toekarena gasy
![](https://avatar.serasera.org/e8607a205a39e8627ef75552ffe3198b.jpg)
1. ikotoleta
(
06/05/2008 08:55)
:arrow: inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy?
:arrow: betsaka ve PIB @fambolena vary? 8O :o :lol: :x :oops:
misokatra ny adihevitra
:arrow: betsaka ve PIB @fambolena vary? 8O :o :lol: :x :oops:
misokatra ny adihevitra
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:30
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
2. simplex
(
06/05/2008 09:54)
ikotoleta:bonne question... bedabe fa ny tsy maintsy misy aloha dia famokarana ara indostrialy.
inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy?
ikotoleta:Ny sehatry ny fambolena ankapobeny mintsy no tsy mitondra firy @ PIB, ny antsika io an. Izany akory tsy midika fa tsy important io. Ao anatin'ny PPN ny vary noho izany tsara ny mi-maitriser ny famokarana na hoan'ny fandaniana eo antoerana fotsiny ihany aza...
betsaka ve PIB @fambolena vary?
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
5. ainaheri
(
08/05/2008 06:16)
fa atao inn alou le anti ry ngahy ikotoleta???????????????????????:roll: :-w
![](https://avatar.serasera.org/204b8796d164d605dc944e17aeb47133.jpg)
6. Jeankely
(
14/05/2008 08:22)
Ny expert @ taboara koa aza mamadidresaka ary simba ny resakin'ny Ministry ny Toekarena atsy ho atsy (Ikotoleta). Aleo hilamina ry Ministry ny Taboara (ainaheri) aa :-D
![](https://avatar.serasera.org/e7b366112b0175e11bb53c3a9fc4ff51.jpg)
7. patrick2002
(
15/05/2008 15:05)
toekarena aloha dia betsaka ny azo lazaina ,ary mampana-karena aby io zavatra rehetra hitany masonao io , ny olana @ toe-karena gasy dia tsy haintsika ny mifehy azy hatramin'ny farany ,hany ka mandringa ilay izy ,
Oh lazaiko aminao ,nisy t@ fotoana ny sosialisma malagasy ,mamokatra mamokatra mamokatra hatrany ,baiklom-pitolomana io ,natao izay hahavitany gasy hahaleo-tena ara-tsakafo (vary io) nefa tsy nitondra aiza ilay izy satria Ny tantsaha tsy nahazoto namokatra fa vidin'ny SINPA mora ny vokatra ,
Tonga indray ity ny fitondrany Ravalo, hamboarina ny lalana mba hivoahany vokatra ,Tsy nohalalahana sahala @ taloha ny fanafarana vary ,fa ny TIKO agri ihany no mahazo manafatra ,lafo ny vidim-bary , mazoto miasa ny tantsaha ,nefa indrisy fa miha-mahantra ny olona fa tsy takatra ny vidim-bary ,hita simba ny fiaraha-monina malagasy, kidnapping, halatra tetsy ,braquage taroa.
amiko ireo rafitra toe-karena roa ireo dia tsy mitondra niakatra ny toe-karena malagasy mihintsy ,satria tsy voafehintsika .tsy ilay rafitra no ratsy akory.