Mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanareo??
1. badboy
(
02/05/2008 18:21)
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao?? Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao??? Tsy adinonao ve ilay hoe "AZA MANONONONONA FOANA NY ANARAKO"?????
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:48
3. rakaroka
(
02/05/2008 20:28)
Ny tena isan'ny nandreraka ahy tamin'ny nitondra an-janako tany am-piangonana dia ity késtion napetrakao ity. 'ngamba raha kely in'arivo aho no namerenany io fanontaniana io :roll: :?: ca veut dire hoe tsy à la porté-ny mihitsy ny valintenin'ireo mpampianatra sy mpino rehetra !. Dia na izaho reniny aza moa tsy mahazo ny resaka maro ao anaty baiboly ka ny clown dia lasa boky hafa mihitsy no nentina ni-illustre ilay Atra dia ilay boky sary Ying-yang izay. Hoe nanontany ilay trondro kely hoe aiza izany rano izany? dia namaly ilay trondro be hoe manenika anao ivelany sy anatiny fa tsy hitanao, manasoa sy fiainanao manontolo. Dia tahaka izany hono rankizy ilay Andriamanitra . :lol: :-D :-D :-D
4. cutie
(
02/05/2008 20:30)
Hoe nanontany ilay trondro kely hoe aiza izany rano izany? dia namaly ilay trondro be hoe manenika anao ivelany sy anatiny fa tsy hitanao, manasoa sy fiainanao manontolo. Dia tahaka izany hono rankizy ilay Andriamanitra .
interesting =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. cutie
(
02/05/2008 20:35)
fijo
ka refa lehibe le zaza mety hametram-panontaniana ndray ka :-D :-D :-D :-D
ka refa lehibe le zaza mety hametram-panontaniana ndray ka :-D :-D :-D :-D
8. rakaroka
(
02/05/2008 20:42)
Fa gravy be ny "curiosité-ny" amin'ny hoe misy fanontaniany tsy misy valiny, dia soa mba nisy io manoina tsy ahalasa lavitra ny sainy koh! :{
9. fijo
(
02/05/2008 20:43)
marina mihintsy izay,fa ny fanontanian jaza tena manahirana ny mamaly azy.
10. rakaroka
(
02/05/2008 20:56)
Fa koun gà 'zareo nihanina tamin'io fanontaniana iray io fotsiny :roll: :?: :roll: , ny zavatra nianarako tsotra fony sekoly alahady zary remise en question na tamiko aza hoe: "ahoana tsara tokoa moa izany?...
Dia naleoko tsy nalefa mihitsy rizareo satria heveriko fa tsy matotra ilay fampianarana!
Dia naleoko tsy nalefa mihitsy rizareo satria heveriko fa tsy matotra ilay fampianarana!
11. fijo
(
02/05/2008 21:00)
za kosa tsy mitovy hevitra amindry eto.ny ahy alefako hianatra sekoly alahady aloha ahalala sy ahay hisafidy avy eo
12. rakaroka
(
02/05/2008 21:16)
Ka misy "conception spirituelle" pedagogique kokoa eken'ny saiko, dia izay no hananany base tsara ahafahany misandrahaka kokoa aoriana. tsy hidirany ao anaty système d'engrainage fahaita eto matetika :-D :-D :-D
13. fijo
(
02/05/2008 21:28)
hummmmm marina aloha izay.fa ny ahy indray ny hieverako azy dia hoe avela aloha ,aheno izay voalaza any.
kay ity misy zavatra mahatsikaiky.
tany paris izahay de tao amin'ilay hotely ilay film jesus de nazarethe no nadeha.de misy le fisamborana be sns.de misy le mamantsika.de samy kivy izy dahy hoe le jesus kay brutal.
de izao izy dahy rehefa tezitra fa mikapoka ny iray ,de manompa hoe "tu es jesus"
kay ity misy zavatra mahatsikaiky.
tany paris izahay de tao amin'ilay hotely ilay film jesus de nazarethe no nadeha.de misy le fisamborana be sns.de misy le mamantsika.de samy kivy izy dahy hoe le jesus kay brutal.
de izao izy dahy rehefa tezitra fa mikapoka ny iray ,de manompa hoe "tu es jesus"
17. rijadolly
(
03/05/2008 03:28)
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao?Fantatro izay inoako,ary ianao mafatatra ny inoanao ve ianao ?
Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao???Somary azavaiko kely aloha ny atao hoe toriteny:Ny toriteny dia teny efa nisy izay tsy an'tena fa tenin'Andriamanitra izay toriana an'hafa,fa ianao dia fitaovana fotsiny.
Mino aho fa mifanaraka ny hetahetan'Andriamanitra ny fitoriako ny teniny.hazavaiko ra mila fanazavana ny hafa. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=10&andininy=13-17&dika=
Tsy adinonao ve ilay hoe "AZA MANONONONONA FOANA NY ANARAKO"?????tsy adiniko ary mbola misaotranao aza nampatsiahy sy nitory io teniNY io.
18. rijadolly
(
03/05/2008 03:41)
Fijo:tsy azoko ilay safidianana
ny ahy alefako hianatra sekoly alahady aloha ahalala sy ahay hisafidy avy eo
19. Fody
(
03/05/2008 13:22)
badboy:
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao??
Ny finoana mifotra amin'ny tsy fahalalana dia tsy azo lazaina ho mari-pototra. Finoana an-jambany sns.....
Ny fahalalako an'Andriamanitra no nahatonga ahy hino azy, ary hametraka ny fiainako aminy.
badboy:
Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao???
Sitrak'Andriamanitra tokoa ny hiresahana ny momba azy amin'izay tsy mahalala azy. satria izy dia ho an'ny olona rehetra.
Sitrany ny iresahana ny momba azy amin'ny hafa mba hitiavan'ny olona rehetra azy, mba hahatsapan'ny rehetra ny Fitiavany ka itiavan'ny rehetra azy.
badboy:
Tsy adinonao ve ilay hoe "AZA MANONONONONA FOANA NY ANARAKO"?????
Ny filazana ny anaran'Andriamanitra dia tsy midika ho fanononam-poana ny anarany.
Raha eo am-bavanao foana ny anarany dia midika fa ao am-ponao koa izy, satria izay be ao am-po no avoakan'ny vava.
Misaotra!
