tovolahy manambady anti-bavy

21. xxx ( 28/04/2008 11:26)
andramo aloha fa mbola tsy nahazo fafiny ialahy dia hoe maty antoka aho matiantoka , mba matoria aloha indray alina miaraka amin vehivavy efa somary mananika ny 50taona de ho hitan'ialahy fa ho tavela eo ny vadin'ialahy raha mbola tanoranora :-D 8-) 8-) 8-)
22. Papoose ( 28/04/2008 12:07)
dada, ie daoro de daoro aok'izany ny entako.
23. tess ( 28/04/2008 12:24)
xxx:

andramo aloha fa mbola tsy nahazo fafiny ialahy dia hoe maty antoka aho matiantoka , mba matoria aloha indray alina miaraka amin vehivavy efa somary mananika ny 50taona de ho hitan'ialahy fa ho tavela eo ny vadin'ialahy raha mbola tanoranora :-D 8-) 8-) 8-)

oudryyyy! fangah ny mananika ny dimapolo taona antitra! jereo i madona dimampolo izy ny mahavita ny zava-bitany ve toi?????

:^) enerjika be!
24. RATOVOARY ( 28/04/2008 14:31)
sakaizakely:

zavamisy kou ny ahy no teneniko

ary mitsikera vhv miasa de eto mitsikera lhl manambady antitra

sahirana am fiainan'ny hafa eo fa ny anao no ataovy tsara de teboka :lol:

Ny antsika anie ady hevitra no atao e! Samy mamoaka ny fomba fijeriny fa tsy sanatria hoe hifampitsikera na hifandesoka eto. Ny hevitra no ampiadiana
OK!
:evil: :twisted: o^o :-$
25. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:38)
tess:


andramo aloha fa mbola tsy nahazo fafiny ialahy dia hoe maty antoka aho matiantoka , mba matoria aloha indray alina miaraka amin vehivavy efa somary mananika ny 50taona de ho hitan'ialahy fa ho tavela eo ny vadin'ialahy raha mbola tanoranora :-D 8-) 8-) 8-)

oudryyyy! fangah ny mananika ny dimapolo taona antitra! jereo i madona dimampolo izy ny mahavita ny zava-bitany ve toi?????

:^) enerjika be!


efa mitarozaka nono sy mety efa menopozy kosa izany raha viavy e


26. tess ( 28/04/2008 15:47)
ika: tsy votery ho izay dool lay cas ka! fa arakaraka ny fitazambatana ny vevavy io!
27. ikaretsaka ( 28/04/2008 16:02)
na mitaiza vatana be tahaky ny ahoana aza ny menopozy, volofotsy, nono mitarozaka mandeha sy hita eny foana koooo!
tsy avelan'ny taona e
28. tess ( 28/04/2008 16:12)
lazaiko an'i ika fa misy cas hoe trentaine defa manao menaupose précoce hoy ny filaza az! arakakaraka ny toe-batan'ny vevavy io! misy ndray vao 12 ans de efa fotsy aby ny volo! hereditaire io....

ny nono mitarozaka koa dia vingtaine defa manana nono mitarozaka ny vevavy tsy de misy ifandraizany lkoatra ka!
29. ikaretsaka ( 28/04/2008 16:18)
fa ny fitarozaka nonona 20 ans kosa tsy hitovy @ 50 ans na tena trop loatra aza le
sa?
30. tess ( 28/04/2008 16:22)
kanefa de misy vevavy 50 ans tsara nono lavitra noho ny sipa 26 ohatra! mahafantatra sipa aho vao 26 ans efa mitarozaka mikapoka be am kibony 8O
ça ne vaut rien dire.....
31. ikaretsaka ( 28/04/2008 16:42)
fa na izany aza aleoko le 26 ans :-D :-D :-D
32. patrick2002 ( 28/04/2008 16:53)
ikaretsaka:

fa ny fitarozaka nonona 20 ans kosa tsy hitovy @ 50 ans na tena trop loatra aza le
sa?



ny nonony lesy no mitarazoka ,fa ny (l) mbola henjana tsara ah! =)) =))
33. tess ( 28/04/2008 16:56)
ikaretsaka:

fa na izany aza aleoko le 26 ans :-D :-D :-D
bah mazava waz!


:-P
34. tess ( 28/04/2008 16:58)
juste nanazava an'ilay cas samy hafa mety hitranga fotsiny zà!
35. ikaretsaka ( 28/04/2008 22:23)
ary ny (l) [size=6px]ry[/size] ny?
36. Papoose ( 29/04/2008 02:45)
za mahafantatra olona 26 ans @zao! :-P
37. mmmhh ( 29/04/2008 12:54)
inn tsara ry ika???? ny innnn ny ??????
mba handehano any de ho hitanao e!!!
38. ari.malala ( 29/04/2008 14:00)
ika =))=))=))=))=))=))=))=))
39. ikaretsaka ( 29/04/2008 14:22)
mba fanontaniana ka apetraka... fa tsary anona ka...
no but no thanks
40. Veloo ( 30/04/2008 13:28)
mahafantatra sipa aho vao 26 ans efa mitarozaka mikapoka be am kibony

zany ko no mety hijeren'ny sasany ramatoa mahay mihetsiketsika sy ny sisa..(vola, revy, fahaizana etc...)

tovolahy manambady anti-bavy


mety tsy nahazo fitiavana maternelle izy dia mety ho izany ko no hiarahiny @ na ramatoa...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0726