Mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanareo??
61. rakaroka
(
06/05/2008 19:44)
Au contraire je reviens au concept de Dieu en éloignant nos "fijery"
62. badboy
(
06/05/2008 19:52)
Et encore une fois, tu t'enfonces tjs dans ton obsession de définition de Dieu.
Mm si tu dépenses toutes les années de ta vie tu n'arriveras jamais à le définir. Lis l'histoire de St Augustin.
Azavao amiko ary hoe ahoana ny fomba hahafahanao mampita zavatra tsy voafaritrao. Tsy tahaka ilay mialza fa mahalala izao tontolo izao ve izany nefa tsy mahafehy akory ilay hoe "tontolo"??
Ohatra akaiky indrindra dia ny famehezana ny teny. Raha mbola vao teraka ny zaza dia resahana zavatra efa hain'ny RAR, ny manavaka ny ratsy sy ny tsara. Raha tsy voafaritrao ny ratsy, @ fomba ahoana no hampitanao ireo heverinao ho tsara??
Dia tahak'izay koa ilay fahalalana an'A/tra : mila voafehinao aloha ilay hoe iza izy izay vao afaka ny hampita @ hafa ny fampianarana ny momba azy ianao!
63. ikaretsaka
(
06/05/2008 19:53)
Saint Augustin, Evêque d'Hippone, en Afrique du Nord, se promenait un jour au bord de la mer, absorbé par une profonde réflexion : il cherchait à comprendre le mystère de dieu . Il aperçoit tout à coup un jeune enfant fort occupé, allant et venant sans cesse du rivage à la mer : cet enfant avait creusé dans le sable un petit bassin et allait chercher de l'eau avec un coquillage pour la verser dans son trou. Le manège de cet enfant intrigue l'Evêque qui lui demande :
- Que fais-tu là ?
- Je veux mettre toute l'eau de la mer dans mon trou.
- Mais, mon petit, ce n'est pas possible ! reprend Augustin. La mer est si grande, et ton bassin est si petit !
- C'est vrai, dit l'enfant. Mais j'aurai pourtant mis toute l'eau de la mer dans mon trou avant que vous n'ayez compris le mystère de Dieu
Sur ces paroles, l'enfant disparait. Augustin réalise alors que c'est un ange qui a pris cette forme pour lui faire comprendre qu'il y a des mystères, c'est-à-dire des Vérités Divines, que l'esprit limité de l'homme ne pourra jamais arriver à comprendre dans leur totalité.

64. ikaretsaka
(
06/05/2008 19:56)
(azafady fa tapaka) fa io dia nalaina tao @ "De Trinitae" (st Augustin mazava ho azy) :wink:
65. fijo
(
06/05/2008 20:36)
ary sao dia ilay "natiora"ihany ary no andriamanitra???io mantsy tsy azo ferana ary tsy hay azavaina;
66. badboy
(
06/05/2008 20:41)
ikaretsaka:
Mais j'aurai pourtant mis toute l'eau de la mer dans mon trou avant que vous n'ayez compris le mystère de Dieu
Sur ces paroles, l'enfant disparait. Augustin réalise alors que c'est un ange qui a pris cette forme pour lui faire comprendre qu'il y a des mystères, c'est-à-dire des Vérités Divines, que l'esprit limité de l'homme ne pourra jamais arriver à comprendre dans leur totalité.
Eto ndray koa ilay "référence" dia hafa.
Comprendre : L'idée dominante est celle d'un rapport quantitatif de contenant à contenu ; saisir le sens, concevoir. @ teny gays "azo".
Connaître : Distinguer, faire la différence entre ; avoir l'idée ou la notion d'une chose. @ teny gasy dia hoe "mahalala".
Dia aza afangaro fa ny fanontaniako tsy hoe "Azonao ve?" fa hoe "Fantarao ve?"
fijo:
ary sao dia ilay "natiora"ihany ary no andriamanitra???io mantsy tsy azo ferana ary tsy hay azavaina;
Io zao mety ho valiny! Dia io valitenin'i fijo io ihany koa no otran'ny hilazako hoe sao dia mba tsy minomino foana ihany ny Hindou?
67. fijo
(
06/05/2008 20:44)
ka isika rehetra ireto anie samy minomino foana,ary samy tsy minomino foana ihany koa e.
ny antony di aizao.ny zavatra hinoana,na tsy hinoana dia zavatra samy tsy mbola nisy nahita .tsy mbola nisy nandre.fa dia ny sain afotsiny no maminavina azy.

68. rakaroka
(
06/05/2008 21:06)
Misy fitenenana hoe " une pierre ne peut être poli sans frottement".
Ka samy manana ny réference-ny ny Tsi1/1 sy ny isam-paritra, firenena.
Samy manana ny fijeriny.
Amin'ny resaka ifanaovana eto dia mibahana ny fijeryXtiana amin'ny ankapobeny, fa raha ny fihevintsika ny esprit et son évolution dia tsy mitovy amin'ny hafa. Ho an-drizareo mino ny karma ohatra. Ny Hindou izay toa mametraka fa Mère Divine ny Tany ary Père Divine:Dieu: Dia mety ny sady mihevitra ny zavatry ny tany sy ny lanitra , fa tsy ny iray ihany ohatra.Betsaka ny zava-nahasoa nontovoziko tamindrizareo koa ka!

69. Fody
(
07/05/2008 08:48)
fijo:
ka isika rehetra ireto anie samy minomino foana,ary samy tsy minomino foana ihany koa e.
Mba manana lojika rehefa miteny ry namana! Mba asio fifandraisany ny zavatr lazaina. Ny olona siantifika rehefa miteny hoe: + (plus) dia + (plus) izay, fa tsy hoe sady + (plus) no - (moins) .
fijo:
ny antony di aizao.ny zavatra hinoana,na tsy hinoana dia zavatra samy tsy mbola nisy nahita .tsy mbola nisy nandre.fa dia ny sain afotsiny no maminavina azy.
Efa nisy ny nandre, ary efa nisy ny nahita an'Andriamanitra, ary mbola misy ny mandre, sy mahita Azy hatramin'izao.
Ary ny fahandrenesana azy, sy ny fahitana azy no niteraka ny fahalala kely azy, ka nahatonga ny maro hanampakevitra ny hanolotra ny Fiainany aminy.
Izay koa no hanamafisana fa ny finonana dia: acte de liberté.
Misaotra.
70. xxx
(
07/05/2008 09:56)
azavao amiko ary hoe ahoana ny fomba hahafahanao mampita zavatra tsy voafaritrao. Tsy tahaka ilay mialza fa mahalala izao tontolo izao ve izany nefa tsy mahafehy akory ilay hoe \"tontolo\"??
Sur la question de Dieu, come j\'ai maintes fois souligné qu\'il faut éviter le mot \" définir\". En ce sens qu\'il n\'est pas un objet parmi d\'autres ou un phénomène, ou encore une sensation. Par conséquent, la connaissance de Dieu n\'est pas d\'ordre intellectuel.
On peut l\'approcher par la foi ou par témoignage de foi pour le croyant, ou encore par la transmission de foi. Pour les athées ou les autres, ils accèdent à Dieu par leurs expériences de vie( amour envers le prochain, attachement à une vertu, etc).
Ohatra akaiky indrindra dia ny famehezana ny teny. Raha mbola vao teraka ny zaza dia resahana zavatra efa hain\'ny RAR, ny manavaka ny ratsy sy ny tsara. Raha tsy voafaritrao ny ratsy, @ fomba ahoana no hampitanao ireo heverinao ho tsara??
Dia tahak\'izay koa ilay fahalalana an\'A/tra : mila voafehinao aloha ilay hoe iza izy izay vao afaka ny hampita @ hafa ny fampianarana ny momba azy ianao!
Devant l\'immensité de la Verité de Dieu, personne ne peut prétendre de tout connaitre sur Dieu. Notre connaissance de Dieu n\'est que partielle car, d\'abord je suis limité, ma foi n\'est pas parfaite. Pourtant, cela ne m\'empêche pas de croire, je n\'entends jamais à être saint pour croire. Autrement je ne crois jamais. Je n\'entend pas à être parfait pour le témoigner. Autrement, je n\'arrive jamais à partager ma foi.
Enfin, sache bien que la Verité sur Dieu n\'est pas univoque, comme la verité mathématique : 2+2 =4.
En Lui, 2+2 peut etre 3,5 ou 5 ,etc. C\'est à dire, l\'essentiel c\'est que plusieurs vérités peuvent former en Une Verité.
Par exemple : mon corps n\'est pas seulement mes yeux, ni mes deux jambes, mais l\'ensemble de tous les organes.
Le Dieu chrétien est Trinitaire : Père, Fils et le Saint Esprit. Trois personnes qui forment une Famille. Y a là une interférence de pluralité et de l\'Unité.
Pour cette raison, le Christianisme ne prétend jamais à etre le seul détenteur de la Vérité sur Dieu, le seule religion valide, car il sait que Dieu est capable de se révéler sous divers moyens. Voilà pkoi, il accepte le Dialogue avec les autres religions, car il croit que l\'Esprit Saint y souffle aussi.
Alors ne te préoccupe pas sur le cas de l\' hindouisme, ou bouddhisme.
71. rebeccaF
(
07/05/2008 09:59)
Hoy i badboy:
Raha hampita fahalalana amin'ny olona tokoa dia tokony hahafehy ny zavatra ampitaina aminy. Mitombina io fanamarihana io raha ohatra ka "zavatra" no resahana. Ohatra: raha ny momba ny tontolo no ampitaina amin'ny olona dia tokony ho voafehy ny resaka momba ny tontolo. Ny tontolo dia "zavatra" ka azo atao tsara ny mifehy ny aminy.
Fa tsy misy kosa ny mahafehy ny momba ny "olona" (Personne) manontolo. Indindra raha mbola velona izy. Ka raha hampita ny aminy amin'ny hafa ianao dia araka izay nifandraisanao taminy no hanambaranao azy amin'ny hafa.
Koa satria Andriamanitra "Personne" dia amin'ny fifandraisana aminy no hahalalana azy. Ary izay fahalalana izay no ampitaina amin'ny hafa.
Tsy idirako lalina ny resaka sasany fa araka ny fahitako azy dia misy hevitra hafahafa tianao hatsofoka, ka mahatonga ny raisonnement-nao tsy tena cohérent loatra, sy mahatonga anao manafangaro resaka.

72. badboy
(
07/05/2008 11:52)
xxx:
Sur la question de Dieu, come j'ai maintes fois souligné qu'il faut éviter le mot " définir". En ce sens qu'il n'est pas un objet parmi d'autres ou un phénomène, ou encore une sensation. Par conséquent, la connaissance de Dieu n'est pas d'ordre intellectuel.
On peut l'approcher par la foi ou par témoignage de foi pour le croyant, ou encore par la transmission de foi. Pour les athées ou les autres, ils accèdent à Dieu par leurs expériences de vie( amour envers le prochain, attachement à une vertu, etc).
Aza adino ranamana fa izay nahita an'i Kristy dia nahita an'A/tra. Kristy anefa araky ny testamenta vao² dia nitoetra tao anaty nofo : "olombelona"!
xxx:
Le Dieu chrétien est Trinitaire : Père, Fils et le Saint Esprit
Dia rehefa "olombelona" nofo sy ra ilay Zanaka, dia nahoana no tsy afaka ny hamaritra ny momba azy?????
73. Fody
(
07/05/2008 16:51)
badboy:
Dia rehefa "olombelona" nofo sy ra ilay Zanaka, dia nahoana no tsy afaka ny hamaritra ny momba azy?????
aho tery ambony tery saingy angamba tsy mba novakinao:
Tsy zavatra Andriamanitra ka azo faritana hoe: Ny atao hoe Andriamanitra dia....
Ny fahalalana an'Andriamanitra dia tsy midika fa mahafantatra ny aminy mantolo. Toy ny milaza hoe: "mahalala ny vadiko aho". Tsy midika io fa fantatro daholo ny aminy. Fantatro izy satria mifandray amiko, mifanerasera amiko sns... Izay fifandraisako aminy izay no niteraka ny fahalalako azy. Ianao tsy mahalala azy satria tsy mifanerasera aminy.
Ary raha ny mpifankatia no tsy mifankahalala dia azo lazaina fa tsy normal. Ny fahalalana no miteraka fitiavana. Ny fahalalana anefa dia tsy midika ho fahafantarana tanteraka ny momba an'ilay olon-tiana.
Toy izay koa ny momba ny fahalala an'Andriamanitra. Raha tsy misy fahalala an'Azy dia tsy hisy ny finoana sy ny Fitiavana azy. Io fahalalana io dia vokatry ny fifandraisana aminy. Mbola tsy feno io fahalalana io, ary tsy ho feno koa satria tsy takapesipesenin Izy Andriamanitra.
Ho valin'ny fanontanianao dia izao: Fitiavana ilay Andrimanitra inoako. Raha milaza an'io aho dia tsy midika fa Andriamanitra hafa noho izay lazain'i xxx no ambarako. Fa samy manana ny fifandraisany aminy ny rehetra ka samy manana izay fomba iantsony azy. Toy ny hoe: i pissoa ho an'ny adanahiny dia anabavy be hantahanta, ho an'ny prof any an-dakilasy kely madity, ho an'i cutie izy hafa mihitsy, ho an'i fijo koa mbola hafa, ho an'i ikaretsaka koa mbola hafa.... Nefa dia i pissoa ihany no resahana eo. Ary ireo rehetra ireo dia inoako fa tsy misy mahalala an'i pissoa ohatra ny hahalalako azy.... Dia ilaza ve badboy hoe: be dia be i pissoa fa tsy iray? Izay ihany!
rebeccaF io ambony io:
Raha hampita fahalalana amin'ny olona tokoa dia tokony hahafehy ny zavatra ampitaina aminy. Mitombina io fanamarihana io raha ohatra ka "zavatra" no resahana. Ohatra: raha ny momba ny tontolo no ampitaina amin'ny olona dia tokony ho voafehy ny resaka momba ny tontolo. Ny tontolo dia "zavatra" ka azo atao tsara ny mifehy ny aminy.
Fa tsy misy kosa ny mahafehy ny momba ny "olona" (Personne) manontolo. Indindra raha mbola velona izy. Ka raha hampita ny aminy amin'ny hafa ianao dia araka izay nifandraisanao taminy no hanambaranao azy amin'ny hafa.
Koa satria Andriamanitra "Personne" dia amin'ny fifandraisana aminy no hahalalana azy. Ary izay fahalalana izay no ampitaina amin'ny hafa.
Rehefa lany bala dia milaza hoe: tsy hitako intsony izay lazaina fa aza manao resa-jaza, ka ny eo ihany no averina.
Misaotra!
74. badboy
(
07/05/2008 18:53)
Nolazaiko tery ambony hoe "représentant des personnes et les non personnes" A/tra!!
Ny anao zany faritanao hoe fitiavan'izy! Ampy anao zay hoy ianao! De manao tsinotsinona an'A/tra enao satria mametraka azy ho @ zavatra iray monja manoloana ireo endrika rehetra isehoany(izay ianao ihany koa no nilaza io)! Isan'izany ny mahaolombelona azy izay ataonao tsinotsinona!!
Tsy ao anaty baiboly ve ilay hoe "andeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika"??? Dia averiko eto koa ho an'ireo mody fanina (xxx; fody) fa vatana amandra Kristy fa tsy "Etre philosophique" ary tsy za no namorona io!!
Dia mbola sahy hilaza ihany ve ianao, ao anatin'ny famaritana maro izay misy, fa tsy mitsingevana tahaka ny anao, fa tsy manana "nature" olona A/tra??
Dia raha olona Kristy (donc olona koa A/tra indirectement satria izy reo dia telo izay iray!!!) ary koa ny endrik'olona dia endrik'A/tra, ny vatan'olona dia nalaina tahaka t@ vatan'A/tra.
Be ve izany no mivavaka fe mivavaka fotsiny fa tsy mandalina, dia mampita ilay fahalalana tsy feno @ ireo hafa??? Dia toa voamaika mitombona be ilay fanotaniako hoe tena fantatrao ve ilay A/tra resahanao????

75. ikaretsaka
(
07/05/2008 19:55)
miodikodina be izany balan'ny badboy izany..
1) raha manao heo fitiavana Atra
raha manao hoe fitiavana andriamanitra dia ireo lazainao fa "endrika' isehoany rehetra ireo dia endrika fitiavana aby anie..... le fotony jerevana sa tsy le efa misandrahaka be.. maty iuzy noho izao,,n iseho t@ endrika izao izy satria ny zavatra ambarany dia izao... tia tohizo raha tsy miafara any @ hoe satreia nohon'ny fitiavany antsika izany rehetra izany!
NB: Rehefa manao sujet momban'Andriamanitra dia aza adino foana ny mametraka ny "pourquoi" aorian'ny "comment" ho'zy ilay olomasina 1 izay!
2) Ny maha nature olona an'Andriamanitra: tsy ilay hoe olona mitovy endrika amintsika akory no hoe maha olona an'Atra.. Raha tsy iznay dia Adama izany Andriamanitra!....
Raha resaka etude theologique an''io no olan;i badboy dia halalino ary mazotoa
1) raha manao heo fitiavana Atra
De manao tsinotsinona an'A/tra enao satria mametraka azy ho @ zavatra iray monja manoloana ireo endrika rehetra isehoany(izay ianao ihany koa no nilaza io)! Isan'izany ny mahaolombelona azy izay ataonao tsinotsinona!!
raha manao hoe fitiavana andriamanitra dia ireo lazainao fa "endrika' isehoany rehetra ireo dia endrika fitiavana aby anie..... le fotony jerevana sa tsy le efa misandrahaka be.. maty iuzy noho izao,,n iseho t@ endrika izao izy satria ny zavatra ambarany dia izao... tia tohizo raha tsy miafara any @ hoe satreia nohon'ny fitiavany antsika izany rehetra izany!
NB: Rehefa manao sujet momban'Andriamanitra dia aza adino foana ny mametraka ny "pourquoi" aorian'ny "comment" ho'zy ilay olomasina 1 izay!
2) Ny maha nature olona an'Andriamanitra: tsy ilay hoe olona mitovy endrika amintsika akory no hoe maha olona an'Atra.. Raha tsy iznay dia Adama izany Andriamanitra!....
Raha resaka etude theologique an''io no olan;i badboy dia halalino ary mazotoa
76. badboy
(
07/05/2008 20:18)
ikaretsaka >> Ilay mitoriteny fe mioriteny sy manao safibemantsina no tsy voako. Dia rehefa napetrako ilay olana dia tena hita fa mamaky soratra ny ankabeazan'ireo mafana fo @ilay resaka A/tra fa tsy mijery ilay hevitra ambadika!! Nefa ange de efa nasehon'i Kristy fa ao ambadiky ny teny lazainy dia hevitra hafa no tena tiany haseho. Ohatra hoe ny tempoly arodana dia mitsangana afaka ateloana, ny tenany no tiany ho lazaina anefa. Na koa ireo ohabolana maro izay nataony.
Ka mba fantaro tsara aloha ilay A/tra resahana vao resahana sy hampitaina!!!

77. ikaretsaka
(
07/05/2008 20:29)
ka andriamanitra ange tsy natao ho fantatra "tsara" hoa e... izany no ianarana momba azy foana.
za tsy manda ny ananana base aza sry tsy mihonona @ ilay base..
fa averiko @ ilay resaka ary ihany io hoe raha miresaka momba an'i badboy ve dia tsy maintsy mila mahalala an'i badboy hatrany @ tsinaimaintin'i badboy?
marina fa ny mahalalala kokoa an'i badboy no afaka miresaka kokoa momban'i badboy sy heo inoan'ny olona kokoa... fa na izany aza tsy 100% mahalaza an'i badboy iny fa manampy kosa ny olona hahalala an'i badboy misimisy kokoa

78. xxx
(
07/05/2008 21:57)
Aza adino ranamana fa izay nahita an'i Kristy dia nahita an'A/tra. Kristy anefa araky ny testamenta vao² dia nitoetra tao anaty nofo : "olombelona"!
Dia rehefa "olombelona" nofo sy ra ilay Zanaka, dia nahoana no tsy afaka ny hamaritra ny momba azy?????
Io indray ilay famaritana
Chapeau aho marina ! tsy haiko ny miresaka @ ialahy, tsy afaka hahafantatra olona anankiray à 100% na oviana na oviana ianao. Na ny reninao niteraka anao aza tsy afaka hamaritra anao. Ary na ianao aza tsy hanaiky ho faritan'ny olona izany. Rah tsy hoe Robot angamba.
Ary na nitafy nofo sy rà aza Kristy dia iza moa no tena mba nahalala Azy fony izy teto an-tany.
Raha nanontany ny mpianany Izy indray andro : ataon'ny olona iza aho ?
Dia mpaminany daholo ny valiny. Tsy nisy namaly mihitsy hoe Zanak'Andriamanitra.
Ary raha namaly kosa i Piera hoe :" Ianao no Zanak'Andriamanitra Velona"
Dia mbola notsindrian'i Kristy mazava fa tsy ny nofo sy rà nahafantaranao anao an'izany fa ny t@ Raiko no nanambara izany taminao. Noho izany, tsy maintsy Révélation hatrany no hahafantarantsika momba an'Andriamanitra fa tsy miainga avy amintsika mihitsy.
Valin-teny farany iny. Fa dia mahereza
79. rakaroka
(
07/05/2008 22:06)
8O 8O 8O Resaka moa no ampiadiana eto fa tsy ny mpisera. Hono wà.
Raha toa moa i Jesoa izay nametraka ilay fanontaniana hoe : "ataonareo ho iza moa aho?" satria nipetraka angamba ny "confusion"m-piheverana efa hatramin'izany?.... :roll: 8O :?:

80. badboy
(
08/05/2008 11:14)
rakaroka >> io fanotanianao io mbola manamafy hatrany ilay fanotaniana tary amboalohany!! Ary mbola hita koa hoe confusion ny valiny hatr@ zao!
Dia afaka itarina ilay izy hoe ireo izay tsy mino an'i Kristy ve, fa mino anan'A/tra, dia tsy ampy finoana??? Dia eto ve zany A/tra @ famaritan'ny kristianina no inoany sa A/tra hafa??? Dia ny kristianina ve afaka milaza hoe izay tsy mino an'i Kristy dia diso?? Dia ireo fanotaniana ireo, ankoatr'izay mbola tsy voapetraka, no ho voavaly tsara angamba raha toa ka tena afaka ny hamaly ilay fanotaniana tary amboalohany hoe "mba fantatrao marina ve moa A/tra??
Izaho afaka milaza hoe tsy mahalala aho matoa nametraka io fanotaniana io. Sombipahalalana izay tsy tena fantatro ny fahamarinany no misy ato amiko satria napetraka tamiko hatr@ mbola kely ary @ alalan'ireo lahatsoratra izay nadika arabakiteny fa tsy dia tena voalalina loatra!