toekarena gasy

1. ikotoleta ( 06/05/2008 08:55)
:arrow: inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy?
:arrow: betsaka ve PIB @fambolena vary? 8O :o :lol: :x :oops:

misokatra ny adihevitra
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:30
2. simplex ( 06/05/2008 09:54)
ikotoleta:
inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy?
bonne question... bedabe fa ny tsy maintsy misy aloha dia famokarana ara indostrialy.
ikotoleta:
betsaka ve PIB @fambolena vary?
Ny sehatry ny fambolena ankapobeny mintsy no tsy mitondra firy @ PIB, ny antsika io an. Izany akory tsy midika fa tsy important io. Ao anatin'ny PPN ny vary noho izany tsara ny mi-maitriser ny famokarana na hoan'ny fandaniana eo antoerana fotsiny ihany aza...
3. ainaheri ( 06/05/2008 11:07)
betsaka ve PIB @fambolena vary


Azo atao kou mamboly taboara :roll: :roll:
4. ikotoleta ( 06/05/2008 17:25)
:arrow: tonga ny expert @taboara. anti-expert no andrasana
:arrow: indostrialy inn no atao
5. ainaheri ( 08/05/2008 06:16)
fa atao inn alou le anti ry ngahy ikotoleta???????????????????????:roll: :-w
6. Jeankely ( 14/05/2008 08:22)
Ny expert @ taboara koa aza mamadidresaka ary simba ny resakin'ny Ministry ny Toekarena atsy ho atsy (Ikotoleta). Aleo hilamina ry Ministry ny Taboara (ainaheri) aa :-D
7. patrick2002 ( 15/05/2008 15:05)
toekarena aloha dia betsaka ny azo lazaina ,ary mampana-karena aby io zavatra rehetra hitany masonao io , ny olana @ toe-karena gasy dia tsy haintsika ny mifehy azy hatramin'ny farany ,hany ka mandringa ilay izy ,
Oh lazaiko aminao ,nisy t@ fotoana ny sosialisma malagasy ,mamokatra mamokatra mamokatra hatrany ,baiklom-pitolomana io ,natao izay hahavitany gasy hahaleo-tena ara-tsakafo (vary io) nefa tsy nitondra aiza ilay izy satria Ny tantsaha tsy nahazoto namokatra fa vidin'ny SINPA mora ny vokatra ,

Tonga indray ity ny fitondrany Ravalo, hamboarina ny lalana mba hivoahany vokatra ,Tsy nohalalahana sahala @ taloha ny fanafarana vary ,fa ny TIKO agri ihany no mahazo manafatra ,lafo ny vidim-bary , mazoto miasa ny tantsaha ,nefa indrisy fa miha-mahantra ny olona fa tsy takatra ny vidim-bary ,hita simba ny fiaraha-monina malagasy, kidnapping, halatra tetsy ,braquage taroa.

amiko ireo rafitra toe-karena roa ireo dia tsy mitondra niakatra ny toe-karena malagasy mihintsy ,satria tsy voafehintsika .tsy ilay rafitra no ratsy akory.
8. Jeankely ( 15/05/2008 17:17)
Toekarena xxxx1, mihinana kotoleta. :-D :-D :-D
9. bazylou ( 25/07/2008 13:30)
tsy hay mifehy sa tsy tiana hahay hifehy azy ??
8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179