GOOGLE

1. xxx ( 29/04/2008 14:51)
Mba mila fanampiana kely azafady ô!
Ahoana kay ny fanafoanana ny mombamomba anao any amin' ny google
ny tiko lazaina dia rehefa tapéna ny anaranao dia mivoaka any daholo izay momba anao rehetra! Anefa tena tsy tiko satria izahay mivady be mpahalala ihany ny anaranay...misaotra mialoha.
novalian'i hery ny 05/05/2008 14:50
2. simplex ( 29/04/2008 15:06)

Tsy dia misy azo atao firy... ra anao le server d esory fotsiny le pejy.
Sinon, ny hany azo atao dia miova anarana eto @ internet zany hoe tsy mampiasa an'le anarana tena izy mintsy @ ol tsy tokony hanehoana ny tena mombamomba. Ny E-mail matetika no tena mora hatratran'ny ol azy... Andramo tapena ao @ GooGLe aloha izay anarana ataonao @ email zay vao ampiasaina :)

3. ikotoleta ( 29/04/2008 15:06)
maka avokà
4. xxx ( 29/04/2008 15:11)
misaotra anareo sahady namaly...
simplex: ka izao! toa ny dossier-ko any amin'ny commune no otran'ny nivoahan'ilay mombamomba fa tsy tamin'ny adresse mail satria ny ahy adresse mail tsy dia marina foana no ataoko any.....
ny server tsy ahy ...tsy azo atao angaha ny mi contact ny google anefa tsy haiko hoe ahoana sa tsy azo hatao izany....
5. simplex ( 29/04/2008 15:15)

kopy ah
fa raiso otran'ny hoe jiolahy enao e. Aza tratra fotsiny.
Donc aza omena ol fotsiny le tena anarana ;-)
6. ikotoleta ( 29/04/2008 15:26)
xxx:

misaotra anareo sahady namaly...
simplex: ka izao! toa ny dossier-ko any amin'ny commune no otran'ny nivoahan'ilay mombamomba

:arrow: sôsy be zany rianona a!iantsovy avokà alo
7. xxx ( 29/04/2008 15:28)
simplex: misaotra e! dia inona izany fa dia otran'ny mitanjaka zay izany....
tsy misy azo atao zany! ka ny anarana tsy omena olona fa be mpahalala :?

kotoleta: tsy aleo ve tsy mifampi anona anona fa tsy fombanay izany hafahafa be mitsy azafady...... dia avokà iza no antsoina amin'izany??????
dia inona no diran'ilay sôsy
8. ikotoleta ( 29/04/2008 15:36)
:arrow: aiza no alalako ze fombanareo azafady :-D :-D
:arrow: raha atoroko avokà ve nareo de kobonareo le ol? Jerena @ google? =))
:arrow: violation vie privé
9. xxx ( 29/04/2008 15:41)
kotoleta: ka tsy fombanay manao an'io fa otran'ny manao tena ihany io aminay, tsy tiko hatao amin'olona dia tsy tiko hatao amiko.... :D azafady!

ka fanampiana anie no taidaviko eto fa raha manana fika afaka hanafoanana io enao dia mba lazao eto ..... atoroy ary izany avokà izany dia mba alefaso ilay rohy ao amin' ny google.....

"violation vie privé": tsy voako mihitsy aloha ilay taratra be any e!
10. zoky ( 30/04/2008 05:07)
voalaza teo:misaotra anareo sahady namaly...
simplex: ka izao! toa ny dossier-ko any amin'ny commune no otran'ny nivoahan'ilay mombamomba fa tsy tamin'ny adresse mail satria ny ahy adresse mail tsy dia marina foana no ataoko any.....
ny server tsy ahy ...tsy azo atao angaha ny mi contact ny google anefa tsy haiko hoe ahoana sa tsy azo hatao izany....


Tsy misy idirany google ny fanaparitahana ny dossier nao. Izay site namoaka ny dossier misy ny anaranao no nampisy ROHY any @ GOOGLE na moteur de recherche hafa koa:Fitaovana fikarohana fotsiny ireo(Moteur de recherche).

Raha te ho FOANANA io de manorata any @ tomponandrikitry ilay site (web master) hanaisotra ilay pejy na article misy momba2-nao .
11. hery ( 05/05/2008 14:50)
Misy fomba hanesorana ny anarana tsy ho hita @ google kah.

http://www.google.com/support/webmasters/bin/answer.py?answer=508&topic=13511

Tadiavina ao @ google aloha ilay anarana, dia avy eo resahina izay tompon'ilay site nisy azy...

FA iza zany anarana izany? :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4057