operation slip maloto eny faravohitra, sy ambohitsorohitra

1. salopard ( 29/04/2008 13:49)
miara-miainga , dia samy mankeny faravohitra, sy ambohitsorohitra, dia samy atsipy eo ambavahadin-dravalomanana eny faravohitra ny slip maloto-tsika tsi-1-1;
hilazana @ filoha fa efa tsy mahavidy savony intsony ny gasy nohon'ny halafon'ny fiainana.

mety daholo, na short mille-bande; na string, na bikini, na boxer; ny soutien-gorge koa mety, etc...

ny ananreo any andafy, alefaso koa ny slip-nareo; aza sasana, na fantatra aza fa mahavidy savony ianareo, mila ny firaisankinanan'ny tsi-1-1;

tsy maintsy ampahalalaintsika an-dravalo fa tsy takatra intsony ny vidimpiainana, ka na midina ny vidin'ny savony, sy ny vovontsavony clean, sy madio, na izy mi-pà;

ok!

tsy apy dôzy aloha, sao misy sisan-a bozaka any ra-jkl a!
sniff, sniff, tchouff, tcouff....
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:05
2. karinah ( 29/04/2008 16:30)
:roll: :roll: :-D :-D :-D :-D
3. Jeankely ( 29/04/2008 17:15)
Ny vokatr'ilay fijerenao ny dadanao sy mamanao ary ny bavinao miaraka aminao niala kiloty ho eny Antaninarenina aza tsy mbola nazavainao ra-Salopard. Ny iray tsisy vokany ve dia mampiditra fika hafa sa efa tsy nahomby iny ? Iza no hiomehy @'izany ?
4. mirana5 ( 29/04/2008 17:50)
Jeankely:

Ny vokatr'ilay fijerenao ny dadanao sy mamanao ary ny bavinao miaraka aminao niala kiloty ho eny Antaninarenina aza tsy mbola nazavainao ra-Salopard. Ny iray tsisy vokany ve dia mampiditra fika hafa sa efa tsy nahomby iny ? Iza no hiomehy @'izany ?


Mba tena mirefarefa @ tany tokoa ny hevitr'lay ranamana etsy ambony é?
:( :( :(
5. kiadi ( 29/04/2008 19:40)
zah tsy hitondra slip eny fa zah tsy mislip!! sady zah manana savony fona! :-P :-P
6. Jeankely ( 30/04/2008 02:04)
Ka efa hita fa resaka mifoka rongony no ataon'ny sasany. Izaho aloha tsy mpivavaka ka aza sahala anay no mitondra fa asaiko sesefany ny rongoniny daholo izay lavaka amin'ny tenany
7. miranata ( 30/04/2008 07:39)
Ny ividianako vary aza hanahirana ahy d ny slipiko mba manakon'enatra eny ndray v no atsipiko any ,d ividy ndray zany refaveo :-D :-D :-D
8. miranata ( 30/04/2008 07:40)
sady za tsy manisy raha tsy string hihihi
9. ranitse ( 30/04/2008 09:24)
Salopard manomboka @ S ny solon'anarany ary slipy tiany resahina. Hanala slipy e, slipy maloto asa @ manaraka slipy avy manaovana na namafana inona ?
Salopard = Ra-Slipy
10. salopard ( 30/04/2008 17:04)
zah tsy hitondra slip eny fa zah tsy mislip!! sady zah manana savony fona!

ny an'i toi izany caleçon ve? tsy koa ireny mihhintsy aza no tena mitazona fofona!
sady na manana savony i toi, aza sasana mba ho firaisankina @ ireo gasy maro an'isa tsy mahavidy savony;

Ka efa hita fa resaka mifoka rongony no ataon'ny sasany. Izaho aloha tsy mpivavaka ka aza sahala anay no mitondra fa asaiko sesefany ny rongoniny daholo izay lavaka amin'ny tenany


hita fa matahotra i toi, satria efa mihamazo laka ny hevitray,
efa misy 2 balles na slip izao vao azonay avy any andafy;
mitohy ny tolona;
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy sisa-na bozaka any ra-jean-kely a!
sniff, sniff, tchoufff, tchouff...
11. Jeankely ( 01/05/2008 01:05)
Izay mandresy arabaina ka dia midera anao amin'ny fahazoana "2 balles na slip". Araka ny fambaranao hoe aza sasana ka izay 2 balles tsy nisasa avy andafy izay tandremo sao vao mainka hitondra SIDA ho an'ireo tsy manantsavony :-D :-D :-D . Izy aloha dia io fahazainareo avy andafy fatratra io no tena mahatonga ny fiainana sady tafita no avo lenta tanteraka. Midera ny fahaizanao izahay mitonaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1689