Mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanareo??
81. Ilo
(
08/05/2008 12:03)
Dia afaka itarina ilay izy hoe ireo izay tsy mino an'i Kristy ve, fa mino anan'A/tra, dia tsy ampy finoana???
Raha mikasika io fanontaniana iray io aloha dia Jesoa efa miteny fa "izay mino ny zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy."Jn 3:36
Na handalina momban'A/tra mandra-pahafaty aza isika tsy hahafatra tanteraka Azy izany fa sombitsombiny ihany. Mety hoe mitombo ny fahalalantsika Azy fa tsy ho feno izany mihitsy.
82. ikaretsaka
(
08/05/2008 12:39)
Tohiziko ilay tantara ary rehefa hoe hitarina ihany:
i Jesoa raha nanontany heo "ataonareo ho iza aho" dia nony namaly ireo dia tsy nanontany i Jesoa hoe "iza izany A/tra, na hoe farito ny atao heo Andriamanitra na zanak'Atra" fa ny declaration fotsiny no nilainy!
Raha niverina nametraka i Jesoa heo iza izany Atra, dia inoako fa betsaka @ ireo apostoly no nisandrahaka

83. rakaroka
(
08/05/2008 13:00)
Fa mitohy ny tantara hoe "raha nahafantatra ahy ianareo dia " nahafantatra izay naniraka ahy koa!" ary izay ela izay no nitoerako teto aminareo: Tena marina ara-bakiteny ankehitriny.
Ny véritable "blem" ara-réference ny baiboly anankinana ny "approche" fijery aza dia nametraka hatrany ny "ambiguité" tamin'ny resaka finoana. Ary io tsy i Badboy fa na i Jesoa en Perso aza , nametraka mametika mihitsy amin'ny fomba isan-karazany ny "confusion" hatry ny faha Mosesy aza. Tahaka ny hoe tonga izy hi-ajusté ny tsy takatry ny olona amin'ny sitrapon'Atra. Ny fariseo nolazainy fa mibahana ny varavaran-danitra sady
manakana ny olona tsy hiditra anefa tahaka ny "arahina an-jamba ny fampianarany? SNS...
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :?: :?:

85. xxx
(
10/05/2008 13:48)
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao??
fantatro zay inoako
Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao???
za alou tsy mpitory ka tsy haiko ndray ny @ zany