mitady olo tiana

21. Veloo ( 27/04/2008 16:45)
oajay le ary zah mitady olo tiana nefa misy resaka TDM atsy ambadika dia izao koa eto mbola misy,..... kiii inona klou le TDM e, sao dia sipa manja kely ????


TDM ledada = Tour du Monde, ni=proposer hanao tour du monde ny ankizy ato i cazal dia izay kala manana/nametraka sary ihany no mahazo mande. Satria ho jereny tsara daholo aloha ary raha misy ratsy dia tsy mahazo mande :-D :-D :-D :-D :-D :-D

miresaka amin'ny adala lesy io a
22. dadabe ( 27/04/2008 17:13)
:roll: :roll: :-D :-D hay v nisy an'izany e , ary efa antitra v sa ....Veloo no mi hamanja e ? maninona moa isika 2 ry Veloo raha manao tour du monde ... :wink: sady zah mitady olotiana 8)
23. yonikafopl ( 27/04/2008 17:20)
dadabe hihihiihiihihih, afaka mitady olo tiana sipa manjakely any am TDM zany elah :-D :-D :-D
24. kiadi ( 27/04/2008 17:43)
yonika ry dadabe tsy omeko fa efa reservé an!! :wink: :wink:
25. dadabe ( 27/04/2008 17:53)
kiadi .... 8) malaza b fa ny an' lah hono i ari ko :cry:

hahaha :-D
26. Veloo ( 27/04/2008 18:00)
kiadi [ Valio ] 27-04-2008 19:43:24
Lohateny : Re : mitady olo tiana
yonika ry dadabe tsy omeko fa efa reservé an!!


kiadi tara be ela :-D :-D :-D :-D aleo tsy lazaina eto ka hafa ihany ny taloha sa tsy izany Yoni?

....Veloo no mi hamanja e ? maninona moa isika 2 ry Veloo raha manao tour du monde ... sady zah mitady olotiana


njy ko efa tara be kle hihihiih
njy mila manao TDM miaraka @ cazal ka :-D :-D :-D
27. dadabe ( 27/04/2008 18:15)
:roll: :roll: :roll: :-$
28. Veloo ( 27/04/2008 18:28)
:-D :-D :-D :-D
29. kiadi ( 27/04/2008 18:50)
ka yonika wa efa reservé-ko !! refa laniko i ari de yonika indray :lol: :lol:
30. Papoose ( 27/04/2008 21:57)
cazal, za tsy miteny hoe miady fa za mihira ka!! :wink:
31. kiadi ( 27/04/2008 22:14)
=)) =)) =)) =)) ^:^ ^:^ ^:^
32. kalamarthe ( 28/04/2008 07:17)
resaka serieux io fa zay tezitra sy tsy mahatanty aza mamaly merci fa lasa teny ratsy sy fampitsikera fotsiny
33. kiadi ( 28/04/2008 07:28)
in hono zao resaka serieux zao ry kalamarthe an?
34. ari.malala ( 28/04/2008 09:39)
=))=))=)namaky ah d namaky d gaga b fa nivadika hatram sujet lasa vady andriana izany kou? sode diso efitrano ikalamarthe?=))=))=))=))
35. kiadi ( 28/04/2008 09:52)
tsy arako tsony! anga misy resaka andriana indray iz ty? :-D :-D
36. mamafara ( 28/04/2008 10:52)
:lol: :lol: :lol:
37. kiadi ( 28/04/2008 11:07)
in mapimé an'i nenifara?
38. kallie ( 28/04/2008 11:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D firy ary ny loàhevitra ato
39. ari.malala ( 28/04/2008 14:39)
ka jerervo nge le 31 io e=))=))=))
40. yonikafopl ( 28/04/2008 14:40)
tena tsy maharaka ve za sa lasa any am fako reo resaka resahanareo reo ry kalamarthe sy ari ???

kiadi efa we za wa matawatsa ny ho sempotraaaaaaaaaaaaa :(

veloo hihihh le fahiny ve?? asaivo tantarain'i dadabe sy bebe hihihihihi

dadabe mou tiako oooooooooooooooo :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4931