Fahazarana

1. Belami ( 25/04/2008 12:11)
Asa ianareo raha mba mandinika fa misy olona sasany, vao misokatra ny vavany dia izao no teny avoakany " EST CE QUE TU COMPRENDS ?" na dia tsy mbola misy resaka manomboka akory aza
Manorisory ny mihaino azy @ farany :evil: :evil:
novalian'i Belami ny 01/05/2008 18:15
2. booboo ( 25/04/2008 12:13)
:-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 25/04/2008 12:33)
=)) =)) =)) =)) =)) tapaka ny tsinaiko,zah klou mbola tsy mba nahadinika an izany e
4. zoky ( 25/04/2008 12:45)
euh!... AZONAO? zay mits le iz :-D :-D :-D
5. mmmhh ( 25/04/2008 13:00)
misy ndray le manao hoe "henonao?", nefa izy mbola tsy niteny fa alohan'ny hitenenany de tsy maintsy miteny hoe HENONAO?
6. dziana ( 25/04/2008 13:13)
Ary le hoe" tu vois " nefa tsy misy ninoninona akory ; "je comprends pas ":?: :lol: Fa maninona tokoa oa e? Euuuuh! hi!hi! :-w :-w :-D :-D
Ah bon!!!!!
7. rapala ( 25/04/2008 15:37)
ary ahona indray ilay hoe 'izany ve', 'marina wé' :)
8. tslem ( 25/04/2008 15:40)
ny ahy ndray ny tena tsy tiako lé mihaino an lé hoe::" ah oui hein,qu'est ce que tu veux? " 8-)
9. kiadi ( 25/04/2008 15:58)
sohy ihany zah fatsymahay teny faraniztsay! :-D :-D :-D :-D
10. Belami ( 25/04/2008 17:50)
kiadi : ialay zao mety mpamely anile hoe "TU SAIS" =)) =)) =))
11. ni81 ( 25/04/2008 18:37)
Hitanao fa ohatr'izay lé izy! an. Dia jereo tsara ary ny hikarakarana azy! an :lol:
12. tslem ( 25/04/2008 19:05)
d misy koa mpiteny hoe " ok,d'accord"
13. tomtom ( 25/04/2008 19:45)
ary lé wé \"n\'est ce pas\" na \"toujours est-il\"
14. Belami ( 25/04/2008 20:51)
=)) =)) =))
15. kiadi ( 25/04/2008 21:12)
Belami:

kiadi : ialay zao mety mpamely anile hoe "TU SAIS" =)) =)) =))


ka efa oe tsy mahay tny faranzetsay zah ko
16. dongadonga ( 26/04/2008 10:25)
ary le we ,KOZY VEH @ Lé OUI io ry PAPA aahh .. :lol: :lol:
17. xxx ( 26/04/2008 20:18)
misy koa ny olona manana fahazarana sy mpanao tsianjery maimbo ny hoe:
" c'est plus fort que moi "
18. Belami ( 30/04/2008 20:40)
xxx:

misy koa ny olona manana fahazarana sy mpanao tsianjery maimbo ny hoe:
" c'est plus fort que moi "



de mba adikao teny gasy hoe io de avy eo lasa fahazarana koa :-D :-D
19. melody ( 01/05/2008 16:33)
izaho koa mahatsikaritra olona milza fôna hoe HITANAO... :wink: dia tena miandry ilay olona miheno ny tohiny :-D :-D
20. fahamarinana ( 01/05/2008 17:17)
:arrow: ary ilay rehefa miresaka dia faranana ilay hoe " eny hoe!",mampite-hiteny hoe tsia. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305