Mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanareo??

21. ikaretsaka ( 03/05/2008 14:59)
:wink:
22. badboy ( 03/05/2008 16:14)
fody >> ka iza ary ilay A/tra resahanao fa ianao zany mahalala azy!
23. rijadolly ( 04/05/2008 10:17)
badboy>> mialatsiny raha tsy ny tena no voatonina nefa dia mahatsapa fa mitodika amin'tena ilay fanontaniana dia hamaly araka ny hevitro ahafantarako an'Andriamanitra aho ra tsy ampy moa dia ho avy eo ihany ny namana sasany hanitsy na hanampy izay araka ny tokony ho izy. :-*

Andriamanitra inoako dia Ilay Nahary izao tontolo izao. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=1-1&dika=
24. ranini ( 04/05/2008 14:35)
badboy< ny A/tra izay inoko de fantatro tsara, tsy izzay mana oe tompo no hiditra ny fanjan'Atra fa yzay manaony sitrapony.ny sitrapony de ny ankalazany ny oona retraazy @ fony ,fanahy, saina ary teanany an'Jehovah.
ny ho tia ny namanao.ny he aza manonona fona ny anaran'Atra de hoe mampiasa ny anarany @ zvtr tsy mety.oh:miozona @ anarany nefa lainga ny zvtr ataonao.
MBOLA HITOHY.
25. badboy ( 04/05/2008 15:05)
rijadolly>> lazainao fa ilay nahary izao tontolo izao ilay A/tra fantarao. Ao @ ilay takelaka jereo eto anefa tsy miseho io lazainao io fa hafa no ao. Ka iza zany ilay izy : ilay nahary izao tontolo izao ve sa ilay "jereo ato"??
26. badboy ( 04/05/2008 15:07)
ranini >> ka mba zarazarao ilay A/tra fantatrao dia ambarao anay hoe iza izy io! Ny valiteninao dia tsy mamaly ilay fanotaniana satria ilay fanontaniana tsy hoe "mila ankalazaina ve A/tra" fa hoe "fanatrao ve ilay A/tra resahinao".
27. ikaretsaka ( 04/05/2008 15:26)
badboy:

fody >> ka iza ary ilay A/tra resahanao fa ianao zany mahalala azy!



andriamanitra azo resahana fa tsy azo faritana.. izay no tsy maha taka pesipesenina azy
28. xxx ( 04/05/2008 17:02)
arak'ilay fomba fiteny : Dieu n'est pas démontrable mais on peut le montrer. Ou encore, on ne démontre pas la foi mais on la montre. Autrement, Dieu deviens un objet d'étude comme les autres.
On ne peut prétendre de connaitre Dieu sans sa Révélation. Dieu se révèle, se auto-communique et se montre en nous par divers moyen : prière, liturgie, sacrément, prédication, catéchèse/ dans la vie, dans l'amitié, et mm dans le moment de preuve, etc.
Par cette raison je peux affirmer que je le connais, bien que pas totalement.

29. badboy ( 04/05/2008 17:07)
ikaretsaka >> ka @ fomba ahoana no ahafantarana sy ahafahana irehana izany tsy takapesipesenina izany. Na ny fianan'ny olondrehetra eto antany aza zany de tsy ho ampy ny hiresahana azy raha toa ka izay. Nefa rehefa dinihana ny toroteny ao ambany rehetra ao dia tena mahalala an'ilay A/tra resahany avokoa ny rehetra fa saingy tsy faritany mihintsy ilay A/tra fa resahany fotsiny.

Ka mba farito moa f'aza atao an'izany valiteny tsy mahafaritra azy izany. Satria rehefa miresaka zavatra tsy voafaritra, dia tahaky ny olona iray hanorona trano nefa tsy namaritra ny itoeran'ilay rindrin'efatra ka ny niafarany na rindrina iray aza tsy vita, satri tsy voafaritra ny toerana isiany, na ny halavany, na ny hahavony na ny hateviny. lasa rindrina tsita pesipesenina ilay izy ka tsy hita izay azo ampiasana azy. Toy izay koa ilay miresaka an'ilay A/tra tsy vofaritra satria lasa resaka tsisy farany fotsiny.
30. ikaretsaka ( 04/05/2008 17:24)
badboy> azo atao ny miresaka infinite fa tsy azo atao ny mamaritra ny infinite hoe hatereto ka hatreto..
dia tahaka izay ilay izy
31. pissoa ( 04/05/2008 17:28)
badboy:

ikaretsaka >> ka @ fomba ahoana no ahafantarana sy ahafahana irehana izany tsy takapesipesenina izany. Na ny fianan'ny olondrehetra eto antany aza zany de tsy ho ampy ny hiresahana azy raha toa ka izay. Nefa rehefa dinihana ny toroteny ao ambany rehetra ao dia tena mahalala an'ilay A/tra resahany avokoa ny rehetra fa saingy tsy faritany mihintsy ilay A/tra fa resahany fotsiny.

Sao misy mifamadika izany teninao izany !
Koa izy tsy hita pesipesenina izay indrindra no hahafahana miresaka Azy koa, ary ny fahafantarana fa tsy hita pesipesenina Izy dia efa isan'ny fahafantarana Azy sahady. Izaho rahateo mahazo antoka fa ny olona rehetra miresaka eto tsy mbola nisy niteny hoe lavorary ny fahalalany an'Andriamanitra. Ny "tsara" ie - betsaka. :-D :-D :-D

badboy:
Ka mba farito moa f'aza atao an'izany valiteny tsy mahafaritra azy izany. Satria rehefa miresaka zavatra tsy voafaritra, dia tahaky ny olona iray hanorona trano nefa tsy namaritra ny itoeran'ilay rindrin'efatra ka ny niafarany na rindrina iray aza tsy vita, satri tsy voafaritra ny toerana isiany, na ny halavany, na ny hahavony na ny hateviny. lasa rindrina tsita pesipesenina ilay izy ka tsy hita izay azo ampiasana azy. Toy izay koa ilay miresaka an'ilay A/tra tsy vofaritra satria lasa resaka tsisy farany fotsiny.


Farito ary ny atao hoe mamaritra sy voafaritra aloha ! :-D :-D :-D
32. ikaretsaka ( 04/05/2008 17:32)
faharoa ! (azafady fa nikatso) 8)
andriamanitra tsy trano..
ny trano Hita pesipesenina fa Atra tsy hita pesipesenina...
33. badboy ( 04/05/2008 17:48)
xxx:

arak'ilay fomba fiteny : Dieu n'est pas démontrable mais on peut le montrer. Ou encore, on ne démontre pas la foi mais on la montre. Autrement, Dieu deviens un objet d'étude comme les autres.
On ne peut prétendre de connaitre Dieu sans sa Révélation. Dieu se révèle, se auto-communique et se montre en nous par divers moyen : prière, liturgie, sacrément, prédication, catéchèse/ dans la vie, dans l'amitié, et mm dans le moment de preuve, etc.
Par cette raison je peux affirmer que je le connais, bien que pas totalement.


En gros ce que tu veux démontrer c'est que chacun a la définition de ce qu'est Dieu et qu'il ne peut exister une seule définition?? Si c'est le cas, ne peut on pas dire alors que Dieu n'est pas unique et que chacun a son Dieux??

34. pissoa ( 04/05/2008 18:30)
O ry Badboy a, mba farito hoa aloha ilay hoe mamaritra sy voafaritra ... (oops, misy koa kay hoe mahafaritra) fa aza resahina fotsiny :-D :-D :-D
35. rijadolly ( 04/05/2008 19:00)
badboy:

rijadolly>> lazainao fa ilay nahary izao tontolo izao ilay A/tra fantarao. Ao @ ilay takelaka jereo eto anefa tsy miseho io lazainao io fa hafa no ao. Ka iza zany ilay izy : ilay nahary izao tontolo izao ve sa ilay "jereo ato"??

Mialatsiny marina fa heveriko hoe voafehin'lanitra sy ny tany izao tontolo izao kay aty anaty heritreritro ilay hevitra.
somary azavaiko kely fotsiny.
Ny Andriamanitra inoako dia ilay Nahary izao rehetra izao,tsy misy afatsy IZY eny fa na dia ireo ataon'sasany ho andriamanitra aza dia asatanany avokoa.
Ao amin'ilay Jereo eto izay ao amin'Baiboly no entiko hanohanana ny hevitro ka,fa tsy samy hafa akory ilay Andriamanitra teneniko sy ilay ao amin'Baiboly. indro averiko sady feno tsara ilay Jereo eto: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=1-31&dika= +++ http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=2&andininy=1-25&dika=

36. badboy ( 04/05/2008 19:41)
rijadolly >> misaotra @ ilay famaritana. Saingy eto ilay famaritana omenao dia notsongainao avy avy @ asa vitany izay sombitsombiny (une portion) fa angamba tsy mbola ilay tena izy manotolo.

Ohatra akaiky, ny mpanao fanaka dia ireo olona manatotosa fanaka ampiasaina ao antokatranon'ny tsirairay. Ny asa vitany no namaritana azy. Fa rehefa tsy eo @ io asany io tsony izy dia inona? satria mino aho fa manana fiainana hafa ankoatr'io asany io izy.

Dia tahaka izay koa ilay fanotaniana apetrako : rehefa miala @ ilay famaritana avy @ asa izany, hoe namorona izao tonotolo izao, dia inona na iza A/tra?
37. Fody ( 04/05/2008 19:44)


badboy:

Tsy zavatra Andriamanitra ka azo faritana hoe: Ny atao hoe Andriamanitra dia....

Ny fahalalana an\'Andriamanitra dia tsy midika fa mahafantatra ny aminy mantolo. Toy ny milaza hoe: \"mahalala ny vadiko aho\". Tsy midika io fa fantatro daholo ny aminy. Fantatro izy satria mifandray amiko, mifanerasera amiko sns... Izay fifandraisako aminy izay no niteraka ny fahalalako azy. Ianao tsy mahalala azy satria tsy mifanerasera aminy.
Ary raha ny mpifankatia no tsy mifankahalala dia azo lazaina fa tsy normal. Ny fahalalana no miteraka fitiavana. Ny fahalalana anefa dia tsy midika ho fahafantarana tanteraka ny momba an\'ilay olon-tiana.
Toy izay koa ny momba ny fahalala an\'Andriamanitra. Raha tsy misy fahalala an\'Azy dia tsy hisy ny finoana sy ny Fitiavana azy. Io fahalalana io dia vokatry ny fifandraisana aminy. Mbola tsy feno io fahalalana io, ary tsy ho feno koa satria tsy takapesipesenin Izy Andriamanitra.


Ho valin\'ny fanontanianao dia izao: Fitiavana ilay Andrimanitra inoako. Raha milaza an\'io aho dia tsy midika fa Andriamanitra hafa noho izay lazain\'i xxx no ambarako. Fa samy manana ny fifandraisany aminy ny rehetra ka samy manana izay fomba iantsony azy. Toy ny hoe: i pissoa ho an\'ny adanahiny dia anabavy be hantahanta, ho an\'ny prof any an-dakilasy kely madity, ho an\'i cutie izy hafa mihitsy, ho an\'i fijo koa mbola hafa, ho an\'i ikaretsaka koa mbola hafa.... Nefa dia i pissoa ihany no resahana eo. Ary ireo rehetra ireo dia inoako fa tsy misy mahalala an\'i pissoa ohatra ny hahalalako azy.... Dia ilaza ve badboy hoe: be dia be i pissoa fa tsy iray? Izay ihany!



Misaotra!
38. xxx ( 04/05/2008 20:29)
En gros ce que tu veux démontrer c'est que chacun a la définition de ce qu'est Dieu et qu'il ne peut exister une seule définition?? Si c'est le cas, ne peut on pas dire alors que Dieu n'est pas unique et que chacun a son Dieux??


Je ne sais pas si j'explique mal, bon, mais au moins Fody a compris ce que je voulais dire. De nouveau, dès que tu parles de la définition de Dieu, t'es déjà à côté de la plaque. Comment peut-on définir un être infini ? Comment peut-on saisir le Transcendant ? Et tu ne peut même pas définir l'homme à plus forte raison Dieu.
Je le connais seulement par mes expériences de foi, par mes relations avec les autres, dans la vie. Chacun a ses expériences de Dieu. Et soyons claire, la multiplicité des expériences ne veut pas dire multiplicité des divinités. relis ce que Fody a parlé de Pissoa.
39. badboy ( 04/05/2008 23:16)
xxx:
De nouveau, dès que tu parles de la définition de Dieu, t'es déjà à côté de la plaque. Comment peut-on définir un être infini ? Comment peut-on saisir le Transcendant ? Et tu ne peut même pas définir l'homme à plus forte raison Dieu.


C'est intéressant de voir cette facon de croire et de ne pas voir. C'est vrai, on va me dire que c'est la foi et tant mieux. Quelqu'un qui n'a pas de foi est une personne qui est capable de tout, du pire comme du bien.

Mais là, tu viens d'écrire qu'on ne peut définir Dieu car c'est un être infini!!!!
Tu viens de le définir en disant que c'est un être. Et l'ambivalence vient du mot infini avant le mot être. En effet, un être infini c la représentation de tout le monde et de personne donc si on maintient ta définition, dont tu pointes du doigt le fait de définir d'être déjà à côté de la plaque, Dieu est un être qui represente à la fois tout le monde et personne. On croit à celui qui représente tout le monde alors ou à celui qui ne représente personne??
40. ikaretsaka ( 05/05/2008 01:44)
C'est intéressant de voir cette facon de croire et de ne pas voir. C'est vrai, on va me dire que c'est la foi et tant mieux. Quelqu'un qui n'a pas de foi est une personne qui est capable de tout, du pire comme du bien.


io letsy tsy misy hafa @ hoe any @ tany tsy misy fitaratra dia misy miteny an'ialahy hoe misy tandra ny lamodina na ny fitombenan'ialahy na hoe misy volo fotsy be ao @ mokondoha a... tsy hitan'ialahy fa ialahy io na hino na tsy hino!

Mais là, tu viens d'écrire qu'on ne peut définir Dieu car c'est un être infini!!!!
Tu viens de le définir en disant que c'est un être

ny etre misy etre defini sy etre indefini. ary ny etre tsy voatery ho personne (to be or not to be... ho'zy shakespira izay)


Dieu est un être qui represente à la fois tout le monde et personne. On croit à celui qui représente tout le monde alors ou à celui qui ne représente personne??
tsy a la fois ngamba ny eto fa en meme temps... tsary haiko moa ity teny faratainareo ity ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3696