Mort ou Tchitchi ?

1. Mio21 ( 21/04/2008 19:44)
Somary niangaliana kely mihitsy ny nanoratako azy mba ahafahanareo maka sary an’eritreritra sy miaina tsara ohatran’ny tena hoe nanatrimaso mihitsy eo ampamakina azy.
Misy fanontaniana tsy maintsy valiana any @ farany ambany, na ho anao vehivavy na ho an-drizalah, raha tsy te-hamaly dia aza vakiana ny tantara fa tonga dia akatony.

Mort ou Tchitchi ?
Journaliste sady mpamokatra « film documentaire » malagasy 2 lahy (Fetra sy Radany) no nande nitrandraka vaovao tany @ tany afrikanina iray, sendra tafiditra lalina tany anaty ala tany anefa izy roalahy ka nifanehitra t@ andiana zoulou, nosamborin’ireo izy roalahy ary dia nentina ampatorana tany @ faritra fitobiany izay tao anaty kirihitr’ala tao ihany. Vory teo antanàna daholo ary ny olona izay marihina fa vatan-dehilahy daholo, nanantona ny sefo ary tonga dia nivantana teny @ ny toerana misy azy roalahy izay nofatorana teny ampototry ny hazo iray, tonga dia Fetra no niantefan’ny fanontaniana voalohany : inona no tinao Mort ou Tchitchi ? nifampijery izy roalahy toa nifanontany an’eritreritra hoe inona koa zany Tchitchi izany, koa satria moa tsy te hofaty ka dia tsy nisalasala namaly hoe Tchitchi, tonga dia nihoraka daholo ny zoulou ary dia novahana avy hatrany ny fatoran’ Fetra, mbola tsy fantany akory @ io oe inona marina ilay Tchitchi. Napetraka teo ambony vato iray ary izy, loza anefa fa hay moa PD (pelaka) daholo ireto zoulou ratsy toetra ireto ary dia nilaharan-drizalahy teo i Fetra, izay zany ilay Tchitchi, teo imason’ny Radany moa no nanatanterahana ny tchitchi an i Fetra ka dia tsy nisy niafina taminy ny kikiaka sy dradradradra ary tolokon’ny Fetra ; dia hoy izy an’eritreritra hoe aleoko kosa aloha maty toy izay hatao toy izao. Naharitra ora 1 sy sasany teo ny tchitchi ary dia vita soamantsara tsy maty fo aman’aina Fetra na dia nalemilemy aza, napetraka teo ambony bozaka izy, nomena rano sy sakafo. Afaka ora iray, rehefa avy naka aina daholo ny zoulou dia nitsangana sy nanantona an Radany indray ny Sefo, napetraka ny fanontaniana nitovy, tsy nisalasala Radany fa tonga dia namaly avy hatrany hoe Mort, entitra dia entitra Sefo namaly azy : Mort ? ok mais d’abord Tchitchi !!! Nihoraka daholo indray ny zoulou ary dia novahana Radany, nobataina nentina teny ambony vato ary dia notanterahana indray ny Tchitchi. FIN

Toro-hevitra : Manomboka izao , na lehilahy enao na vehivavy, dia fadio ny mitady toerana lavitra rehefa ilay teren-javatra iny eny ampitsangatsanganana eny, tsara raha manao rodobe mihitsy aza fa tsy hay zay zava-miafina ao anaty alaala ao. Raha voatery ande irery, mba mailomailo mierikerika mijery ny manodidina sao dia misy zoulou mijaiko.
Aza mivadi-belirano fa ito ilay Fanontaniana tsy maintsy valiana : Raha enao no teo @ toeran’ny Fetra sy Radany dia inona no tinao Mort ou Tchitchi?
2. kiadi ( 21/04/2008 20:00)
lava lotra :-D :-D
3. milaibe ( 22/04/2008 06:10)
Dia bevohoka hono le fetra fa nitondra zouloukely be dia be tany @ tanana ,fa nilefalefa ny fokonolona fa tonga ny vazah sônegaly(zoulou)
4. ari.malala ( 22/04/2008 06:50)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dlava beu d kamo za namaky:-D:-D
5. tsiambaratelo ( 22/04/2008 11:14)
milaibe>hi hi hi zoulou be de be:-P
6. xxx ( 22/04/2008 12:28)
Film efa nandé!!!
Le mijery ny Dessin animé original mlay kokoa !!
7. kelly13 ( 22/04/2008 12:46)
mba asio kely compte rendu fa tena lava be tsisy ôtran'izany! sôtsa deny melou
8. xxx ( 22/04/2008 14:19)
dessin animé africain no nahitako an'io.
Rah zah aloha Tsy aleko aloha miaritra tchitchi adiny 1 toa izay ho faty e! :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D
9. Samoana ( 22/04/2008 14:32)
"tonga de akatony" ny valintenin'i samoana :-D
10. Mio21 ( 24/04/2008 20:29)
hoy samoana
"tonga de akatony" ny valintenin'i samoana

Efa tratran'ny tchitchi tany ananonanona tany lèry d tsy te hamoha fotamandry. =)) =)) =)) =)) =))
Mety mbola manao kousy bébé h@zao. =)) =)) =)) =))
11. Falyiarivo ( 24/04/2008 22:18)
Ao letsy ry Samoana fa andefasako kousy bebe par email elah ah! @ le 8mois reny moa ny pointuran'lah? :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1577