ny sampy
1. fijo
(
01/05/2008 21:16)
ny finoan akristianina moa dia samy milaza daholo fa ratsy ny sampy.sns.
ny fanontanian atsotra apetrako dia hoe ,mba omeo fanazavana na profo hoe aho,fa ratsy tokoa izy io?

novalian'i fijo ny 14/05/2008 21:57
2. cutie
(
01/05/2008 21:20)
ho avy eo ry zareo milaza ho mpandalina ny finoany hanome porofo ry fijo a :-D :-D :-D :-D
5. fijo
(
01/05/2008 22:15)
za no nametraka fanontanian voalohany,de miandry aho aloha.satria tsy za no miteny hoe ratsy io.
8. fijo
(
01/05/2008 22:21)
jereo anie ity e:
" Mpandefa : Fody [ Valio ] 21-03-2008 15:20:38
Lohateny : ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
I Jesoa dia manao sarin-teny matetika, ilazana zavatra marina, mba hanampiny ny olona hahazo izay zavatra lazainy.
Ohatra: I Jesoa dia nilaza fa ny fanjakan'ny lanitra dia toy ny voantsinapy Jereo eto ... Io kisarisary io dia manampy antsika hahazo izay hafatra tiany lazaina amintsika, fa tsy midika mihitsy hoe: voantsinapy izany ny fanjakan'ny lanitra.
Voalaza koa fa i Jesoa dia nanao kisarisary tamin'ny tany, rehefa nanameloka an'ilay vehivavy janga tra-tehaka ireo jody maromaro, ary naka ny hevitr'i Jesoa ny momba an'izany. "Izay tsy nanota taminareo hoy izy no aoka hitora-bato azy" dia nanao kisarisary tamin'ny tany izy. Io kisarisary nataony io dia nanampy ireo tonga nanameloka an'ilay vehivavy hahazo izay tian'i Jesoa lazaina, ka niala tsikelikely ry zareo sady menatra, tsy nisy sahy nanameloka.
Ny Kristiana voalohany dia tamin'ny alalan'ny sary no nifankalalany (sarin-trondro). Io sarin-trondro io dia milaza ny momba an'i Kristy, saingy tsy io kosa no i Kristy, fa nanampy ireo kristiana io hahalala an'i Kristy
Rehefa avy mamaky sy mandinika izay voasoratra ao anaty Baiboly isika dia miha mahalala an'Andriamanitra. Izany hoe, ny Baiboly dia manampy antsika koa hahalala an'Andriamanitra sy hifantoka aminy, fa tsy ny Baiboly akory no Andriamanitra, fa milaza ny aminy fotsiny ny Baiboly.
Eo am-pibanjinana ny sarin'i Kristy mifantsika amin'ny hazofijaliana koa ny tena, dia miha mahalala bebe kokoa ny haben'ny fitiavan'i Kristy, ary manandrana ny fo any aminy. Izany hoe, ny sary (na sarivongana) dia manampy ny tena koa hahalala sy hahatsapa ny fitiavan'Andriamanitra, fa tsy midika hoe iny sary iny akory no Andriamanitra (na i Kristy).
Koa satria samy fitaovana na ny Baiboly na ny sarivongana, noho izany samy tsy Andriamanitra izy roa ireo; fa samy mitory azy kosa amin'ny fomba roa samihafa, nefa milaza zavatra iray ihany."

12. LazaDaddy
(
01/05/2008 22:57)
fijo> Resaka finoana Kristianina no ataon'ise ka fijery Kristianina no amaliako azy.
Ny famaritana ny tsara sy ratsy avy amin'ny olona tsirairay dia tsy voatery ho marina. Ny famaritana ny tsara sy ratsy araka ny famaritan'Andriamanitra azy ihany no tsara sy ratsy.

13. Jeankely
(
01/05/2008 23:00)
Mba manana resaka kely aho mikasika ny sampy saingy tsy amin'ny maha-Christian na Muslim na Hindou na Budhist na hafa na koa tsy mpivavaka no hanazavako azy fa resaka tsotra. Mitombona ilay nosoratan' Ikaretsaka hoe omeo porofo raha tsara. Samy mahalala isiaka fa zavatra maro no nampiasana ny sampy. Ohatra tsotra rehefa andeha hiady dia entina eny alohan' ny mpiantafika IKELIMALAZA ary ambony ny saina hiady. Ny mpifanandrana koa manana ny azy. Tsara izy izany raha mandresy satria nampakatra ny herin-tsaina. Ho an'izay resy dia resy ny sampy noho izany tsy natohitra ny hafa. Sampy ratsy izany. Tao ny fitenenana hoe tanala very sampy ny manova no mety. Midika fa mila nanana sampy foana miditra an'ala, mitsobo-drano sns. Saika taolan'ny olona mafibe maty no ampiasana sy entina. Ny @ faritra Indonesia sy Malaysia dia ny lohan'izay miaramila tena mahay miady no atsatoka eo @ vavahady ary raha misy matoatoa ny trano iray dia entina any ny lohan'ilay sampy ary raha tsy mbola lasa taolana dia sokafana ny masony hijery ary hampatahotra ny lolo hivoaka. Ankehitriny tsy hita hoe mandresy ve ny mpanao baolina raha misy sampy ? Afaka fanadinana ve nohon'ny sampy ? Tsy ilaina firy intsony ireo. Saingy ny sarin'i Boudha, krishna, Jesosy tsy sampy :-D
15. lazounet
(
01/05/2008 23:14)
Ratsy ny sampy hoy ,ny kristiana, satria ANDRIAMANITRA irery ihany no tokony hametrahana ny fitokisana fa tsy zava-boahary na zavatra hafa.
Efa voasoratra ao @ Didy ihany koa fa Tsy hanana andriamanitra hafa ankoatran'Andriamanitra Andriananahary ny mpino.
Hoy ny TSY MPINO: Andriamanitra tsy hitan'ny masoko fa aleko manompo an'ity vatolahy ity! Anaterako fanatitra sao mba hitahy ihany.
Hoy ny (kristiana) MPINO fa kely finoana :"Matoky an'Andriamanitra aho fa tsy hisaraka amin'ity Chapelet (sampy lé!) ity mihitsy aho fa ity no mba miaro ahy! (?)
SAMPY:
Fétiches hoy ny Afrikana, Idole ihany koa hoy ny firenena hafa.
Ny fanompoan-tsampy tamin'ny endriny faha- RAKELIMALAZA sy RAMAHAVALY dia tsy dia hita firy intsony amin'izao fotoana izao fa ny finoana ny fitahian'ny razana no mbola tsy lefy..
Ny famaritana ny sampy dia tsotra: "izay zava-drehetra mampiodina ny fon'ny olona tsy hatoky ny herin'Andriamanitra". Ohatra : VOLA sy FAHEFANA.
VOLA sy FAHEFANA ...manompo azy ireo avokoa...na ny mpino aza.
Kristiana aho àry manontany ny kristiana mpitsikera mpanompo sampy hoe: "Aiza marina ny finoanareo?" ...Raha tsy ao amin'ny Tompo tanteraka dia..mpanompo sampy koa ianareo.
Izay mbola tsy nanota taminareo no aoka hitorabato ahy.

16. lapino
(
01/05/2008 23:17)
fijo,
"Andriamanitra dia tokana, Izy irery ihany no tokony hotompoina"
Raha tsy manaiky an'io i fijo dia mijanona eo ny resaka. Manompoa an'Andriamanitra aloha :wink:
Raha manaiky an'io kosa i fijo - ny kristiana manko manaiky an'io soa aman-tsara - dia mazava fa izay manompo sampy dia tsy manompo an'Andriamanitra. Izany hoe ivelan'ny fanjakan'Andriamanitra. Ary satria tsy Andriamanitra no ao amin'ny sampy, dia izay iray alehany : na iny foana tsy misy n'inon'inona - na iny misy fanahy hafa, mety devoly. Dia izay no mahatonga ny kristiana hilaza fa ratsy ny sampy.

17. Zina
(
02/05/2008 01:04)
ny sampy dia izay rehetra tina mihotra ny fitiavanao an'Andriamanitra. Rehefa tianao ilay daba dia iny ny sampinao, vola etc...
18. rakaroka
(
02/05/2008 02:26)
Mahavariana tokoa ny fomba firesaka an :roll: :-D :-D :-D :-D
:-w :-w :-w Nuance de vocabulaire 'ngamba lé izy, hoe rehefa mitady vola ny Xtiana na mimatimaty amin'ny zavatra an-tany dia tsy manompo ireny izy fa manompo an'Atra. Fa rehefa ny hafa dia manompo ny zavatry ny tany ,sampy,sns.
Ilaina dradraina moa hoe ho an'Atra no hanaovan-javatra? sa Izy no mahalala izay fanatitra ankasitrahany tahaka ny tantaran'i Kaina sy Abela?... :roll: :?:

19. Jeankely
(
02/05/2008 03:58)
Tsisy hanenjehana Christian fa aleo izy hijanona @'izay tiany. Ianao koa mahazo mino izay tianao arahina. Sa samy mifandresy lahatra sao mba manaraka ny fironan'ny sasany ny an'ny hafa tsy mitovy ? Mitarika ady io fa aleo samy maka ny azy