mba toroy hevitra

1. xxx ( 28/04/2008 10:21)
miarahaba,

tokony holazaiko ny mpampiasa ve hoe bevohoka aho alohan'ny hanaovako sonia ny contrat-ko sa tsia?

misaotra mialoha amin'ny torohevitrareo.
novalian'i xxx ny 29/04/2008 09:11
2. Ralay ( 29/04/2008 06:32)
Amiko dia raha ohatra ka efa hita ny kibonao dia tokony hilaza @ mpampiasa ianao fa bevoka x volana dia anjarany @izay no mandinika raha handray anao izy na tsia fa raha ohatraka ka mbola 1 na 2mois kosa dia azonao ny tsy miteny raha tsy manotany izy hoe manana fikasana hiteraka ve ianao à court terme.
3. xxx ( 29/04/2008 09:11)
ralay, misaotra betsaka! bevohoka 4 volana aho, manomboka hita iany ilay izy, ka eo no mahavaka ny saiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6816