mitady olo tiana

1. dadabe ( 26/04/2008 03:02)
raha mila fanazavana fanampiny d midira atsy ambadika :roll:
novalian'i dadabe ny 01/05/2008 02:27
2. tess ( 26/04/2008 06:00)
:-w :-w :-w :@
3. rurik ( 26/04/2008 09:31)
dadabe fa nakaiza i bebe 8O :lol: :lol:
4. kiadi ( 26/04/2008 09:52)
atsy ambadika aiza hono iz zany ry dadabe?
5. Aino ( 26/04/2008 11:02)
fa nakaiza marina izy???
6. yonikafopl ( 26/04/2008 12:17)
niodina a ka niodina, naodina mbamin'ny ordi fa tsy hitako mintsy le we ambadika nefa za mba saika nila fanazavana fanampiny :(
7. jennifer2 ( 26/04/2008 12:36)
tapakevitra ny hitady olo-tiana ngah dadabe?????
de atsy ambadika aiza le fanazavana fanampiny?????
Efa maso 9 no mijery sy mitady fa tsis nahita!!!! 8O 8O 8-)
8. mirana5 ( 26/04/2008 15:30)
dadabe:

raha mila fanazavana fanampiny d midira atsy ambadika :roll:



HO! :o :o :o
9. Cazal ( 26/04/2008 18:08)
kiiiii! niara nitontona ato daholo ny akama tsy hita klé! 8O
10. XxxX ( 26/04/2008 18:18)
ary to tafiditra ato dray leiry TDM io klé :roll: :^) :^)
11. Papoose ( 26/04/2008 22:33)
tonga soa ny avy nanao TDM eee!!
12. Veloo ( 27/04/2008 00:25)
:-w :-w :-w angaha lesy ela ry dadabe mbola tsy nahita? fa ahona reo sinoa betsaka ireo, tairo ko. hihihihihi

TDM zany niverina? endre tsara ary an :wink:
13. ainaheri ( 27/04/2008 00:59)
veloo> ié niverina ndray TDM fa keré dago d amoka sary ndray lery hahaha
Ny mahatsikaiky ahy d vo nisoratra anarana omaly 26 lery tondé za no nosakanany,,ary tsy maty volavo ankibo elà na d efa nomena vokansy kely aza klé :-D :-D :-D
14. Veloo ( 27/04/2008 01:04)
aina a tena loza ko lesy zany ko, teny misy voalavo ao amkibony ao kle hihihihih
15. Veloo ( 27/04/2008 01:05)
aina ny ahy mbola tsy nosakanany hihihih
16. Cazal ( 27/04/2008 07:10)
TSY nanankana an'lah izany lesy zà ry ainaheri ah! sao de efa voadona ny TDM ary ianareo e! avelao ny bandy hilamina :evil:
17. Papoose ( 27/04/2008 07:36)
hiran'iza moa le hoe
alaminoo, alamino fa tsara ny saoma
alamino, alamino fa tsara ny....


choc choc choc, halako.........
ady ady ady e, halako olo-miady TDM e! :-P
18. Cazal ( 27/04/2008 09:11)
tsy misy miady eo ry pappose ah!
19. kiadi ( 27/04/2008 10:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. dadabe ( 27/04/2008 16:34)
1. Mpandefa : tess [ Valio ] 26-04-2008 08:00:42
Lohateny : Re : mitady olo tiana


fa maninona toi ?? :cry:

oajay le ary zah mitady olo tiana nefa misy resaka TDM atsy ambadika dia izao koa eto mbola misy,..... kiii inona klou le TDM e, sao dia sipa manja kely ???? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2019