Fahazarana
1. Belami
(
25/04/2008 12:11)
Asa ianareo raha mba mandinika fa misy olona sasany, vao misokatra ny vavany dia izao no teny avoakany " EST CE QUE TU COMPRENDS ?" na dia tsy mbola misy resaka manomboka akory aza
Manorisory ny mihaino azy @ farany :evil: :evil:
Manorisory ny mihaino azy @ farany :evil: :evil:
novalian'i Belami ny 01/05/2008 18:15
3. xxx
(
25/04/2008 12:33)
=)) =)) =)) =)) =)) tapaka ny tsinaiko,zah klou mbola tsy mba nahadinika an izany e
5. mmmhh
(
25/04/2008 13:00)
misy ndray le manao hoe "henonao?", nefa izy mbola tsy niteny fa alohan'ny hitenenany de tsy maintsy miteny hoe HENONAO?
6. dziana
(
25/04/2008 13:13)
Ary le hoe" tu vois " nefa tsy misy ninoninona akory ; "je comprends pas ":?: :lol: Fa maninona tokoa oa e? Euuuuh! hi!hi! :-w :-w :-D :-D
Ah bon!!!!!
Ah bon!!!!!
8. tslem
(
25/04/2008 15:40)
ny ahy ndray ny tena tsy tiako lé mihaino an lé hoe::" ah oui hein,qu'est ce que tu veux? " 8-)
15. kiadi
(
25/04/2008 21:12)
Belami:
kiadi : ialay zao mety mpamely anile hoe "TU SAIS" =)) =)) =))
ka efa oe tsy mahay tny faranzetsay zah ko
17. xxx
(
26/04/2008 20:18)
misy koa ny olona manana fahazarana sy mpanao tsianjery maimbo ny hoe:
" c'est plus fort que moi "
" c'est plus fort que moi "
18. Belami
(
30/04/2008 20:40)
xxx:
misy koa ny olona manana fahazarana sy mpanao tsianjery maimbo ny hoe:
" c'est plus fort que moi "
de mba adikao teny gasy hoe io de avy eo lasa fahazarana koa :-D :-D
19. melody
(
01/05/2008 16:33)
izaho koa mahatsikaritra olona milza fôna hoe HITANAO... :wink: dia tena miandry ilay olona miheno ny tohiny :-D :-D
20. fahamarinana
(
01/05/2008 17:17)
:arrow: ary ilay rehefa miresaka dia faranana ilay hoe " eny hoe!",mampite-hiteny hoe tsia. (l)