tovolahy manambady anti-bavy

41. Jeankely ( 01/05/2008 01:34)
Safidy io hoy ny namana eo aloha. Ny fahalalako azy dia ny fitiavan-tena no tena hanambadiana olona tsy mifanaraka @'ny taona.
Raha tovolahy manambady antitra dia mba hamantambonona. Tsy misahirana manazava fa hain'ny antitra antsipirihany hoe eto tia hitaingina ity fa tolory, eto tia hatory ity fa ampatorio, eto homeo mofo indray ho faly.
Raha tovovavy manambady antitra koa dia mbola fitiavan-tena ihany. Antitra manambola ary efa ela nitadiavana noho izany tsy hifofotra hitady sy hanorina fa avy dia vonona no vatanina. Tolorana mofo foana baina dia mimokomoko ary maty haingana tsy mahatanty dia ahy ny lova.
Ny tanora samy tanora mifanambady ary hanorina tokatrano mbola mifampianatra sy mifandresy lahatra. Mbola mitady hoe inona no asa atao.Vao manomboka manorina raha tsy nandovabe avy @'ny Raiamandreniny avy.
Koa miverina amin'ny hoe safidy io na hiaraka hanorina ary miaraka matory amin'ny sahaza ny tena. Na mitady vonona fa tsy mila misahirana dia miditra amin'ny efa kokan'ny taona fa mamana tombony hafa.
42. tess ( 01/05/2008 06:19)
any zao misy sipa eo am 30 ans eo lay vazà 60 ans mahery , tratran'ny trômbôz ratsy tsabo i bainina dia paralizé, vao maty omaly hono,
tsy vao 2 ans izay no nivadian'izy roa....tamin'izy mbola velona de mampiditra bandy ao antrano foana hono i sipa mody hoe kouzin kouzin-ny de miaraka mivaoaka ireo, i bainina efa marary...tsy maharaka ny fandehany..
tena tsy nokarakarainy mitsy lay vazà de maty ny farany, zao izy mandova mandray pension 1000 euro isam-bolana :-P he he he he! 1000euro isambolana any madà izany mba tena betraka iany! :-P


veloo: kou izany kou! vao 26ans izy de mikarapoka be ny nonony, anefa sady mbola tsy ni teraka no tsy nampinono :°) fa de asa kou no nahatonga izany, lay vadiny aza nandoa sirirzi estetik mitsy hanafohezana ilay mikarapoka iny , tsy nambotsina fa nosotomina ny hoditra nilatsaka dia nanapahana nodidina, fa na izany aza mbola milatsaka ihany fa tsy mikarapoka aty am kibony...
tsy aleo nabotsina refa nodidina ihany sy nandoha vola 8-)
43. melody ( 01/05/2008 16:54)
tess, indry koa mampimé :-D :-D :-D
ny any tiko ho hita fotsiny any aorina any ny vadiny ika, hoe mba manao ahona ilay madamany, araka ny tena nitadiaviny azy ve? :wink:
44. tess ( 01/05/2008 17:02)
melody: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
zà kou ky lba tena liana mitsy ry melody hoe otran'iza ny vadin'i ika indray andro any :-P :^)
45. melody ( 01/05/2008 17:49)
tess, dia izay izany, aza hadino io an :wink:
ikaretsaka, misy paparazzi goavana be ato an,manaraka ny 'every move' -nao, watch out!!! 8) :-D :-D
46. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:52)
eeee. de hanonofy eo nareo :-D :-D :-D :-D :-D :-D rehefa mahita an'ika manao batemy ny zanakareo :-D :-D :-D :-D
47. fasaly ( 01/05/2008 20:09)
:-D :-D :-D :-D
8O njenestôôôô! fa angaha hanao mopera no hanao batemy ny zanakay :?: :-D :-D :-D :-D da shy hanambady mahitsiny zany toi :-D :-D :{
48. melody ( 01/05/2008 21:11)
fasaly, aizsha izy rô no tsy hanambady , manao antsiny avao karô :-D :-D :-D oulou tia viavy 26ans izany moa hijanona @izao hoy enao?ah aha tsy tafany zany e! :-P :°)
49. ikaretsaka ( 01/05/2008 22:16)
ka raha tia viavy 26 ans sy ny sisa nga voatery hanambady fa resaka ka hatao..
raha miresaka hanambady rabaina sy rabaofy koa iznay dia hoe ndeha hanambady rabainina sy rabaofy tokoa?
50. tess ( 02/05/2008 02:43)
ika: ka resaka hatao aby any ro eto ouuuuuuuuuuuuu! tsary misy sérié mou e! :-D
51. Papoose ( 02/05/2008 04:10)
fa iza le 26 ans le ???? :?:
52. tess ( 02/05/2008 04:55)
:-D :-D :-D resaka ka natao fotsiny io ry papoo ah!
53. Jeankely ( 02/05/2008 07:43)
Misy ihany ny tena miresaka tena izy. Mazava fa mahamay sahala ilay ataon'ny olona fitaovana. Vavy antitra na lahy antitra fitaovana. Aza tratra ihany. :-D
54. melody ( 02/05/2008 12:33)
ikaretsaka: resaka aby no atao eto laoulou, aza mi-chauf moa :-D :-D
55. nofy74 ( 03/05/2008 06:03)
Io na antitra na tanora rehefa mifankatia sy mifanaja de tokony tsy ho olana
56. ikaretsaka ( 03/05/2008 16:42)
nofy74:

Io na antitra na tanora rehefa mifankatia sy mifanaja de tokony tsy ho olana

io nge mody zao foana no ambetinteny.. mandra pa realite an'ilay zavatra

57. Jeankely ( 06/05/2008 05:19)
Tsisy mifankatia izany fa tombotsoa io ary miseho any aoriana. Hafa ny mifanahatsahana taona. Saingy safidy ka misy ny manao sorona ny fahatanorany mba ahazoany tombony hafa. Vao mitotika i Baina na Baofy dia miporitsaka ny tanora.
58. tess ( 06/05/2008 05:37)
zankely: io cas lazainao io na samy tanora mitovy taona aza betsaka ny mipporitsaka knou! :P
59. xxx ( 06/05/2008 07:10)
tess:

xxx:

andramo aloha fa mbola tsy nahazo fafiny ialahy dia hoe maty antoka aho matiantoka , mba matoria aloha indray alina miaraka amin vehivavy efa somary mananika ny 50taona de ho hitan'ialahy fa ho tavela eo ny vadin'ialahy raha mbola tanoranora :-D 8-) 8-) 8-)

oudryyyy! fangah ny mananika ny dimapolo taona antitra! jereo i madona dimampolo izy ny mahavita ny zava-bitany ve toi?????

:^) enerjika be!


oayyy fa nareo ve tsy mahalala "photoshop" madona sur papier glacé fotsiny reny fa tandremo sao de déçu refa tena mahita an'azy de visu an!!!!!!!
(l'amour n'a pas d'âge, on tombe amoureux d'une personne)
60. tess ( 06/05/2008 14:58)
xxx: tsy photoshop mitsy no hitako alou fa manana dvd live madona farany aho , live hoy aho milay lay vatany fa ny tarehy aloha efa lifiting be e! hita mitsy hoe bokonozatry ny sport kala!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1218