inn zany?

76. pseudo38 ( 14/06/2008 19:06)
An'ialahy ry tary an,
Raha mifanraka tsara ianareo mitsamy, aiza ny olana ? Mahala tary métis gasy aho. Ny olona miaraka aminy saiky ho reni-beny. Aiza ny olana ?
Sokafy ny saina fa ny fiainana tsy maintsy mizotra. Izay tery saina tsy mivoatra.
77. bozybleta ( 18/06/2008 11:38)
Marina, i Jacqueline sy Domi......
tena efa ramama, fa efa taty Paris iny no adalana boay kely dia rehefa sarahiny ny boay kely dia mamono tena
78. rinakely1 ( 05/08/2008 19:04)
Zà manokana an, tsy vohako loatrany mijery tovolahy sy anti-bavy miaraka satria tsy hitako mitsiny wé aiza no tena sincérité-ny fitiavandreo. D torak'izany koa ny vehivavy tanora miaraka @ na anti-dahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1225