tiana vé

1. ratonga ( 01/05/2008 11:56)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/TIANA%2BVE%2B-%2BCHE%252C%2BBEL%252C%2BCANTO/video/x4y25v_tiana-ve_music
novalian'i melody ny 01/05/2008 21:07
2. melody ( 01/05/2008 16:37)
tsara be ilay afolasy miarka @ gitara an ! mlay e
3. ratonga ( 01/05/2008 18:48)
lé tonokira mlay ko!! :-P:-D
o^o .....Reo andro niarahana foy dé foy tiko hitarina tiko hitoy kanefaaaaaa!!! enao indray no tsy sahy .... o^o :°) ....
4. melody ( 01/05/2008 20:56)
ay ve izany ilay tononkira e :oops: :wink: :-D
5. cutie ( 01/05/2008 21:05)
ary nahita an'le titra za de heveriko fa we tiana mpihira ve =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. melody ( 01/05/2008 21:07)
cutie samy tsy ao isika roa izany kty :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1801