ny sampy

21. prime ( 02/05/2008 12:52)
Efa voavaly ny fanontaniana...
22. Veloo ( 02/05/2008 14:37)
Mahavariana tokoa ny fomba firesaka an


Likoa 12: 34 "Fa izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo"

23. rijadolly ( 02/05/2008 18:58)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=HABAKOKA&toko=2&andininy=18-19&dika=
Ny maha ratsy ny sampy dia ampitovin\'olona an\'Andriamanitra velona,eny noheveriny ho lehibe noho Andriamanitra aza nefa dia asatanan\'Andriamanitra izay mbola ovain\'olona aza ny endriny.

Nisy toriteny izay henoko tamin\'radio ray zay.Voatendry ho any amin\'firenena izay mandohalika sy mivavaka amin\'ireny zavatra vitan\'tananan\'olombelona ireny ity Mpitory iray.Ary dia nanambara ry zareo fa io no andriamaniny sy mahavonjy ary miaro azy.Efa nitoriana taminy anefa ny marina mikasika an\'Andriamanitra velona nefa tsy niala ny fanaony ihany ireto tompon-tany.Nividy \"nounours\" alika lehibe izay ity mpitory ka napetrany teo am\'baravarany.Nanotany ireto tompotany hoe ahoana no atao eto am-baravarana ity ?dia namaly ilay mpitory hoe ataoko miandry mpangalatr\'io,miambin-trano.Fihomezana ny setriny,io ve dia mahambina pangalatra tsssssss.Inona ny vitan\'io?izay tsy mihetsika no tsy mahita no tsy miteny ary tsy manana aina ve? :roll: :roll: :roll:
Naodina kely ny baolina,tongasaina ireto tompon-tany sasany izay naharay.

ratsy ny sampy satria mampanantena zvatra tsy misy izay tsy hainy atao,mpamitaka ny mpisoronany mpiasa ho an\'ilay ratsy ireny. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Salamo&Toko=115
24. fijo ( 02/05/2008 20:23)
atramin'izao dia,resaka momba ny hevitra kristianina momba ny sampy no itako,fa tsy le fanontanianko no valiana.
averiko.

hoanareo izay milaza fa ratsy ny sampy.azavao amiko hoe na porofoy ny maha ratsy azy io???izay no mila valiny fa tsy hoe ahoan ano fomba fijerinareo mpino ny sampy.izay tsy ilaiko satria efa haiko ny valiny.

kiadi,omaly aho rah anametraka ity resaka ity,dia mbola namaly tsara ny dinika nifanaovan atamin'i pissoa teto.izany hoe itany ity,fa tsy misy hambara izy de nisitrika.
25. cutie ( 02/05/2008 20:34)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
reny totem poles reny ve azo antsoin'ny xtiana hoe sampy?
26. fijo ( 02/05/2008 20:35)
aminy sampy daholo hafatsy izay arahany.
27. cutie ( 02/05/2008 20:37)
jerena ety ivelany fotsiny zany de we sampy reny :-D
28. fijo ( 02/05/2008 20:42)
ieee,ngah amo atsy izay.ngaha ireo misy efa nanompo???izay anie no tsy ahitana valiny eto e.

milaza daholo fa ratsy,satria izay no nasesika,taminy,fa rehefa tena anontania hoe asehoy ny mah aratsy azy.tsy misy hita izay tena azony havaly.

mitovy amin'ny hoe "ratsy ny vola",hay "porofoy fa ratsy io" de be resaka eo.de avy eo miasa tsy homena karama de migidraka hoe "aiza ny volako?"nefa hoe ratsy io;
29. cutie ( 02/05/2008 20:52)
ka zay le we satria hoy ny baiboly we zao sy zao de vita @ zay fotsiny :-D
30. fijo ( 02/05/2008 20:54)
dory wa io boky io,fa hitondrako boky tsara ianareo.
31. cutie ( 02/05/2008 20:56)
:-D :-D :-D :-D
toa tsy misy baiboly ato amiko ato
32. fijo ( 02/05/2008 21:00)
hay ,milay izany,fa hitondrako boky misy fitiavan abe ndry.le tena fitiavana an
33. cutie ( 02/05/2008 21:02)
misy sarisary ve =)) =)) =)) =)) =)) =))
34. fijo ( 02/05/2008 21:04)
sarim pitiavana e;
35. cutie ( 02/05/2008 21:07)
alefaso hojerena :-D :-D :-D :-D
36. pissoa ( 02/05/2008 21:08)
Fijo:
kiadi,omaly aho rah anametraka ity resaka ity,dia mbola namaly tsara ny dinika nifanaovan atamin'i pissoa teto.izany hoe itany ity,fa tsy misy hambara izy de nisitrika.

Efa niverina teto foana ity resaka sampy ity, nefa hatramin'izao ny dikan'ny "sampy" amin'ny Kristianina aza toa tsy hain'i Fijo ihany ! :-D :-D :-D

Ary sao hadinon'i Fijo fa ny nanombohan'i Fijo ny dinika dia hoe
ny finoan akristianina moa

=)) =)) =))
37. rakaroka ( 02/05/2008 21:09)
Jeankely:

Tsisy hanenjehana Christian fa aleo izy hijanona @'izay tiany. Ianao koa mahazo mino izay tianao arahina. Sa samy mifandresy lahatra sao mba manaraka ny fironan'ny sasany ny an'ny hafa tsy mitovy ? Mitarika ady io fa aleo samy maka ny azy


Tsy manenjika Xtiana aho no tsy mitarika azy hirona amin'ny zavatra hafa, fa mametraka ny fomba fijerin'ny hafa ireo "approche" mba tsara heverina kosa!
38. fijo ( 02/05/2008 21:10)
tsy ny nanombokao no ilana valiny fa ny fanontaniana.ka valio raha hafaka mamaly.

cutie hummm sao alefako eo tokoa le boky vao faly
39. cutie ( 02/05/2008 21:11)
. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 02-05-2008 23:09:44
Lohateny : Re : ny sampy
Hoy i Jeankely:

Tsisy hanenjehana Christian fa aleo izy hijanona @'izay tiany. Ianao koa mahazo mino izay tianao arahina. Sa samy mifandresy lahatra sao mba manaraka ny fironan'ny sasany ny an'ny hafa tsy mitovy ? Mitarika ady io fa aleo samy maka ny azy



Tsy manenjika Xtiana aho no tsy mitarika azy hirona amin'ny zavatra hafa, fa mametraka ny fomba fijerin'ny hafa ireo "approche" mba tsara heverina kosa!
:)
40. fijo ( 02/05/2008 21:14)
izay koa marina ,fa tsy misy mamaly le fanontaniana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3803