ny sampy

61. Fody ( 07/05/2008 09:12)
majesty:
Ny azoko lazaina angamba dia hoe raha tsy ao anatiny tsy mahita hoe tsara io na ratsy fa raha ny fijery ivelany fotsiny tsy ampy hanazavana azy.
Ohatra :fomba ahoana no ahafahako milaza fa ratsy ny manana télé nefa za ary tsy mbola ary nanana akory hatramin'izay niainako.

Tsy mitovy fijery isika raha izay: amiko mantsy dia izao: ilaina fantarina ny zavatra iray izay vao manam-pakevitra ny hiditra ao na tsia. Ary raha zavatra efa hitako fa ratsy dia tsy hidirako mihitsy.
Izay ilay atao hoe: discernement na fandanjalanjana. Mialohan'ny hanaovan-javatra no hanaovana azy, mba ialana amin'ilay hoe: efa voa vao mihila, na hanarin'ny fiainana lava....
fijo:
io dia mitovy amin'ilay voalaza etsy ambony.averiko fa tsy zanahary akory ny "sampy"heverinareo.fa fitaovana hifandraisana aminy.ny vahiny izay tsy nahalala akory ny finoana nentindrazana,no nihevitra fa io no hivavahany.

Izao ry namana: raha nodorana ny sampy, be ny mpanompo sampy no lasa adala sy sy fadiranovana, ary nisy mihitsy aza ny afak'aina.
Ilazana aminao fa iny no niankinan'ny fiainany manontolo.

Tany Fianaratsoa tamin'ny 2005 nisy atokom-pivavahana iray nandoro Baiboly katolika sy nandoto sarivongana, fa tsy nisy na dia katolika iray aza lasa adala, nadre an'io vaovao io. Fa samy nalahelo ny rehetra (na katolika na tsy katolika), ary ny tena nampalahelo dia ny toetran'ilay olona nahavita an'io acte io.

62. ikaretsaka ( 07/05/2008 20:48)
Tany Fianaratsoa tamin'ny 2005 nisy atokom-pivavahana iray nandoro Baiboly katolika sy nandoto sarivongana, fa tsy nisy na dia katolika iray aza lasa adala, nadre an'io vaovao io. Fa samy nalahelo ny rehetra (na katolika na tsy katolika), ary ny tena nampalahelo dia ny toetran'ilay olona nahavita an'io acte io
.

ha.... mba raha hafa indray izay...
misy raha marina la terre an
63. fijo ( 09/05/2008 21:53)
fody an,aza hadino,fa ny olona manompo sampy tamin'izany tsy nianatra ary izay no nahatonga io lazainao io.fa andehana mankany brezil fotsiny.le vahoaka mbola tena vonto finoana be ireny,de dory eo anatrehany ny baiboly ahitako ny zavatra mitranga.

ao akaikin'ny Arles ao,misy toerana fivorian'ny gitan,de misy sary vongana maintsy izay"ste sarah"io dorana de ho itanao,fa maro ny katolika gitan no holasa gaigy.

aza hadino ohatra ,fa amin'izao dia tsy ahitanao zavatra toa andry "kelimalaza"intsony ao amin'ny doany.fa taolana no ao.

toa ny fiangonana katolika ahitan ataolana ao aminy.izay no misy izao.
izay no ilazko ho eolona tsy mbola nisera tamin'ny mpanompo doany akory,no manaratsy azy.
64. xxx ( 10/05/2008 13:49)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
65. ikaretsaka ( 10/05/2008 21:03)
ny ahy @! io tsotra fotsiny... rehefa tsy atao solon'Atra ilay zavatra duia tsy maninona
rehefa eken'i sainao fa fitaovana fampiasa mba hideranao an'Atra

fa raha iny no atao solon'Atra dia izay no tsy mety..

de mba hahafahafa manavaka izay no ilaina ilay mi discerne kely aloha sy mamantatra manjary manao action be fahatany
66. fijo ( 14/05/2008 21:57)
raha izay dia iraisana le hevitra.
aza hadino,fa ny mpijoro anie na dia eo aza le taolana ,mbola mangataka amin'ny zanahary ihany e.fa tsy mangataka amin'ny taolana.
fa io zanahary io ,no tsy haindry zalahy izay hamaritana azy.ary marina ny azy,satria ny mpino koa tsy mahavoafaritra ny antsoiny hoe andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.076